Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JAS:1  2  3  4  5 


JAS 3:1     Alignment score: 0.267 → 0.284
Not many of you should become
teachers , my brothers , for you know that we who teach will be judged more strictly .
Tsy olona maro no tokony ho lasa mpampianatra , ry rahalahiko . Fantantsika fa handray fitsarana mafy kokoa isika .


JAS 3:2     Alignment score: 0.31 → 0.31
For we all stumble in many ways . If anyone does not stumble in words , he is a perfect man , able to control even his whole body .
Fa isika rehetra dia tafintohina amin ' ny fomba maro . Raha misy tsy tafintohina amin'ireo teny , dia lehilahy matotra tanteraka izy , afaka mifehy na dia ny tenany iray manontolo aza .
JAS 3:3     Alignment score: 0.258 → 0.287
Now if we put bits into horses ' mouths for them to obey us , we can also direct their whole bodies .
Ary raha asiantsika lamboridy eo ambavan'ireo soavaly mba hankatoavan'izy ireo antsika , dia afaka mitondra ny vatan'izy ireo iray manontolo ihany koa isika .
JAS 3:4     Alignment score: 0.171 → 0.181
Notice also that ships , although they are so large and are driven by strong winds , are steered by a very small rudder to wherever the pilot desires .
Jereo ihany koa fa ireo sambo , na dia lehibe tokoa aza izy ireny ary entin ' ny rivo - mahery , dia voavilin ' ny familiana tena kely any amin'izay rehetra tian
' ny mpanamory .
JAS 3:5     Alignment score: 0.225 → 0.226
In this way , the tongue is a small member , yet it boasts great things . Notice also how small a fire
sets on fire a large forest .
Toy izany koa ny lela dia rantsana kely amin ' ny vatana , kanefa izy dia mihambo zavatra betsaka . Jereo ihany koa ny hakelin ' ny afo izay mandoro ala be .
JAS 3:6     Alignment score: 0.24 → 0.277
The tongue is also a fire , a world of evil set among our members . The tongue defiles the whole body , sets on fire
the course of life , and is itself set on fire by hell .
Ny lela ihany koa dia afo , tontolon ' ny fahotana napetraka teo amin ' ny ratsam - batantsika . Izany dia manisy pentipentina ny vatana iray manontolo ary mandoro ny lalam - piainana . Arehitrin ' ny helo ny tenany .
JAS 3:7     Alignment score: 0.3 → 0.293
For every kind of wild animal , bird , reptile , and sea creature
is being tamed and has been tamed by mankind .
Fa ny karazam - bibidia rehetra , vorona , biby mandady , ary zava - boaharin - dranomasina dia folaka ary nofolahin ' ny olombelona .
JAS 3:8     Alignment score: 0.225 → 0.23
But no human being can tame the tongue . It is a restless evil , full of deadly poison .
Fa momban ' ny lela , tsy misy olona
mahavita mamolaka izany . Io dia ratsy tsy hay fehezina , feno poizina mahafaty .
JAS 3:9     Alignment score: 0.225
With it we praise the Lord and Father , and with it we curse men , who have been made in God 's likeness .
Amin'io no hiderantsika ny Tompo sy ny Ray , ary amin'io no hanozonantsika olona , izay natao nitovy tamin'Andriamanitra .
JAS 3:10     Alignment score: 0.366 → 0.366
Out of the same mouth come
blessing and cursing . My brothers , these things should not happen .
Avy amin'izany vava izany ihany no hivoahan ' ny fitahiana sy fanozonana . Ry rahalahiko , tsy tokony hitranga ireo zavatra ireo .
JAS 3:11     Alignment score: 0.184 → 0.279
Does a spring pour out from its opening both sweet and bitter water ?
Moa ny loharano va mamoaka rano mamy sy mangidy avy amin ' ny fivoahany ?
JAS 3:12     Alignment score: 0.332
Does a fig tree , my brothers , make olives ? Or a grapevine , figs ? Neither can salty water produce sweet water .
Moa ny hazon ' ny aviavy va , ry rahalahiko , mamoa oliva ? Na ny voaloboka , mamoa aviavy ? Ny rano masira koa dia tsy afaka hanome rano mamy .
JAS 3:13     Alignment score: 0.374
Who is wise and understanding among you ? Let that person show a good life by his works in the humility of wisdom .
Iza no hendry sy mahalala eo anivonareo ? Avelao izany olona izany hampiseho fiainana tsara amin ' ny asany
amin ' ny fanetren - tenan ' ny fahendrena .
JAS 3:14     Alignment score: 0.294
But if you have bitter jealousy and ambition in your heart , do not boast and lie against the truth .
Fa raha manana fialonana mangidy ianareo ary fanirian - daza ao am - ponareo , dia aza mihambo na mandainga manohitra ny marina .
JAS 3:15     Alignment score: 0.415 → 0.412
This is not the wisdom that comes down from above . Rather , it is earthly , unspiritual , demonic .
Izany dia tsy fahendrena izay nidina avy any ambony . Fa kosa , avy amin ' ny tany
, ny tsy ara - panahy , ny demoniaka izany .
JAS 3:16     Alignment score: 0.256
For where there are jealousy and ambition , there is confusion and every evil practice .
Fa any amin'izay misy fialonana sy fanirian - daza , dia misy fifanjevona
sy fanaovana ny ratsy rehetra .
JAS 3:17     Alignment score: 0.284 → 0.301
But the wisdom from above is first pure , then peace - loving , gentle , reasonable , full of mercy and good fruits , impartial and sincere .
Fa ny fahendrena avy any ambony dia madio aloha , avy eo feno fiadanana , malemy fanahy , mihevitra ny hafa , feno famindram - po sy vokatra
tsara , tsy malemy , ary tsotra .
JAS 3:18     Alignment score: 0.313 → 0.319
The fruit of righteousness is sown in peace among those who make peace .
Ny vokatry ny fahamarinana dia voafafy am - piadanana eo anivon'ireo izay mampihavana .
JAS 3     Average alignment score: 0.288 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JAS:1  2  3  4  5