Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LAM:1  2  3  4  5 


LAM 5:1     Alignment score: 0.328
Remember , Yahweh , what has happened to us ; look and see our disgrace .
Tadidio , ry Yaveh , izay nanjo anay , jereo sy diniho ny fahafam - barakanay
.


LAM 5:2     Alignment score: 0.175
Our inheritance has been turned over to strangers ; our houses to foreigners
.
Nafindra ho an'ireo vahiny ny lovanay ; ny tranonay ho an'ireo hafa firenena .
LAM 5:3     Alignment score: 0.281
We have become
orphans , without a father , and our mothers are like widows .
Lasa kamboty izahay , kamboty ray , ary ny reninay dia toy ny mpitondratena .
LAM 5:4     Alignment score: 0.349
We must pay silver for the water we drink , and we must pay silver to get our own wood .
Tsy maintsy mandoa volafotsy ho an ' ny rano sotroinay izahay , ary tsy maintsy mandoa volafotsy vao mahazo ny kitainay .
LAM 5:5     Alignment score: 0.244 → 0.278
Those
who are coming after us are close behind us ; we are weary and we can find no rest .
Ireo izay manenjika anay dia akaiky aorianay ; reraka izahay ary tsy mahita fitsaharana .
LAM 5:6     Alignment score: 0.263 → 0.28
We have given ourselves to Egypt and to Assyria to get enough food .
Efa nanolo - tena ho an'i Egypta sy Asyriana izahay mba hahazoana sakafo sahaza .
LAM 5:7     Alignment score: 0.308
Our fathers sinned , and they are no more , and we bear their iniquities .
Nanota ireo razambenay , ary tsy eo intsony izy ireo , ary izahay no mizaka ny helok'izy ireo .
LAM 5:8     Alignment score: 0.228
Slaves rule over us , and there is no one to deliver us from their hand .
Ireo andevo no manjaka eo aminay , ary tsy misy hanafaka anay eo an - tanan'izy ireo .
LAM 5:9     Alignment score: 0.235 → 0.25
We get our bread only by risking our lives , because of the sword in the wilderness .
Manao sorona ny ainay
izahay vao mahazo ny mofonay , nohon ' ny sabatra any an'efitra .
LAM 5:10     Alignment score: 0.13 → 0.191
Our skin has grown as hot as an oven because of the burning heat of hunger
.
Niha - nahamay toy ny fatana ny hoditray nohon ' ny hatezerena miredareda .
LAM 5:11     Alignment score: 0.459
Women
are raped in Zion , and virgins in the cities of Judah .
Voaolana ireo vehivavy tao Ziona , sy ireo virijiny tao amin'ireo tanànan'i Joda .
LAM 5:12     Alignment score: 0.195 → 0.194
Princes are hung up by their own hands , and no honor is shown to the elders .
Nahantona tamin ' ny tanany ihany ireo andriandahy , ary tsy nomen
- boninahitra ireo loholona .
LAM 5:13     Alignment score: 0.157 → 0.176
Young men are forced to grind grain with a millstone , and boys stagger under heavy loads of wood .
Noterena hikosoka vary tamin ' ny fikosoham - bary ireo tovolahy , ary ireo ankizy lahy dia mivembena milanja hazo .
LAM 5:14     Alignment score: 0.363
The elders have left the city gate , and the young men have left their music .
Niala teo amin ' ny vavahadin ' ny tanàna ireo loholona , ary namela ny zava - manenon'izy ireo ny tovolahy .
LAM 5:15     Alignment score: 0.097 → 0.208
The joy of our heart has ceased and our dancing has turned into mourning .
Nitsahatra ny hafaliam - ponay
ary niova ho fisaonana ny dihinay .
LAM 5:16     Alignment score: 0.405 → 0.405
The crown has fallen from our head ; woe to us , for we have sinned !
Nilatsaka
avy eny an - dohanay ny satro - boninahitra ; loza ho anay , satria nanota izahay !
LAM 5:17     Alignment score: 0.23 → 0.235
For this our heart has become
sick , for these things our eyes grow dim
Noho izany dia lasa narary ny fonay , ary lasa pahina ny masonay , noho ireo zavatra ireo dia lasa pahina ny masonay ,
LAM 5:18     Alignment score: 0.276 → 0.276
for Mount Zion lies desolate , with jackals prowling over it .
satria ny tendrombohitr'i
Ziona nitoka - monina , izay misy amboahaolo mikarenjy eo aminy .
LAM 5:19     Alignment score: 0.407 → 0.407
But you , Yahweh , reign forever , and you will sit upon your throne from generation to generation .
Fa Ianao , ry Yaveh , dia manjaka mandrakizay , ary Ianao dia hipetraka eo amin ' ny seza fiandriananao
hatramin ' ny taranaka fara - mandimby .
LAM 5:20     Alignment score: 0.463 → 0.463
Why do you forget us forever ? Why do you abandon us for the length of your days ?
Nahoana izahay no adinonao mandrakizay ? Nahoana Ianao no mahafoy anay mandritra
ny andro maro ?
LAM 5:21     Alignment score: 0.27 → 0.271
Restore us to yourself , Yahweh , and we will be restored . Renew our days as they were long ago
Avereno
Aminao izahay , ry Yaveh , dia hiverina . Avaozy toy ny taloha ny andronay
LAM 5:22     Alignment score: 0.2
unless you have utterly rejected us and you are angry with us beyond measure .
raha tsy hoe efa nolavinao
tanteraka izahay ary tena tezitra loatra aminay Ianao .
LAM 5     Average alignment score: 0.29 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LAM:1  2  3  4  5