Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LAM:1  2  3  4  5 


LAM 4:1     Alignment score: 0.383 → 0.391
The gold has become
tarnished ; how the purest gold has changed ! The holy stones are scattered at the corner of every street .
Efa lasa maloto ny volamena ; endrey ny fiovan ' ny volamena madio indrindra ! Ireo vato masina dia niparitaka teny an - joron - dalana rehetra .


LAM 4:2     Alignment score: 0.391 → 0.421
The precious sons of Zion were worth
their weight in pure gold , but now they are considered like clay jars , the work of the potter 's hands !
Ireo zanaka sarobidin'i Ziona dia mendrika ny lanjan'izy ireo amin ' ny volamena madio , fa ankehitriny izy ireo dia tsy mendrika noho ireo siny tanimanga , asa - tanan'ireo mpanefy tanimanga izy ireo !
LAM 4:3     Alignment score: 0.297
Even the jackals offer the breast to nurse their cubs , but the daughter of my people has become
cruel , like the ostriches in the desert .
Na ny amboahaolo aza manolotra ny tratrany mba hampinonoana ireo zanany , nefa ny zanakavavin ' ny oloko dia efa lasa lozabe , toy ny ostritsa any amin ' ny tany efitra
LAM 4:4     Alignment score: 0.375
The tongue of the nursing baby sticks to the roof of his mouth by thirst ; the children ask for food , but there is none for them .
Ny lelan
' ny zaza minono dia miraikitra amin ' ny lanilaniny noho ny hetaheta ; mangataka sakafo ny ankizy , saingy tsy misy ho azy ireo .
LAM 4:5     Alignment score: 0.145 → 0.141
Those
who used to eat delicacies are now desolate in the streets . Those who were brought up wearing scarlet clothing now lie on piles of ashes .
Ireo izay nihinana sakafo lafo vidy ankehitriny dia mosarena eny an - dalana ; ireo izay nobeazina nitafy akanjo volomparasy , dia mandry eny amin ' ny fako misavoana ankehitriny .
LAM 4:6     Alignment score: 0.237 → 0.238
The iniquity of the daughter of my people is greater than the sin of Sodom , which was overthrown in a moment and no hands were wrung for her .
Ny famaizana ny zanakavavin ' ny oloko dia lehibe noho ny an'i Sodoma , fa noravana tao anatin
' ny fotoana fohy izany ary tsy nisy nanandra - tanana mba hanampy azy .
LAM 4:7     Alignment score: 0.373
Her princes were purer than snow , whiter than milk ; their bodies were more ruddy than coral , their form was like sapphire .
Ireo mpitarika azy dia nadio kokoa noho ny oram - panala , fotsy kokoa noho ny ronono ; ny vatan'izy ireo dia mena midorehitra noho ny haran - dranomasina , ny tenan'izy ireo dia toy ny safira .
LAM 4:8     Alignment score: 0.298 → 0.308
Their appearance now is darker than soot ; they are not recognized in the streets . Their skin has shriveled on their bones ; it has become
as dry as wood .
Ny endrik'izy ireo ankehitriny dia maizina noho ny molaly ; tsy fantatra eny an - dalana izy ireo . Ny hoditr'izy ireo dia niraikitra tamin ' ny taolan'izy ireo ; lasa maina toy ny hazo izany .
LAM 4:9     Alignment score: 0.369 → 0.373
Those killed by the sword are better than those killed by hunger , who wasted away , pierced by the lack of any harvest from the field .
Ireo izay novonoina tamin ' ny sabatra dia sambatra kokoa noho ireo izay matin ' ny hanoanana , izay osa , nolefonina tamin ' ny tsy fahampian ' ny vokatra avy any an - tsaha .
LAM 4:10     Alignment score: 0.213
The hands of compassionate women
have boiled their own children ; they became their food during the time when the daughter of my people was being destroyed .
Ny tanan'ireo vehivavy malemy fanahy dia efa nahandro ireo zanany ihany ; lasa sakafon'izy ireo nandritry ny fotoana nandravana ny zanakavavin ' ny oloko izy ireo .
LAM 4:11     Alignment score: 0.384 → 0.384
Yahweh showed all his wrath ; he poured out his fierce anger . He kindled a fire in Zion that consumed her foundations
.
Naneho ny hatezerany rehetra i Yaveh ; nandrotsaka ny fahatezerany masiaka Izy . Nandrehitra afo tao Ziona mba handevonana ny fiorenany Izy .
LAM 4:12     Alignment score: 0.282 → 0.316
The kings of the earth did not believe , nor did any of the inhabitants of the world believe , that adversary or enemy could enter the gates of Jerusalem .
Tsy nino ireo mpanjakan
' ny tany , ary tsy nino ny mponin'izao tontolo izao , fa afaka niditra tamin'ireo vavahadin'i Jerosalema ireo fahavalo na mpanohitra .
LAM 4:13     Alignment score: 0.358
This happened because of the sins of her prophets and the iniquities of her priests who have shed the blood of the righteous in her midst .
Nitranga izany noho ny fahotan'ireo mpaminaniny
sy ny helok'ireo mpisorony izay efa nandatsaka ny ràn ' ny marina tao afovoany .
LAM 4:14     Alignment score: 0.358
They wandered , blind , through the streets . They were so defiled by that blood that no one could touch their clothes .
Nirenireny , jamba , teny
amin'ireo lalana izy ireo . Tena voaloto indrindra tamin'izany izany izy ireo ka tsy nisy navela mba hikasika ny akanjon'izy ireo .
LAM 4:15     Alignment score: 0.359 → 0.368
" Away ! Unclean ! " people cried at them . " Away ! Away ! Do not touch ! " So they wandered about ; people said among the nations , " They can stay here no longer . "
" Mialà ! ry Maloto ! " hoy ny hiakiakan ' ny olona tamin'izy ireo . " Mialà ! Mialà ! Aza mikasika ! " Ka nirenireny izy ireo ; hoy ny vahoaka teo amin'ireo firenena hoe : " Tsy mahazo mijanona eto intsony izy ireo . "
LAM 4:16     Alignment score: 0.376 → 0.39
Yahweh himself scattered them ; he does not watch over them anymore . They did not honor the priests , and they did not show favor to the elders .
Yaveh mihitsy no nanaparitaka azy ireo ; tsy nijery azy ireo intsony Izy . Tsy manome voninahitra ireo mpisorona izy ireo , ary tsy naneho sitraka tamin'ireo loholona .
LAM 4:17     Alignment score: 0.234
Our eyes failed , looking in vain for help ; from our watchtowers
we watched for a nation that could not rescue us .
Pahina ny masonay , miandry vasoka izay hanampy anay ; avy amin'ireo tilikambo fiambenanay no nijerenay ny firenena izay tsy afaka namonjy anay .
LAM 4:18     Alignment score: 0.344
They followed our steps , we could not walk in our streets . Our end was near and our days were numbered , our end had come
.
Nanaraka ireo dianay izy ireo , tsy afaka nandeha tamin'ireo lalanay izahay . Akaiky ny fiafaranay ary voaisa ireo andronay , efa ho tonga ny fiafaranay .
LAM 4:19     Alignment score: 0.313
Our pursuers were swifter than the eagles in the sky . They chased us to the mountains
and lay in wait for us in the wilderness .
Ny mpanenjika anay dia haingam - pandeha noho ireo voromahery eny an - danitra . Nanenjika anay teny an - tendrombohitra izy ireo ary nanao otrika ho anay tany an - tany efitra .
LAM 4:20     Alignment score: 0.325
The breath in our nostrils Yahweh 's anointed one he was the one who was captured in their pits ; of whom it was said , " Under his shadow we will live
among the nations . "
Ny fofonaina eo amin ' ny vavoronay dia ilay voahosotr'i Yaveh Izy ilay voasambotra tao an - davak'izy ireo ; ilay nolazaina hoe : " Ao ambanin ' ny alony no hahavelona anay amin ' ny firenena rehetra . "
LAM 4:21     Alignment score: 0.393 → 0.4
Rejoice and be glad , daughter of Edom , you who live in the land of Uz . But to you also the cup will be passed ; you will be drunk and strip yourself naked .
Mifalia
sy miravoravoa , ry zanakavavin'i Edoma , ianao izay monina any amin ' ny tanin'i Oza . Fa ho anao ihany koa no handrosoana ny kapoaka ; ho mamo ianao ary hampitanjaka ny tenanao .
LAM 4:22     Alignment score: 0.356 → 0.369
Daughter
of Zion , your punishment will come to an end ; he will not extend your exile . But daughter of Edom , he will punish your iniquity ; he will uncover your sins .
Ry zanakavavin'i Ziona , efa hifarana ny famaizana anao , tsy hanitatra ny sesitaninao Izy . Kanefa ry zanakavavin'i Edoma , hanafay Izy ; tsy hanarona ireo fahotanao izy .
LAM 4     Average alignment score: 0.33 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LAM:1  2  3  4  5