Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LAM:1  2  3  4  5 


LAM 3:1     Alignment score: 0.399
I am a man who has seen affliction under the rod of Yahweh 's fury .
Izaho dia olona izay nahita fahoriana teo ambanin ' ny tsorakazon ' ny fahatezeran'i
Yaveh .


LAM 3:2     Alignment score: 0.099 → 0.155
He drove
me away and caused me to walk in darkness rather than light .
Notarihany sy nampandehanany tamin ' ny maizina aho fa tsy tamin ' ny mazava .
LAM 3:3     Alignment score: 0.225
Surely he turned his hand against me again and again , the whole day long .
Azo antoka fa namadika ny tanany hanohitra ahy foana Izy , nandritry
ny tontolo andro .
LAM 3:4     Alignment score: 0.322
He made my flesh and my skin waste away ; he broke my bones .
Nataony malazo ny nofoko sy ny hoditro
; notapahany ireo taolako .
LAM 3:5     Alignment score: 0.266 → 0.295
He built up siege works against me , and surrounded me with bitterness and hardship .
Nanangana fahirano hanohitra ahy Izy , ary nohodidininy zava - mangidy sy zava - tsarotra aho .
LAM 3:6     Alignment score: 0.333
He made me live
in dark places , like those who died long ago .
Nametraka ahy tao amin'ireo toerana maizina , toy ireo izay efa maty efa ela Izy .
LAM 3:7     Alignment score: 0.314 → 0.327
He built a wall around me and I can not escape . He made my chains heavy
Nanangana manda nanodidina ahy Izy ka tsy afaka nitsoaka Aho . Nataony mavesatra ireo rojoko
LAM 3:8     Alignment score: 0.278
and though I call out and cry for help , he shut out my prayer .
ary na dia miantso mafy sy miantso vonjy aza aho , dia ampangininy ny fivavako .
LAM 3:9     Alignment score: 0.297
He blocked my path with a wall of hewn stone ; he made my paths crooked .
Nobahanany tamin ' ny manda vita tamin ' ny vato voapaika ny lalako ; nataony ho meloka ny lalako .
LAM 3:10     Alignment score: 0.414
He is like a bear waiting to ambush me , a lion in hiding ;
Tahaka ny bera miandry hanafika ahy tampoka Izy , liona ao amin ' ny fiafenany ;
LAM 3:11     Alignment score: 0.129 → 0.097
he turned aside my paths , he has made me desolate .
naviliny ny lalako , nataony nitoka - monina aho .
LAM 3:12     Alignment score: 0.203 → 0.206
He bent his bow and set me as a target for his arrow .
Nanenjana ny tsipìkany Izy ary nametraka ahy toy ny kendrin
' ny zana - tsipìkany .
LAM 3:13     Alignment score: 0.232
He pierced my kidneys with the arrows of his quiver .
Nandefona ny voako tamin'ireo zana - tsipìkany tao amin ' ny fitoeran'izany Izy .
LAM 3:14     Alignment score: 0.191 → 0.191
I became
a laughingstock to all my people , their taunting song all day long .
Lasa tahirim - pihomehezana ho an ' ny oloko rehetra aho , zavatry ny fanesoan'izy ireo tontolo andro .
LAM 3:15     Alignment score: 0.282 → 0.34
He filled me with bitter herbs and forced me to drink wormwood .
Nofenoiny fahangidiana aho ary notereny
hisotro zava - mahafaty .
LAM 3:16     Alignment score: 0.103
He has made my teeth grind with gravel , and he made me cower in the ashes .
Notorotoroiny tamin ' ny sila - bato
ny nifiko ; natosiny tao anaty vovoka aho .
LAM 3:17     Alignment score: 0.225 → 0.227
My soul is deprived of peace ; I have forgotten what prosperity is .
Nesorina tamin ' ny fiadanana ny fanahiko ; adinoko ny atao hoe hafaliana
.
LAM 3:18     Alignment score: 0.339 → 0.376
So I say , " My endurance has perished and so has my hope in Yahweh . "
Ka dia hoy aho hoe : " Levona
ny faharetako ary toy izany koa ny fanantenako amin'i Yaveh . "
LAM 3:19     Alignment score: 0.42 → 0.419
Remember my affliction and my wanderings , the wormwood and bitterness .
Tsarovy ny fahoriako sy ny firenireniko , ilay zava - mahafaty sy zava - mangidy .
LAM 3:20     Alignment score: 0.168
I continually remember it and my soul is bowed down within me .
Tsaroko foana izany ary mitanondrika ao anatiko aho .
LAM 3:21     Alignment score: 0.208
But I call this to mind and therefore I have hope :
Fa tsaroako izany ka dia manana fanantenana aho .
LAM 3:22     Alignment score: 0.261
The steadfast love of Yahweh never ceases and his compassions
never end ,
Ny fitiavana tsy miovan'i Yaveh dia tsy misy fitsaharana ary tsy misy fiafarany ny fangoraham - pony ,
LAM 3:23     Alignment score: 0.484 → 0.485
they are new every morning ; your faithfulness is great .
vaovao isa - maraina ireo ; lehibe ny fahatokianao
.
LAM 3:24     Alignment score: 0.434
" Yahweh is my inheritance , " says my soul , therefore I will hope in him .
" Yaveh no lovako , " hoy aho , noho izany dia hanantena Azy aho .
LAM 3:25     Alignment score: 0.4
Yahweh is good to those who wait for him , to the soul who seeks him .
Yaveh dia tsara ho an'ireo izay miandry Azy , ho an'ireo izay mitady Azy .
LAM 3:26     Alignment score: 0.293 → 0.296
It is good to wait silently for the salvation of Yahweh .
Tsara ny miandry amim - pahanginana ny famonjen'i
Yaveh .
LAM 3:27     Alignment score: 0.248 → 0.32
It is good for a man that he bear the yoke in his youth .
Tsara ho an ' ny olona ny hitondrany ny zioga tamin ' ny fahatanoràny .
LAM 3:28     Alignment score: 0.397 → 0.424
Let him sit alone in silence , when it is laid upon him .
Aoka izy hipetraka irery amim - pahanginana , rehefa apetraka eo aminy izany .
LAM 3:29     Alignment score: 0.346
Let him put his mouth in the dust there may yet be hope .
Aoka izy hametraka ny vavany eny amin ' ny vovoka angamba hisy ny fanantenana .
LAM 3:30     Alignment score: 0.236 → 0.238
Let him offer his cheek to the one who strikes him , and let him be filled to the full
with insults .
Aoka izy hanome ny takolany an'izay mamely azy , ary aoka ho feno fahafaham - baraka izy .
LAM 3:31     Alignment score: 0.538
For the Lord will not reject us forever ,
Fa tsy handà antsika mandrakizay ny Tompo ,
LAM 3:32     Alignment score: 0.287
but though he causes grief , he will have compassion according to the abundance of his steadfast love .
fa na dia mahatonga alahelo aza Izy , dia hanana fangoraham - po araka ny habetsaky ny fitiavany
tsy mivadika .
LAM 3:33     Alignment score: 0.249 → 0.25
For he does not afflict from his heart or torment the children of mankind .
Satria tsy mampahory ny ao am - pony na mampijaly ireo zanak'olombelona Izy .
LAM 3:34     Alignment score: 0.189
To crush underfoot all the prisoners of the earth ,
Ny manitsakitsaka ireo voafonja rehetra eto an - tany ,
LAM 3:35     Alignment score: 0.243
to deny a man justice in the presence of the Most High ,
ny mandà ny rariny ho an ' ny olona eo anatrehan'ilay Avo Indrindra ,
LAM 3:36     Alignment score: 0.311 → 0.327
to deprive a person of justice in his lawsuit the Lord would not approve such things !
ny mandà ny rariny ho an ' ny olona iray dia tsy eken
' ny Tompo ny zavatra tahaka izany !
LAM 3:37     Alignment score: 0.109 → 0.112
Who has spoken and it came
to pass , unless the Lord decreed it ?
Iza no niteny ka nitranga izany , raha tsy hoe nanaiky izany Yaveh ?
LAM 3:38     Alignment score: 0.3
Is it not from the mouth of the Most High that both calamities and the good come
?
Moa tsy avy amin ' ny vavan'ilay Avo Indrindra ve no hiavian'ireo loza sy ny tsara ?
LAM 3:39     Alignment score: 0.206 → 0.206
How can any person alive
complain ? How can a person complain about the punishment for his sins ?
Ahoana no hitarainan ' ny olona velona rehetra ? Ahoana no hahafahan ' ny olona mitaraina momban ' ny sazin'ireo fahotany ?
LAM 3:40     Alignment score: 0.378
Let us examine our ways and test them , and let us return to Yahweh .
Andeha isika handinika ireo lalantsika ary hitsapa azy ireo , ary andeha isika hiverina any amin'i Yaveh .
LAM 3:41     Alignment score: 0.262
Let us lift up our hearts and our hands to God in the heavens :
Andeha isika hanandratra ny fontsika sy ny tanantsika amin'Andriamanitra any an - danitra hoe :
LAM 3:42     Alignment score: 0.328
" We have transgressed and rebelled , and you have not forgiven .
" Nandika sy nikomy izahay , ary tsy namela heloka Ianao .
LAM 3:43     Alignment score: 0.403
You have covered yourself with anger and pursued us , you have killed and you have not spared .
Nandrakotra ny tenanao tamin ' ny hatezerana Ianao ary nanenjika anay , namono Ianao ary tsy namindra fo .
LAM 3:44     Alignment score: 0.341 → 0.344
You have covered yourself with a cloud so that no prayer can pass
through .
Nandrakotra ny tenanao tamin ' ny rahona Ianao mba tsy hisy vavaka afaka ho tafiditra .
LAM 3:45     Alignment score: 0.16
You have made us like filthy scum and refuse among the peoples .
Nataonao
toy ny lo maloto sy nolavina teo amin'ireo firenena izahay .
LAM 3:46     Alignment score: 0.161
All our enemies curse us ,
Manozona anay ireo fahavalonay
rehetra ,
LAM 3:47     Alignment score: 0.218
panic and pitfall have come
upon us , ruin and destruction .
tonga taminay ny tahotra sy ny fandrika , ny faharavana sy fahapotehana .
LAM 3:48     Alignment score: 0.273 → 0.353
My eyes flow with streams of tears because of the destruction my people .
Mikoriana rian - dranomaso ireo masoko satria rava ny oloko .
LAM 3:49     Alignment score: 0.16 → 0.164
My eyes will shed tears without ceasing , without relief ,
Handrotsa - dranomaso tsy misy fitsaharana , tsy misy fihatoana ireo masoko ,
LAM 3:50     Alignment score: 0.454 → 0.49
until Yahweh from heaven looks down and sees .
mandra - pijeriny ambany ka hahita avy eny an - danitra Yaveh .
LAM 3:51     Alignment score: 0.237
My eyes cause
grief to my soul because of all the daughters of my city .
Miteraka alahelo ho ahy ny masoko noho ireo zanakavavin ' ny tanànako rehetra .
LAM 3:52     Alignment score: 0.248
I have been hunted like a bird by those
who were my enemies ; they hunted me without a reason .
Nohazain'ireo fahavaloko toy ny vorona aho ; nohazain'izy ireo tamin ' ny tsy misy antony aho .
LAM 3:53     Alignment score: 0.218
They cut off my life
in the pit , and they threw a stone on me ,
Natsipin'izy ireo tao anaty lavaka aho ary notorahan'izy ireo vato ,
LAM 3:54     Alignment score: 0.237 → 0.237
and they caused waters to overflow , covering my head . I said , ' I have been cut off ! '
ary norarahana rano ny lohako . Hoy aho hoe : " ho faty aho ! "
LAM 3:55     Alignment score: 0.513 → 0.514
I called on your name , Yahweh , from the depths of the pit .
Niantso ny anaranao
, avy ao amin ' ny halalin ' ny lavaka aho , ry Yaveh .
LAM 3:56     Alignment score: 0.362 → 0.361
You heard my voice when I said , ' Do not close your ear to my cry for help . '
Renao ny feoko rehefa niteny aho hoe : " Aza manampina ny sofinao
amin ' ny antso vonjiko . "
LAM 3:57     Alignment score: 0.402 → 0.407
You came
near on the day I called on you ; you said , ' Do not fear . '
Nanakaiky Ianao tamin ' ny andro niantsoko Anao ; hoy Ianao hoe : " Aza matahotra . "
LAM 3:58     Alignment score: 0.351
Lord , you defended my soul 's case
, you redeemed my life !
Tompo o , niaro ny adiko Ianao , nanavotra ny aiko Ianao !
LAM 3:59     Alignment score: 0.346
Yahweh , you have seen the wrong they have done to me ; judge my case
.
Ry Yaveh , hitanao ny ratsy nataon'izy ireo tamiko ; tsarao ny adiko .
LAM 3:60     Alignment score: 0.153 → 0.159
You have seen all their vengeance , all their plots against me .
Hitanao
ny faniratsiran'izy ireo , ny teti - dratsy rehetra nataon'izy ireo tamiko
LAM 3:61     Alignment score: 0.376
You have heard their insults , Yahweh , and all their plots against me .
renao ny latsan'izy ireo , ry Yaveh , sy ny tetik'izy ireo rehetra tamiko .
LAM 3:62     Alignment score: 0.151 → 0.167
The lips and the meditations of my enemies come
against me all the day .
Ny molotr'ireo izay mitsangana manohitra ahy , sy ny fiampangan'izy ireo , dia tonga mandritry ny tontolo andro .
LAM 3:63     Alignment score: 0.16 → 0.231
Look at how they sit and then rise
up ; they mock me with their songs .
Jereo ny fomba fipetrak'izy ireo sy fitsanganany avy eo ; maneso ahy amin ' ny hirany izy ireo .
LAM 3:64     Alignment score: 0.209 → 0.217
Pay back to them what they deserve , Yahweh , according to the deeds of their hands .
Valio arak'izay nataony izy ireo , ry Yaveh .
LAM 3:65     Alignment score: 0.169 → 0.235
You will let their hearts be shameless ! May your condemnation be upon them !
Ho ataonao
tsy menatra ny fon'izy ireo ! Ho eo amin'izy ireo anie ny fanamelohanao !
LAM 3:66     Alignment score: 0.44
You pursue them in anger and destroy them from under the heavens , Yahweh ! "
Manenjika azy ireo amin - katezerana Ianao ary mamotika azy ireo avy ao ambanin ' ny lanitra , ry Yaveh !
LAM 3     Average alignment score: 0.294 for 66 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LAM:1  2  3  4  5