Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LAM:1  2  3  4  5 


LAM 2:1     Alignment score: 0.384 → 0.385
The Lord has covered the daughter of Zion under the cloud of his anger . He has thrown the splendor of Israel down from heaven to earth . He has not remembered his footstool on the day of his anger .
Nanarona ny zanakavavin'i Ziona tao ambanin ' ny rahon
' ny fahatezerany ny Tompo . Nariany avy eny an - danitra tamin ' ny tany ny famirapiratan'Israely . Tsy nahatsiaro ny fitoeran - tongony Izy tamin ' ny andron ' ny fahatezerany .


LAM 2:2     Alignment score: 0.333 → 0.333
The Lord has swallowed up and has had no compassion on all the towns of Jacob . In the days of his anger he has thrown down the fortified cities of the daughter of Judah ; in dishonor he has brought down to the ground the kingdom and its rulers .
Efa nitelina sy tsy nanana antra tamin ' ny tanàn'i
Jakoba rehetra ny Tompo . Tamin ' ny andron ' ny fahatezerany no nandravany ireo tanàna mimandan ' ny zanakavavin'i Joda ; tamin ' ny fahafaham - baraka no nanjerany ny fanjakana sy ireo mpanapany tamin ' ny tany .
LAM 2:3     Alignment score: 0.311 → 0.313
With fierce anger he has cut off every horn of Israel . He has withdrawn his right hand from before the enemy . He has burned up Jacob like a blazing fire that devours everything around it .
Tamin ' ny fahatezerana mafy no nanapahany ny tandrok'Israely rehetra . Nalàny teo anoloan ' ny fahavalony
ny tanany ankavanana . Nodorany tahaka ny afo midedadeda izay mandrapaka ny zava - drehetra manodidina azy i Jakoba .
LAM 2:4     Alignment score: 0.311 → 0.32
He has bent his bow toward us like an enemy , he has set his right hand like an adversary . He has slaughtered all who had been so pleasing to him in the tent of the daughter of Zion ; he has poured out his wrath like fire .
Tahaka ny fahavalo no nanenjanany ny tsipìkany tamintsika , vonona ny hitifitra ny ankavanany
. Novonoiny ireo rehetra izay tena nankasitraka Azy tao amin ' ny lain ' ny zanakavavin'i Ziona ; narotsany tahaka ny afo ny hatezerany .
LAM 2:5     Alignment score: 0.372 → 0.384
The Lord has become
like an enemy . He has swallowed up Israel . He has swallowed up all her palaces . He has destroyed her strongholds . He has increased mourning and lamentation within the daughter of Judah .
Nanjary toy ny fahavalo ny Tompo . Nateliny i Israely . Nateliny avokoa ny lapany rehetra . Efa noravany ireo fiarovany mafy . Nampitomboiny ny fisaonana sy ny fitomaniana teo amin ' ny zanaka vavin'i Joda .
LAM 2:6     Alignment score: 0.372 → 0.381
He has done violence to his tabernacle like a garden . He has destroyed the place of the solemn assembly . Yahweh has caused both solemn assembly and Sabbath to be forgotten in Zion , for he has despised both king and priest in the indignation of his anger .
Namely ny tabernakeliny
tahaka ny trano bongo an - jaridaina Izy . Noravany ny fitoeran ' ny fiangonana manetriketrika . Efa nampanadino ny fiangonana manetriketrika sy ny Sabata tao Ziona i Yaveh , fa efa nataony tsinontsinona tamin ' ny tsy fahamendrehan ' ny fahatezerany ny mpanjaka sy ny mpisorona .
LAM 2:7     Alignment score: 0.296 → 0.328
The Lord has rejected his altar and disowned his sanctuary . He has given over the walls of her palaces into the hand of the enemy . They have raised a shout in the house of Yahweh , as on the day of an appointed feast .
Nanary ny alitarany
ny Tompo ary nandà ny fitoerany masina . Nomeny teo an - tanan ' ny fahavalo ny mandan'ireo lapany . Nanandratra hiaka tao an - tranon'i Yaveh , toy ny amin ' ny androm - panasana voatondro izy ireo .
LAM 2:8     Alignment score: 0.326 → 0.357
Yahweh decided to destroy the city wall of the daughter of Zion . He has stretched out the measuring line and has not withheld his hand from destroying the wall . He has made the ramparts and wall to lament ; together they wasted away .
Nanapan - kevitra ny hanimba ny mandan ' ny tanànan
' ny zanakavavin'i Ziona i Yaveh . Nenjaniny ny tady fandrefesana ary tsy nihazona ny tanany tsy handrava ny manda Izy . Nampitomany ny tovon - tany sy ny manda Izy ; niara - nirodana ireo .
LAM 2:9     Alignment score: 0.319 → 0.353
Her gates have sunk into the ground ; he has destroyed and broken the bars of her gate . Her king and her princes are among the nations , the law is no more and her prophets find
no vision from Yahweh .
Nianjera tamin ' ny tany ireo vavahadiny ; narodany sy novakiany ny hidin'ireo vavahadiny . Ny mpanjakany sy ireo andriany dia teo amin'ireo firenena , tsy nisy intsony ny lalàna tsy nahita fahitana avy tamin'i Yaveh ireo mpaminaniny .
LAM 2:10     Alignment score: 0.351 → 0.363
The elders of the daughter of Zion sit on the ground in silence . They have thrown dust on their heads and girded themselves with sackcloth . The virgins of Jerusalem have bowed their heads to the ground .
Nipetraka tamim
- pahanginana tamin ' ny tany ireo loholon ' ny zanakavavin'i Ziona . Nanipy vovoka teo an - dohany izy ireo ary nanao lamba fisaonana . Nanondrika ny lohany tamin ' ny tany ireo virijinin'i Jerosalema .
LAM 2:11     Alignment score: 0.234 → 0.241
My eyes have failed from their tears ; my stomach churns ; my inner parts are poured out to the ground because of the destruction of the daughter of my people ; children and infants faint in the streets of the city .
Pahin ' ny ranomaso avy aminy ireo ny masoko ; mangotika ny vavoniko ; niraraka tamin ' ny tany ny tao anatiko nohon ' ny faharinganan ' ny zanaka
vavin ' ny oloko , ny faharerahan'ireo ankizy sy ny zaza eny amin'ireo lalan ' ny tanàna .
LAM 2:12     Alignment score: 0.352 → 0.35
They say to their mothers , " Where is grain and wine ? " as they faint like a wounded man in the streets of the city , their lives are poured out on the bosom of their mothers .
Hoy izy ireo amin ' ny reniny : " Aiza ny vary sy ny divay ? " raha reraka tahaka ny olona maratra eny amin ' ny lalan
' ny tanàna izy ireo , niraraka teny an - tratran'ireo reniny ny ain'izy ireo .
LAM 2:13     Alignment score: 0.375
What will I testify for you ? To what can I compare you , daughter of Jerusalem ? To what can I liken you , that I may comfort you , virgin daughter
of Zion ? Your wound is as great as the sea . Who can heal you ?
Inona no azoko lazaina aminao , ry zanakavavin'i Jerosalema ? Amin ' ny inona ianao no ampitahaiko , mba ahafahako mampionona anao , ry zanaka vavy virijinin'i Ziona ? Ny ratranao dia lehibe tahaka ny ranomasina . Iza no afaka hanasitrana anao ?
LAM 2:14     Alignment score: 0.259 → 0.259
Your prophets have seen false and worthless visions for you . They have not exposed your iniquity to reverse your captivity , but for you they gave utterances that are false and misleading .
Efa nahita fahitana diso sy tsy mendrika ho anao ireo mpaminaninao . Tsy nampiharihary ny helokao
mba hamerenana ny harenao izy ireo , fa nanome teny diso sy mamitaka ho anao izy ireo .
LAM 2:15     Alignment score: 0.298 → 0.31
All those who pass along the road clap their hands at you . They hiss and shake their heads against the daughter of Jerusalem and say , " Is this the city that they called ' The Perfection of Beauty , ' ' The Joy for All of Earth ' ? "
Ireo rehetra izay mandalo eny an - dalana dia miteha - tanana
anao . Misitrisitra sy mihifikifi - doha amin ' ny zanakavavin'i Jerosalema izy ireo sady miteny hoe : " Fa tsy ity ve ilay tanàna izay nantsoin'izy ireo hoe ' Ilay fahatsarana tonga lafatra , ' ' Ilay Fifaliana ho an ' ny tany rehetra ' ? "
LAM 2:16     Alignment score: 0.214 → 0.223
All your enemies open their mouths against you . They sneer and grind their teeth in rage and say , " We have swallowed her up ! This is the day we have waited for ! We have lived to see it ! "
Manoka - bava sy maneso
anao ny fahavalonao rehetra . Manao fihomehy maneso sy mihidy vazana izy ireo sady miteny hoe : " Efa natelinay izy ! Ity ilay fotoana efa nandrasanay ! Niaina mba hijery izany izahay ! "
LAM 2:17     Alignment score: 0.222 → 0.247
Yahweh has done what he planned to do . He has fulfilled his word , which he commanded in former days . He has overthrown you without pity , for he has permitted the enemy to rejoice over you ; he has lifted up the horn of your enemies .
Nataon'i
Yaveh izay nokasainy atao . Nanatanteraka ny teniny Izy . Noravainy tsy nisy hantra ianao , fa nanome alalana ny fahavalo mba hifaly eo aminao Izy ; nasandrany ny tandrok'ireo fahavalonao .
LAM 2:18     Alignment score: 0.372 → 0.376
Their heart cried out to the Lord , walls of the daughter of Zion ! Make your tears flow down like a river day and night . Give
yourself no relief , your eyes no relief .
Nitaraina tamin ' ny Tompo ny fon'izy ireo , dia ireo mandan ' ny zanakavavin'i Ziona ! Arotsaho tahaka ny renirano andro aman'alina ny ranomasonao . Aza manome fitsaharana ho an ' ny tenanao , fitsaharana ho an ' ny masonao .
LAM 2:19     Alignment score: 0.374 → 0.378
Arise
, cry out in the night , at the beginning of the night watches ! Pour out your heart like water before the face of the Lord . Lift up your hands to him for the lives of your children who faint with hunger at the corner of every street . "
Mifohaza , mitalahoa amin ' ny alina , dia amin ' ny fiandohan ' ny fiambenana alina ! Araraho tahaka ny rano eo anatrehan ' ny tavan ' ny Tompo ny fonao . Asandrato ho Azy ny tananao ho an ' ny ain'ireo zanakao izay reraky ny hanoanana eo an - joron - dalana rehetra . "
LAM 2:20     Alignment score: 0.343
See , Yahweh , and consider those you have dealt in this way . Should women
eat the fruit of their wombs , the children whom they have cared for ? Should priest and prophet be slaughtered in the sanctuary of the Lord ?
Jereo , ry Yaveh , ka hevero ireo izay nanao izany fomba izany . Moa ve tokony hihinana ny naloaky ny kibony ireo vehivavy , dia ireo zanaka izay nokarakarainy ? Moa ve tokony ho vonoina ao amin ' ny fitoerana masin ' ny Tompo ny mpisorona sy ny mpaminany ?
LAM 2:21     Alignment score: 0.21 → 0.227
Both the young and the old lie on the dust of the streets . My virgins and my young men have fallen by the sword ; you have slaughtered them in the day of your anger without taking pity on them .
Samy mandry eo amin ' ny vovok'ireo lalana ny tanora sy ny antitra . Lavon ' ny sabatra ireo tovovaviko sy ireo tovolahiko ; novonoinao
tsy misy hantra izy ireo .
LAM 2:22     Alignment score: 0.224 → 0.261
You have summoned , as you would call the people to a feast day , my terrors on every side , on the day of the anger of Yahweh no one escaped or survived ; those I cared for and raised , my enemy has destroyed .
Nantsoinao , tahaka ny niantsoanao ny olona ho amin ' ny andro firavoravoana , nanodidina ahy rehetra ny horohoroko , tamin ' ny andron ' ny fahatezeran'i
Yaveh dia tsy nisy afa - nandositra na tafavoaka velona ; ireo izay efa nokarakaraiko sy nobeaziko , dia noringanin ' ny fahavaloko .
LAM 2     Average alignment score: 0.325 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LAM:1  2  3  4  5