Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1TI:1  2  3  4  5  6 


1TI 2:1     Alignment score: 0.235 → 0.336
Therefore , first of all , I urge that humble requests , prayers , petitions , and thanksgivings be made for all people ,
Voalohany indindra noho izany , dia mampirisika
aho fa ireo fangatahana , vavaka , fifonana , ary fisaorana dia natao ho an ' ny olona rehetra ,


1TI 2:2     Alignment score: 0.312 → 0.303
for kings and all who are in authority , in order that we may live a peaceful and quiet life
in all godliness and dignity .
ho an'ireo mpanjaka sy ireo rehetra eo amin ' ny fahefana , mba ahafahantsika miaina am - piadanana sy miaina milamina amin ' ny toe - panahy araka an'Andriamanitra sy fahamendrehana rehetra .
1TI 2:3     Alignment score: 0.269
This is good and acceptable before God our Savior .
Izany dia tsara sy azo ekena eo anatrehan'Andriamanitra mpamonjintsika .
1TI 2:4     Alignment score: 0.329 → 0.378
He desires all people to be saved and to come
to the knowledge of the truth .
Iriany mba hovonjena daholo ny olona rehetra ary ho tonga amin ' ny fahalalana ny marina .
1TI 2:5     Alignment score: 0.553
For there is one God , and there is one mediator for God and man , the man Christ Jesus .
Fa iray ihany no Andriamanitra , ary iray ihany no mpanelanelana an'Andriamanitra sy ny olona , dia ilay lehilahy Kristy Jesosy .
1TI 2:6     Alignment score: 0.394
He gave himself as a ransom for all , as the testimony at the right time .
Izy nanome ny tenany ho vidim - panavotana ho an ' ny rehetra , tahaka ny fijoroana vavolombelona amin ' ny fotoana tokony ho izy .
1TI 2:7     Alignment score: 0.324 → 0.333
For this purpose I was appointed a herald and an apostle I am telling the truth , I am not lying and a teacher of the Gentiles in faith and truth .
Fa amin'izany tanjona izany , izaho , ny tenako , dia natao ho mpitory sy ho apostoly . Miteny ny marina aho . Tsy mandainga aho . Mpampianatra an'ireo Jentilisa amin ' ny finoana sy fahamarinana aho .
1TI 2:8     Alignment score: 0.252 → 0.292
Therefore , I want men in every place to pray and to lift up holy hands without anger or arguing .
Noho izany , tiako ny lehilahy na aiza na aiza mba hivavaka sy hanandra - tanana
masina tsy am - pahatezerana na amin ' ny fifandirana .
1TI 2:9     Alignment score: 0.267 → 0.273
In the same way , the women
are to dress with proper clothing , with modesty and self - control , not with braided hair or gold or pearls or expensive clothing ,
Toa izany koa , tiako ny vehivavy mba hiakanjo akanjo mendrika ny tenany , amin ' ny fahamaotinana sy fahafehezan - tena . Tsy tokony hanao volo mirandrana , na volamena , na voahangy , na akanjo lafo vidy .
1TI 2:10     Alignment score: 0.222 → 0.194
but with what is proper for women
who proclaim godliness through good works .
Tiako izy ireo hiakanjo amin'izay mety ho an'ireo vehivavy izay mampiseho toe - panahy araka an'Andriamanitra amin ' ny alalan'ireo asa tsara .
1TI 2:11     Alignment score: 0.429 → 0.431
A woman should learn in silence and with all submission .
Ny vehivavy dia tokony hianatra am - pahanginana ary hanaiky tanteraka .
1TI 2:12     Alignment score: 0.337 → 0.342
I do not permit a woman to teach or to exercise authority over a man , but to live
in quietness .
Tsy avelako hampianatra ny vehivavy na hampihatra fahefana amin ' ny lehilahy , fa hijanona ao anaty fahanginana .
1TI 2:13     Alignment score: 0.654 → 0.659
For Adam was formed first , then Eve .
Fa Adama no noforonina
voalohany , avy eo i Eva .
1TI 2:14     Alignment score: 0.396 → 0.442
Adam was not deceived , but the woman was deceived and became
a transgressor .
Adama dia tsy voafitaka , fa ny vehivavy no voafitaka tanteraka tamin ' ny fandikan - dalàna .
1TI 2:15     Alignment score: 0.263 → 0.28
However , she will be saved through bearing
children , if they continue in faith and love and sanctification with self - control .
Na izany aza , hovonjena izy amin ' ny alalan ' ny fiterahan - jaza , raha mitohy amin ' ny finoana sy fitiavana ary fahamasinana miaraka amin ' ny fahononan - tena .
1TI 2     Average alignment score: 0.338 for 15 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1TI:1  2  3  4  5  6