Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1TI:1  2  3  4  5  6 


1TI 6:1     Alignment score: 0.377 → 0.376
Let all who are under the yoke as slaves regard their own masters as worthy of all honor . They should do this so that the name of God and the teaching might not be blasphemed .
Aoka ireo rehetra izay ao ambanin ' ny zioga toy ireo andevo mba hanao ny tompony ho mendrika ny haja
rehetra . Izy ireo dia tokony hanao izany mba tsy hitenenana ratsy ny anaran'Andriamanitra sy ny fampianarana .


1TI 6:2     Alignment score: 0.283 → 0.285
The slaves who have believing masters should not show them disrespect because they are brothers . Instead , they should serve them all the more . For those
who receive the benefit are believers and beloved . Teach and declare these things .
Ireo andevo izay manana tompo mino dia tsy tokony hanao tsinontsinona azy ireo satria mpirahalahy aminy . Fa kosa , izy ireo dia tokony hanompo ireo hatrany hatrany . Fa ireo tompo izay nampiana tamin ' ny asan'izy ireo dia mpino sady tiavina . Ampianaro ary ambarao ireo zavatra ireo .
1TI 6:4     Alignment score: 0.168 → 0.164
he is proud and understands
nothing . He has an unhealthy interest in controversies and arguments about words that result in envy , strife , insults , evil suspicions ,
Izany olona izany dia mirehareha ary tsy mahalala na inona na inona . Fa kosa , izy dia adalan'ireo adihevitra sy ireo fandresen - dahatra momba ireo teny . Ireny teny ireny dia miteraka fialonana , fanevatevana , ahiahy ratsy ,
1TI 6:5     Alignment score: 0.139 → 0.139
and constant conflict between people who have morally corrupt minds . They have lost the truth and they think that godliness is a way to get more money .
ary ny fifandonana eo amin'ireo olona maloto fisainana . Miala amin ' ny marina izy ireo . Mihevitra izy fa ny toetra araka an'Andriamanitra no fomba ahatongavana ho mpanan - karena .
1TI 6:6     Alignment score: 0.248 → 0.27
Now godliness with contentment is great gain ,
Ary ny toetra araka an'Andriamanitra miaraka amin ' ny fahafaham - po dia tombony lehibe .
1TI 6:7     Alignment score: 0.28 → 0.278
for we brought nothing into the world , and we can take nothing out of it .
Satria isika dia tsy nitondra na inona na inona amin'izao tontolo izao . Tsy hahavita hitondra na inona na inona isika .
1TI 6:8     Alignment score: 0.366
Instead , let us be satisfied with food and clothing .
Fa kosa , aoka isika ho afa - po amin ' ny hanina sy ny fitafiana .
1TI 6:10     Alignment score: 0.282 → 0.305
For the love of money is a root of all kinds of evil . Some people who desire it have been misled away from the faith and have pierced themselves with much grief .
Satria fototr'ireo karazan
- dratsy rehetra ny fitiavam - bola . Ny olona sasany izay maniry izany dia efa voavily niala tamin ' ny finoana ary nanindrona ny tenan'izy ireo tamin ' ny fahoriana lehibe .
1TI 6:11     Alignment score: 0.336 → 0.341
But you , man of God , flee from these
things . Pursue righteousness , godliness , faithfulness , love , endurance , and gentleness .
Fa ianao , ry lehilahin'Andriamanitra , mandosira ireo zavatra ireo . Miezaha mitady ny fahamarinana , ny toetra araka an'Andriamanitra , ny fahatokisana , ny fitiavana , ny faharetana ary ny hatsaram - panahy .
1TI 6:12     Alignment score: 0.276
Fight the good fight of faith . Take hold
of the everlasting life to which you were called , and about which you gave the good confession before many witnesses .
Miadia ny ady tsaran ' ny finoana . Hazony ny fiainana mandrakizay fa ho amin'izany no niantsoana anao . Izany dia momba ny nijoronao vavolombelona ny amin'izay inoanao teo anatrehan'ireo vavolombelona maro tamin'izay tsara .
1TI 6:13     Alignment score: 0.343 → 0.357
I give these
orders to you before God , who gives life to all things , and before Christ Jesus , who testified before Pontius Pilate and made the good confession ,
Izaho dia manome anao izany didy izany eto anoloan'Andriamanitra , izay nahatonga ny zavatra rehetra ho velona , ary eo anatrehan'i Kristy Jesosy , izay nilaza ny marina teo anatrehan'i Pontio Pilato :
1TI 6:14     Alignment score: 0.368 → 0.375
to keep the command without spot or blame until the appearance of our Lord Jesus Christ .
Tehirizo tsara ny didy , tsy manan
- tsiny , mandra - pisehon ' ny Tompontsika Jesosy Kristy .
1TI 6:15     Alignment score: 0.335 → 0.357
God will reveal Christ 's appearing at the right time God , the blessed and only Sovereign , the King who reigns and the Lord who rules .
Andriamanitra dia maneho ny fisehoany
amin ' ny fotoana tokony ho izy _ Andriamanitra , ilay iray izay notahiana , ilay hery tokana , ilay Mpanjaka izay manjaka , ary ilay Tompo izay manapaka .
1TI 6:16     Alignment score: 0.295
Only he has immortality and dwells in inapproachable light . No man sees him or is able to view him . To him be honor and eternal dominion . Amen .
Izy irery ihany no manana ny tsy fahafatesana ary mitoetra eo amin ' ny hazavana tsy azo hanatonana . Tsy misy olombelona mahita azy na afaka mijery
Azy . Ho azy anie ny voninahitra sy ny hery mandrakizay . Amena .
1TI 6:17     Alignment score: 0.321 → 0.344
Instruct the rich in this world not to be proud and not to hope in riches , which are uncertain . Instead , they should hope in God . He offers to us all the true riches to enjoy .
Lazao ny mpanan - karena amin'izao tontolo izao mba tsy hirehareha , sy manantena ny harena , izay tsy azo antoka . Fa kosa , tokony hanantena an'Andriamanitra izy ireo . Manome antsika ny harena marina rehetra Izy mba hifaliantsika .
1TI 6:18     Alignment score: 0.295 → 0.294
Tell them to do good , to be rich in good works , and to be generous and willing to share .
Lazao izy ireo mba hanao ny tsara , mba hanan - karena amin ' ny asa tsara , mba alala - tanana , ary vonona hizara .
1TI 6:19     Alignment score: 0.242 → 0.262
In that way they will store up for themselves a good foundation for what is to come
, so that they will take hold of real life .
Amin'izany fomba izany , dia ho tehirizin'izy ireo ny fototra tsara ho an ' ny tenany amin'izay ho avy , ka hihazonany ny tena fiainana .
1TI 6:20     Alignment score: 0.233 → 0.231
Timothy , protect what was given to you . Avoid the profane and empty talk and the conflicting ideas of what is falsely called knowledge .
Ry Timoty , arovy izay natolotra anao . Hialao ny resaka adala sy ny fandresen
- dahatra mifanohitra momba ny fiantsoana diso ny amin'izay atao hoe fahalalana .
1TI 6:21     Alignment score: 0.274 → 0.291
Some men proclaim these
things and so they have gone astray from the faith . May grace be with you .
Ny olona sasany dia manambara izany zavatra izany ka dia tsy nahatsiaro ny finoany izy ireo . Ho aminareo anie ny fahasoavana .
1TI 6     Average alignment score: 0.294 for 19 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1TI:1  2  3  4  5  6