Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1TI:1  2  3  4  5  6 


1TI 3:1     Alignment score: 0.2 → 0.214
This saying is trustworthy : If someone desires to be an overseer , he desires a good work .
Matokia
izao teny izao : Raha misy olona iray maniry ny ho mpiandraikitra , dia maniry asa tsara izy .


1TI 3:2     Alignment score: 0.124 → 0.133
Therefore the overseer must have a good reputation . He must be a husband of one wife . He must be moderate , sensible , orderly , and hospitable . He must be able to teach .
Noho izany dia ny mpiandraikitra dia tsy maintsy tsy manan
- tsiny . Tsy maintsy manambady vehivavy tokana izy . Izy dia tokony hahay handajalanja , hendry , tia filaminana , tia mandray olona . Tsy maintsy mahay mampianatra izy .
1TI 3:3     Alignment score: 0.297 → 0.27
He must not be addicted to wine , not a brawler but instead gentle , peaceful . He must not be a lover of money .
Tsy tokony za - dratsy amin ' ny divay izy , tsy mpila ady , fa kosa , malemy fanahy , feno fiadanam - po . Izy dia tsy tokony ho tia vola .
1TI 3:4     Alignment score: 0.244 → 0.238
He should manage his own household well , and he should make sure his children obey and respect him in every way .
Tokony hitantana tsara ny tokantranony
izy , ary ireo zanany dia tokony hanaiky azy am - panajana tanteraka .
1TI 3:5     Alignment score: 0.316 → 0.337
For if a man does not know
how to manage his own household , how will he care for a church of God ?
Fa raha tsy mahay mitantana ny tokantranony izy , ahoana no hikarakarany ny fiangonan'Andriamanitra ?
1TI 3:6     Alignment score: 0.346
He should not be a new convert , so that he does not swell with pride and fall into condemnation as the devil .
Tsy tokony ho olona
vao niova fo izy , mba tsy hieboeboany ka ho lavo amin ' ny fanamelohana tahaka ny devoly .
1TI 3:7     Alignment score: 0.372
He must also have a good reputation with those outside , so that he does not fall into disgrace and the trap of the devil .
Izy ihany koa dia tsy maintsy tsara laza amin'ireo olona
eny ivelany , mba tsy ho lavo anaty fahafaham - baraka sy ny fandriky ny devoly .
1TI 3:8     Alignment score: 0.35 → 0.363
In the same way , deacons should be dignified , not double - talkers . They should not drink too much wine or be greedy .
Ireo Diakona , toy izany ihany koa , dia tokony ho mendrika . Izy ireo dia tsy tokony hisotro divay be loatra na tsy mahalala onona ara - tsakafo .
1TI 3:9     Alignment score: 0.405 → 0.418
They should keep the mystery of the faith with a clean conscience .
Tokony hitazona ny fahamarinan
' ny finoana nambara miaraka amin ' ny feon ' ny fieritreretana madio .
1TI 3:10     Alignment score: 0.428 → 0.424
They should also be approved first , and then they should serve because they are blameless .
Izy ireo ihany koa dia tokony ho sedraina mialoha , avy eo dia tokony hanompo satria tsy manan
- tsiny izy ireo .
1TI 3:11     Alignment score: 0.229
In the same way , their wives should be dignified , not slanderers , but sober and faithful in all things .
Ireo vehivavy ihany koa dia tokony ho mendrika tahaka izany . Tsy tokony ho mpanendrikendrika izy ireo . Tokony hahay handanjalanja ary mahatoky amin ' ny zavatra rehetra .
1TI 3:12     Alignment score: 0.321 → 0.319
Deacons must be husbands of one wife . They must manage well their children and household .
Ireo Diakona dia tokony hanambady vehivavy tokana . Tsy maintsy mitantana tsara ireo zanany sy ny tokantranony
izy ireo .
1TI 3:13     Alignment score: 0.467 → 0.47
For those
who have served well acquire for themselves a good standing and great confidence in the faith that is in Christ Jesus .
Fa ireo izay nanompo tsara dia handray ny laza tsara sy fahatokisana lehibe amin ' ny finoana ho an ' ny tenan'izy ireo izay ao amin'i Jesosy Kristy .
1TI 3:14     Alignment score: 0.265 → 0.283
As I write these things to you , I hope to come
to you soon .
Manoratra ireto zavatra ireto aminao aho , ary manantena ny ho avy tsy ho ela any aminao aho .
1TI 3:15     Alignment score: 0.21 → 0.226
But if I delay , I am writing so that you may know how to conduct yourself in the household of God , which is the church of the living God , the pillar and support of the truth .
Fa raha tara aho , dia manoratra mba hahafantaranareo ny fitondran - tena ao amin ' ny tokantranon'Andriamanitra , izay fiangonan'Andriamanitra velona , ilay vato fehizoro sy fiorenan
' ny fahamarinana .
1TI 3:16     Alignment score: 0.291 → 0.304
We all agree that the mystery of godliness is great : " He was revealed in the flesh , was vindicated by the Spirit , was seen by angels , was proclaimed among nations , was believed on in the world , and was taken up in glory . "
Tsy azo lavina fa ny fahamarinana nambara izay araka an'Andriamanitra dia lehibe : " Izy dia niseho
tamin ' ny nofo , nohamarinin ' ny Fanahy , hitan ' ny anjely , nambara teo anivon'ireo firenena , ninoan'izao tontolo izao , ary nasandratra tamim - boninahitra . "
1TI 3     Average alignment score: 0.301 for 16 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1TI:1  2  3  4  5  6