Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1TI:1  2  3  4  5  6 


1TI 4:1     Alignment score: 0.368
Now the Spirit clearly says that in later times some people will leave the faith and pay attention to deceitful spirits and the teachings of demons
Ankehitriny miteny mazava tsara ny Fanahy fa amin ' ny fotoana any aoriana any dia hiala amin ' ny finoana ny olona sasany ary mitandrema tsara ny amin'ireo fanahy mpamitaka sy ireo fampianaran'ireo demonia


1TI 4:2     Alignment score: 0.105 → 0.114
by the hypocrisy of liars , their own consciences having been seared .
amin ' ny fihatsarambelatsihin ' ny mpandainga . Fa voamarika amin ' ny vy mamay ny feon
' ny fieritreretan'izy ireo .
1TI 4:3     Alignment score: 0.156 → 0.218
They will forbid people to marry and require them to abstain from foods that God created to be received with thanksgiving by those who believe and know the truth .
Ho raràn'izy ireo ny manambady sy ny mandray ireo sakafo izay noforonin'Andriamanitra ho zaraina miaraka amin ' ny fisaorana eo amin'ireo izay mino sy izay mahafantatra ny marina .
1TI 4:4     Alignment score: 0.1 → 0.158
For every creation of God is good , and nothing received with thanksgiving is to be rejected .
Fa ny zavatra rehetra izay noforonin'Andriamanitra dia tsara . Tsisy holavina ny zavatra noraisintsika tamim
- pisaorana .
1TI 4:5     Alignment score: 0.464
For it is sanctified by the word of God and prayer .
Fa nohamasinina tamin ' ny tenin'Andriamanitra sy ny vavaka izany .
1TI 4:6     Alignment score: 0.47 → 0.47
If you place these
things before the brothers , you will be a good servant of Jesus Christ . For you are being nourished by the words of faith and by the good teaching that you have followed .
Raha apetrakareo eo anoloan'ireo rahalahy ireo zavatra ireo , dia ho mpanompo tsaran'i Jesosy Kristy ianareo . Fa notaizana tamin'ireo tenin ' ny finoana sy tamin ' ny fampianarana tsara izay narahinareo ianareo .
1TI 4:7     Alignment score: 0.174 → 0.177
But reject profane stories loved by old women
. Instead , train yourself in godliness .
Fa lavo ny angano tantarain ' ny vavy antitra . Fa kosa , tariho hanome voninahitra an'Andriamanitra ny tenanareo .
1TI 4:8     Alignment score: 0.267 → 0.284
For bodily training is a little useful , but godliness is useful for all things . It holds promise for this life now and the life
to come .
Fa ny vatana hofanina dia kely ihany no azo ampiasana azy , nefa fampiasa amin ' ny zavatra rehetra ny toetra araka an'Andriamanitra . Mihazona ny fampanantenana amin'ity fiainana ankehitriny ity sy ny fiainan - ko avy .
1TI 4:9     Alignment score: 0.35 → 0.349
This message is trustworthy and worthy of full
acceptance .
Ity hafatra ity dia mendri - pitokisana sy mendrika ny fahafenoan ' ny fanekena .
1TI 4:10     Alignment score: 0.255 → 0.255
For it is for this that we labor and struggle . For we hope in the living God , who is the Savior of all people , but especially of believers .
Fa noho izany dia hitolona sy hiasa mafy isika . Fa mahatoky ao amin'Andriamanitra velona isika , izay Mpamonjy ny olona rehetra , indrindra ireo izay mino .
1TI 4:11     Alignment score: 0.322
Instruct the people and teach these
things .
Ambarao sy ampianaro ireo zavatra ireo .
1TI 4:12     Alignment score: 0.316 → 0.342
Let no one despise your youth , but be an example for the believers in speech , conduct , love , faithfulness , and purity .
Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona ny fahatanoranao
. Fa kosa , aoka ho ohatra ho an'ireo izay mino , amin ' ny fiteny , fitondran - tena , fitiavana , finoana , ary fahadiovana .
1TI 4:13     Alignment score: 0.323
Until I come
, attend to the reading , to the exhortation , and to the teaching .
Mandra - pihaviko , tohizo ny famakiana , ny fananarana , sy ny fampianarana .
1TI 4:14     Alignment score: 0.314 → 0.313
Do not neglect the gift that is in you , which was given to you through prophecy , with the laying on of the hands of the elders .
Aza atao tsinontsinona ny fanomezam - pahasoavana
izay ao aminao , izay nomena anao tamin ' ny alalan ' ny faminaniana , niaraka tamin ' ny fametrahan - tanan'ireo loholona .
1TI 4:15     Alignment score: 0.188
Care for these things . Be in them , so that your progress may be evident to all people .
Tandrovy ireny zavatra ireny . Meteza ho ao amin'izy ireo , mba hiharihary amin ' ny olona rehetra ny fandrosoanao .
1TI 4:16     Alignment score: 0.287
Give
careful attention to yourself and to the teaching . Continue in these things . For by doing so , you will save yourself and those who listen to you .
Tandremo tsara ny tenanao sy ny fampianarana . Tohizo ireny zavatra ireny . Fa raha manao toy izany , dia ho vonjenao ny tenanao sy ireo izay mihaino anao .
1TI 4     Average alignment score: 0.295 for 16 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1TI:1  2  3  4  5  6