Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1TI:1  2  3  4  5  6 


1TI 5:1     Alignment score: 0.296
Do not rebuke an older man . Instead , exhort him as if he were a father . Exhort younger men as brothers ,
Aza mibedy ny lahy antitra . Fa kosa , anaro toy ny ray izy . Anaro toy ny rahalahy ireo lehilahy tanora .


1TI 5:2     Alignment score: 0.235
older women
as mothers , and younger women as sisters , in all purity .
Anaro tahaka ny reny ireo vavy antitra , ary ireo vehivahy tanora toy ny anabavy ao amin ' ny fahadiovana rehetra .
1TI 5:3     Alignment score: 0.452
Honor widows , the real
widows .
Manajà ireo mpitondratena , ireo tena mpitondratena .
1TI 5:4     Alignment score: 0.35 → 0.351
But if a widow has children or grandchildren , let them first learn to show honor in their own household . Let them repay their parents , because this is pleasing to God .
Fa raha manan - janaka na zafikely ny mpitondratena iray , dia avelao izy ireo aloha hianatra haneho fanajana ao amin ' ny tokantranony
. Aoka izy ireo hamaly babena ireo ray aman - dreniny , satria ankasitrahan'Andriamanitra izany .
1TI 5:5     Alignment score: 0.25 → 0.261
But she who is a real
widow , who is left all alone , has set her hope in God and continues in offering earnest appeals and prayers night and day ,
Fa ny tena mpitondratena dia navela ho irery . Mametraka ny fitokiany amin'Andriamanitra izy . Mitoetra hatrany amin'ireo fangatahana sy vavaka andro aman'alina .
1TI 5:6     Alignment score: 0.348 → 0.353
but the woman who lives for pleasure is dead even while she lives .
Na izany aza , ny vehivavy izay miaina ho an ' ny fahafinaretana dia maty , na dia mbola velona aza izy .
1TI 5:7     Alignment score: 0.227
Instruct them in these
things as well , so that they may be blameless .
Torio izany zavatra izany mba tsy ananan'izy ireo tsiny .
1TI 5:8     Alignment score: 0.315 → 0.315
But if someone does not provide for his own relatives , especially for those of his own household , he has denied the faith and is worse than an unbeliever .
Fa raha misy olona tsy manome ho an'ireo havany akaiky , indrindra ho an'ireo izay ao amin ' ny ankohonany
, dia nandà ny finoana izy ary ratsy lavitra noho ny tsy mpino .
1TI 5:9     Alignment score: 0.355
Let a woman be enrolled as a widow who is not younger than sixty years old , a wife of one husband .
Aoka hosoratana ho mpitondratena ny vehivavy izay tsy latsaky ny enimpolo taona , vehivavy iray izay vadin
' ny lehilahy iray .
1TI 5:10     Alignment score: 0.231
She must have a reputation for doing good deeds , whether it is that she has cared for children , or has been hospitable to strangers , or has washed the feet of God 's holy people , or has relieved the afflicted , or has been devoted to every good work .
Tokony ho fantatra noho ireo asa tsara izy , na nikarakara ireo ankizy , na ihany koa nampiantrano ireo mpivahiny , na nanasa ny tongotr'ireo mpino , na nanamaivana ny ory , na nanolo - tena tamin ' ny asa tsara rehetra .
1TI 5:11     Alignment score: 0.3 → 0.304
But as for younger widows , refuse to enroll them in the list . For when they give
in to bodily desires against Christ , they want to marry .
Fa ho an'ireo mpitondratena mbola tanora kosa , dia aza manaiky ny hanoratra azy ireo ao anaty lisitra . Fa rehefa milavo - lefona amin ' ny filan ' ny nofo hanohitra an'i Kristy izy ireo , dia te - hanambady .
1TI 5:12     Alignment score: 0.25
In this way they incur condemnation because they set aside their first commitment .
Amin'izany izy ireo dia hahazo fanamelohana satria namadika ny fanoloran - tenany
voalohany .
1TI 5:13     Alignment score: 0.238 → 0.239
At the same time , they also learn to be lazy and they go around from house to house . They not only become
lazy , but they also talk nonsense and are busybodies , saying things they should not say .
Ka dia lasa zatra malaina koa izy ireo . Mandehandeha mitety trano . Tsy hoe lasa malaina fotsiny ihany izy ireo , fa lasa mpifosa sy mpila ady ihany koa . Miteny zavatra izay tsy tokony ho teneniny izy ireo .
1TI 5:14     Alignment score: 0.213
I therefore want younger widows to marry , to bear children , to manage the household , and to give no opportunity for the enemy to slander us .
Noho izany dia tiako hanambady ireo vehivavy mbola tanora , hiteraka , hikarakara
tokantrano , mba tsy ahafahany manome irika ny fahavalo hiampanga anay ho nanao ratsy .
1TI 5:15     Alignment score: 0.506
For some have already turned aside after Satan .
Fa ny sasany efa nivily sahady hanaraka an'i Satana .
1TI 5:16     Alignment score: 0.351 → 0.359
If any believing woman has widows , let her help them , so that the church will not be burdened , so that it might help the real
widows .
Raha misy vehivavy mino manana mpitondratena , aoka izy hanampy azy ireo , mba tsy hanavesatra ny fiangonana , mba hahafahany manampy ireo tena mpitondratena marina .
1TI 5:17     Alignment score: 0.301
Let the elders who rule well be considered worthy of double honor , especially those
who labor with the word and in teaching .
Aoka ireo loholona izay manapaka tsara mba ho raisina ho mendri - boninahitra avo roa heny , indrindra ireo izay miasa miaraka amin ' ny teny sy amin ' ny fampianarana .
1TI 5:18     Alignment score: 0.365
For the scripture says , " You must not put a muzzle on an ox while it threshes the grain " and " The laborer is worthy of his wages . "
Fa hoy ny Soratra Masina hoe : " Tsy tokony hanisy fehiny ny vavan ' ny ny omby ianao raha mbola mively voa izy . " ary koa : " Ny mpiasa dia mendrika ny karamany
. "
1TI 5:19     Alignment score: 0.433
Do not receive an accusation against an elder unless there are two or three witnesses
.
Aza mandray fiampangana manohitra ny loholona iray raha tsy misy vavolombelona roa na telo .
1TI 5:20     Alignment score: 0.293
Correct sinners before all so that the rest may be afraid .
Ahitsio eo anatrehan
' ny rehetra ireo mpanota mba hatahotra ny ambiny hafa .
1TI 5:21     Alignment score: 0.363
I solemnly command you , before God and Christ Jesus and the chosen angels , to keep these
commands without partiality , and to do nothing out of favoritism .
Mandidy anao mafy aho eo anatrehan'Andriamanitra sy eo anatrehan'i Kristy Jesosy ary ireo anjely voafidy , mba hihazonanao ireo didy ireo tsy misy fitsaratsarana ary mba tsy hanaovanao na inona na inona amin ' ny fiandaniana .
1TI 5:22     Alignment score: 0.198 → 0.198
Place hands hastily on no one . Do not share in the sins of another person . You should keep yourself pure .
Aza maimaika mametra - tanana
amin'iza na iza . Aza miray ao amin ' ny fahotan ' ny olon - kafa . Tokony hitazona ny tenanao hadio ianao .
1TI 5:23     Alignment score: 0.384
You should no longer drink water . Instead , you should take a little wine for the stomach and your frequent sicknesses .
Tokony tsy hisotro rano intsony ianao . Fa kosa , tokony handray divay kely ianao ho an ' ny vavony sy ireo aretinao
mateti - pitranga .
1TI 5:24     Alignment score: 0.349
The sins of some people are openly known , and they go before them into judgment . But some sins follow later .
Ny fahotan'ireo olona sasany dia fantatra miharihary , ary izy ireo dia mandeha alohan'ireo ao amin ' ny fitsarana . Fa ny ota sasany manaraka avy aty aoriana .
1TI 5:25     Alignment score: 0.212
In the same way , some good works are openly known , but even the others can not be hidden .
Toy izany ihany koa , misy asa tsara fantatra miharihary , saingy ireo sasany aza dia tsy azo afenina .
1TI 5     Average alignment score: 0.306 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1TI:1  2  3  4  5  6