Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EPH:1  2  3  4  5  6 


EPH 2:1     Alignment score: 0.238
And as for you , you were dead in your trespasses and sins ,
Ary ny momba anareo , dia maty tao anatin
' ny fahadisoanareo sy ny fahotanareo ianareo .


EPH 2:2     Alignment score: 0.269 → 0.295
in which you once walked , according to the ways of this world . You were living according to the ruler of the authorities of the air , the spirit that is working in the sons of disobedience .
Tao amin'ireny fahadisoana
ireny no niainanareo taloha araka ny fomban'izao tontolo izao . Niaina araka ny mpanapaka ireo fahefana eny amin ' ny rivotra ianareo , ilay fanahy izay miasa ao amin'ireo zanaky ny tsy fankatoavana .
EPH 2:3     Alignment score: 0.239
Once we all lived among these people , fulfilling the evil desires of our flesh , and carrying out the desires of the flesh and of the mind . We were by nature children of wrath , like the rest of humanity .
Niaina teo amin'ireny olona ireny avokoa isika taloha , nanatanteraka ireo filan - dratsin ' ny nofontsika , ary nanatanteraka ny fanirian ' ny nofo sy ny saina . Efa voahary ho zanaky
ny fahatezerana , toy ny zanak'olombelona sisa isika .
EPH 2:4     Alignment score: 0.366 → 0.365
But God is rich in mercy because of his great love with which he loved us .
Saingy manan
- karena famindram - po Andriamanitra noho ilay fitiavany lehibe izay nitiavany antsika .
EPH 2:5     Alignment score: 0.315
While we were dead in trespasses , he made us alive
together in Christ by grace you have been saved .
Tamintsika mbola maty tao anatin ' ny fahadisoana , dia novelominy niaraka tamin'i Kristy _ tamin ' ny fahasoavana no namonjena anareo .
EPH 2:6     Alignment score: 0.357 → 0.356
God raised us up together with Christ , and God made us sit together in the heavenly places in Christ Jesus ,
Niara - natsangan'Andriamanitra isika , ary niara - napetrany tao an - danitra ao amin'i Kristy Jesosy ,
EPH 2:7     Alignment score: 0.292 → 0.29
so that in the ages to come
he might show to us the immeasurably great riches of his grace expressed in his kindness toward us in Christ Jesus .
mba afahany mampiseho antsika amin ' ny vanim - potoana ho avy ny halehiben ' ny haren ' ny fahasoavany izay tsy azo refesina asehony amin ' ny hatsaram - panahiny amintsika ao amin'i Kristy Jesosy .
EPH 2:8     Alignment score: 0.435
For by grace you have been saved through faith , and this did not come
from you ; it is the gift of God ,
Fa tamin ' ny fahasoavana no namonjena anareo tamin ' ny alalan ' ny finoana , ary tsy avy aminareo izany , fa fanomezan'Andriamanitra .
EPH 2:9     Alignment score: 0.268 → 0.269
not from works , so that no one may boast .
Tsy avy amin ' ny asa ny fahasoavana mba tsy hisy hirehareha .
EPH 2:10     Alignment score: 0.311 → 0.311
For we are God 's workmanship , created in Christ Jesus to do good deeds that God planned long ago for us , so that we would walk in them .
Fa asan'Andriamanitra isika , noforonina tao amin'i Kristy Jesosy mba hanao asa izay fandaharan'Andriamanitra efa ela ho antsika , mba handehanantsika ao amin'ireo .
EPH 2:11     Alignment score: 0.423
Therefore , remember that once you were Gentiles in the flesh . You are called " uncircumcision " by what is called the " circumcision " in the flesh made by human hands .
Noho izany tadidio fa Jentilisa tao amin ' ny nofo ianareo taloha . Ianareo dia antsoina hoe " tsy voafora " eo amin'ireo izay antsoina hoe " voafora " ao amin ' ny nofo nataon
' ny tanan'olombelona .
EPH 2:12     Alignment score: 0.236 → 0.254
For at that time you were separated from Christ , foreigners
to citizenship in Israel , strangers to the covenants of the promise , having no hope and without God in the world .
Satria mbola tafasaraka tamin'i Kristy ianareo tamin'izany fotoana izany . Mpivahiny ianareo teo amin ' ny vahoakan ' ny Israely . Ary vahiny tamin ' ny faneken ' ny fampanantenana ianreo . Tsy mbola nanana fanantenana ny amin ' ny ho avy ianareo . Tsy niaraka tamin'Andriamanitra ianareo teto amin'izao tontolo izao .
EPH 2:13     Alignment score: 0.484 → 0.506
But now in Christ Jesus you who once were far away from God have been brought near by the blood of Christ .
Fa ankehitriny ao amin'i Kristy Jesosy ianareo izay lavitra an'Andriamanitra taloha dia nampanakaikezina tamin ' ny ràn'i
Kristy .
EPH 2:14     Alignment score: 0.162
For he himself is our peace , because he made us both one . By his flesh he broke down the dividing wall of hostility .
Satria Izy no fihavanantsika . Izy no nahatonga ny roa ho iray . Tamin ' ny nofony
no nandrodanany ny rindrin ' ny fanoherana izay nampizarazara antsika .
EPH 2:15     Alignment score: 0.115 → 0.171
He set aside the law with its commands and ordinances so that he might create in himself one new man out of two , so making peace .
Izany hoe , nofoanany ny lalàn ' ny didy sy ny fitsipika
mba hanaovany olom - baovao iray ao Aminy , sy mba hanaovana fampihavanana .
EPH 2:16     Alignment score: 0.289 → 0.289
Christ reconciles both peoples into one body to God through the cross , putting to death the hostility .
Kristy dia mampihavana ny vahoaka roa tonta ho vatana iray amin'Andriamanitra amin ' ny alalan ' ny hazofijaliana , ka mamono ny fanoherana .
EPH 2:17     Alignment score: 0.361
Jesus came and proclaimed the good news of peace to you who were far away and peace to those who were near .
Fa tonga Jesosy ary nitory fihavanana ho anareo izay lavitra ary fihavanana ho an'ireo izay akaiky .
EPH 2:18     Alignment score: 0.307
For through Jesus we both have access in one Spirit to the Father .
Fa amin ' ny alalan'i
Jesosy no hananantsika roa tonta fifandraisana amin ' ny Fanahy iray mankany amin ' ny Ray .
EPH 2:19     Alignment score: 0.253
So then , now you Gentiles are no longer foreigners
and strangers . Rather , you are fellow citizens with God 's holy people and members of the household of God .
Noho izany , tsy vahiny sy mpivahiny intsony ianareo Jentilisa izao . Fa vao maika aza mpiray firenena miaraka amin'ireo izay olo - masin'Andriamanitra ianareo sady isan ' ny ankohonan'Andriamanitra .
EPH 2:20     Alignment score: 0.494 → 0.498
You have been built on the foundation of the apostles and prophets , and Christ Jesus himself is the cornerstone .
Efa naorina teo amin ' ny fototra fanorenan'ireo apostoly sy ireo mpaminany ianareo , ary Kristy Jesosy mihintsy no vato fehizoro .
EPH 2:21     Alignment score: 0.305 → 0.306
In him the whole building fits together and grows as a holy temple in the Lord .
Ao Aminy no hikambanan ' ny fanorenana rehetra ary hitomboany toy ny tempoly ao amin ' ny Tompo .
EPH 2:22     Alignment score: 0.176 → 0.226
It is in him that you also are being built together as a dwelling place for God in the Spirit .
Ao Aminy ihany no hananganana anareo miaraka ho fitoerana ho an'Andriamanitra ao amin ' ny Fanahy .
EPH 2     Average alignment score: 0.307 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EPH:1  2  3  4  5  6