Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EPH:1  2  3  4  5  6 


EPH 4:1     Alignment score: 0.303 → 0.305
I , therefore , as the prisoner
for the Lord , urge you to walk worthily of the calling by which you were called .
Noho izany , izaho , amin ' ny maha gadra ho an ' ny Tompo ahy , dia mamporisika anareo mba handeha am - pamendrehana amin ' ny antso izay niantsoana anareo .


EPH 4:2     Alignment score: 0.371 → 0.373
I urge you to live
with great humility and gentleness and patience , bearing with one another in love .
Mamporisika anareo aho mba hanana fanetren - tena lehibe sy fahatsorana ary faharetana , mifandefitra amin ' ny fitiavana .
EPH 4:3     Alignment score: 0.17
Do your best to keep the unity of the Spirit in the bond of peace .
Manaova izay faran ' ny herinareo mba hitahirizana ny firaisan ' ny Fanahy amin ' ny fatoran ' ny fihavanana .
EPH 4:4     Alignment score: 0.329
There is one body and one Spirit , just as also you were called in one hope of your calling .
Iray ihany ny vatana ary iray ihany ny Fanahy , tahaka ny niatsoana anareo tao amin ' ny fanantenan
' ny fiantsoana anareo iray ihany koa .
EPH 4:5     Alignment score: 0.557
And there is one Lord , one faith , one baptism ,
Ary iray ihany ny Tompo , iray ny finoana , iray ny batisa ,
EPH 4:7     Alignment score: 0.416
To each one of us grace has been given according to the measure of the gift of Christ .
Isika tsirairay avy dia nomena fahasoavana araka ny haben ' ny fanomezan'i
Kristy .
EPH 4:8     Alignment score: 0.377 → 0.378
It is as scripture says : " When he ascended on high , he led the captives into captivity , and he gave gifts to the people . "
Araka ny tenin
' ny Soratra Masina izany hoe : " Rehefa niakatra tany amin ' ny avo Izy , dia nitondra ireo babo ho amin ' ny fahababoana , ary nanolotra fanomezana ho an ' ny vahoaka Izy . "
EPH 4:9     Alignment score: 0.169 → 0.206
What is the meaning of " he ascended , " except that he also descended into the lower regions of the earth ?
Inona ny hevitry ny hoe : " Niakatra Izy , " raha tsy hoe nidina tany
amin ' ny faritra ambanin ' ny tany ihany koa Izy ?
EPH 4:10     Alignment score: 0.217
He who descended is the same person who also ascended far above all the heavens , that he might fill all things .
Izy Ilay nidina ihany ilay olona niakatra ambony tany
an - danitra , mba afahany mameno ny zavatra rehetra .
EPH 4:11     Alignment score: 0.452 → 0.474
Christ gave some to be apostles , some as prophets , some as evangelists
, and some as pastors and teachers
Kristy dia nanolotra ny sasany ho apostôly , ny sasany ho mpaminany , ny sasany ho evanjelista , ary ny sasany ho pasitera sy mpampianatra .
EPH 4:12     Alignment score: 0.331
to equip God 's holy people for the work of service , for the building up of the body of Christ ,
Nanome ireo asa ireo Izy mba hanampiana ireo vahoakany
masina ho amin ' ny asa fanompoana , amin ' ny fanorenana ny vatan'i Kristy .
EPH 4:13     Alignment score: 0.277 → 0.277
until we all reach the unity of faith and knowledge of the Son of God , so that we become
mature and reach the measure of the fullness of Christ .
Manohy manorina ny vatany Izy mandra - pahatrarantsika rehetra ny firaisam - pinoana sy ny fahalalana ny Zanak'Andriamanitra , ary mba hahatonga antsika ho matotra ka mba hahatratra ny haben ' ny fahafenoan'i Kristy .
EPH 4:14     Alignment score: 0.235 → 0.241
Christ builds us up so that we should no longer be children who are tossed back and forth by the waves , carried away by every wind of doctrine and by the trickery of people in their deceitful schemes .
Manorina antsika Kristy mba tsy ho toy ny zaza izay atopatopan ' ny onja intsony isika , ary tsy ho entin ' ny rivotry
ny fampianarana sy ny hafetsen'ireo olona amin ' ny tetika feno fitaka .
EPH 4:15     Alignment score: 0.351
Instead , speaking the truth in love , we are to grow up in every way into him who is the head , that is , Christ .
Fa isika kosa , amin ' ny filazana ny fahamarinana amin ' ny fitiavana , dia tokony hitombo amin ' ny fomba rehetra ao amin'Izy izay loha , izany hoe , Kristy .
EPH 4:16     Alignment score: 0.236 → 0.241
Christ builds the whole body , and it is joined and held
together by every supporting ligament , and when each part works together , that makes the body grow so that it builds itself up in love .
Kristy dia manangana ny tena rehetra , ary nakambana sy natambatra tamin ' ny isan - tonony izany , ary rehefa miasa miaraka ireo , dia mahatonga ny vatana hitombo mba hampiorina ny tenany amin ' ny fitiavana .
EPH 4:17     Alignment score: 0.297
Therefore , I say and insist on this in the Lord , that you must no longer walk as the Gentiles walk , in the futility of their minds .
Noho izany , dia milaza sy manindry mafy izany ao amin ' ny Tompo aho , mba tsy hiaina tahaka ny Jentilisa intsony ianareo , amin ' ny fahafoanan ' ny fisainan'izy ireo .
EPH 4:18     Alignment score: 0.209
They are darkened in their understanding , alienated from the life
of God because of the ignorance that is in them , because of the hardness of their hearts .
Maizina ny fahalalan'izy ireo , tafasaraka amin ' ny fiainan'Andriamanitra nohon ' ny tsy fahalalana ao amin'izy ireo , nohon ' ny fahamafisam - pon'izy ireo .
EPH 4:19     Alignment score: 0.144 → 0.144
They have become
shameless and have committed themselves to sensuality , and they practice every kind of uncleanness with greed .
Tsy mahalala menatra izy ireo ary nanolotra ny tenan'izy ireo ho amin ' ny filan ' ny nofo , ary manohy manao izao karazam - pahalotoana rehetra izao .
EPH 4:20     Alignment score: 0.489
But that is not how you learned about Christ .
Fa tsy izany no fomba nianaranareo ny momban'i Kristy .
EPH 4:21     Alignment score: 0.329 → 0.334
I assume that you have heard about him , and that you were taught in him , as the truth is in Jesus .
Inoako fa naheno ny momba Azy ianareo , ary nampianarina tao aminy , satria ny fahamarinana dia ao amin'i Jesosy .
EPH 4:22     Alignment score: 0.165 → 0.17
You were taught to put off what belongs to your former manner of life
, to put off the old man . It is the old man that is corrupt because of its deceitful desires .
Nampianarina ianareo mba hanary ny fomba fiainanareo taloha , mba hanary ny toetra taloha . Ilay toetra taloha izay simba nohon ' ny fitaky ny filany .
EPH 4:23     Alignment score: 0.227
You were taught to be renewed in the spirit of your minds ,
Nampianarina ianareo mba hihavao ao amin ' ny fanahin ' ny sainareo ,
EPH 4:24     Alignment score: 0.288 → 0.291
and to put on the new man that is created in the image of God in true righteousness and holiness .
ary hitafy ilay olom - baovao izay nohariana araka ny endrik'Andriamanitra _ ao amin ' ny tena fahamarinana sy fahamasinana .
EPH 4:25     Alignment score: 0.255 → 0.286
Therefore , get rid of lies , and let each one of you speak truth with his neighbor , because we are members of one another .
Noho izany , ialao ny lainga , ary aoka ny tsirairay aminareo hifampilaza ny marina amin ' ny namany , satria samy isan ' ny rantsan
' ny rehetra isika .
EPH 4:26     Alignment score: 0.269
Be angry and do not sin . Do not let the sun go down on your anger .
Mitezera fa aza manota . Aza avela ho tratrin ' ny masoandro mody ny hatezeranao
.
EPH 4:27     Alignment score: 0.477
Do not give an opportunity to the devil .
Aza manome hirika
ho an ' ny devoly .
EPH 4:28     Alignment score: 0.229 → 0.235
The one who had been stealing must steal no longer . Instead , he must labor , working at what is good with his hands , so that he may have something to share with those who are in need .
Izay nangalatra dia tsy tokony hangalatra intsony . Tsy maintsy miasa izy , manao asa tsara amin ' ny tanany , mba hananany zavatra ho zaraina ho an'ireo ao anatin
' ny tsy fahampiana .
EPH 4:29     Alignment score: 0.171 → 0.19
Do not let any harmful talk come
out of your mouth . Use only words that are good for the edification of those who need it , so that your words give grace to the hearers .
Aza avela hisy teny maloto hivoaka avy amin ' ny vavanareo . Mampiasà teny izay ilaina amin ' ny fanorenana ny hafa , araka izay ilain'izy ireo , mba tena hanampy ireo izay mihaino anareo ny teninareo .
EPH 4:30     Alignment score: 0.307 → 0.305
And do not grieve the Holy Spirit of God , for it is by him that you were sealed for the day of redemption .
Ary aza mampalahelo ny Fanahy Masin'Andriamanitra , fa avy aminy no nanaovana tombo - kase anareo ho amin ' ny andron ' ny fanavotana .
EPH 4:31     Alignment score: 0.173 → 0.2
Put away all bitterness , rage , anger , quarreling , and insults , along with every kind of evil .
Ialao ny lolom - po rehetra , haromontana , ny hatezerana , ny fifamaliana , ary ny fifampitenenan - dratsy , miaraka amin'ireo karazan'asa ratsy rehetra .
EPH 4:32     Alignment score: 0.214 → 0.244
Be kind to each other , tenderhearted , forgiving one another , just as God in Christ forgave you .
Manàna fahalemem - panahy amin ' ny tsirairay avy , fahatsoram - po , mifamelà heloka , toy ny namelan'Andriamanitra anareo tao amin'i Kristy .
EPH 4     Average alignment score: 0.281 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EPH:1  2  3  4  5  6