Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EPH:1  2  3  4  5  6 


EPH 6:1     Alignment score: 0.349
Children , obey your parents in the Lord , for this is proper .
Ry zanaka
, maneke ny ray aman - dreninareo ao amin ' ny Tompo , satria mety izany .


EPH 6:2     Alignment score: 0.539 → 0.562
" Honor your father and mother " ( which is the first commandment
with promise ) ,
" Hajao ny rainao sy ny reninao " ( izany no didy voalohany misy fampanantenana ) ,
EPH 6:3     Alignment score: 0.137
" so that it may be well with you and you may live
long on the earth . "
" mba hahita soa ianao ary mba ho lava andro iainana eto ambonin ' ny tany . "
EPH 6:4     Alignment score: 0.258 → 0.259
Fathers , do not provoke your children to anger . Instead , raise them in the discipline and instruction of the Lord .
Ianareo ray , aza mitondra ny zanakareo ho amin ' ny fahatezerana . Fa kosa , tezao amin ' ny fitsipika sy ireo fampianaran
' ny Tompo izy ireo .
EPH 6:5     Alignment score: 0.132 → 0.135
Slaves , be obedient to your masters according to the flesh with deep respect and trembling , in the honesty of your heart . Be obedient to them as you would be obedient to Christ .
Ry mpanompo , mankatoava ny tomponareo ety an - tany amin ' ny haja
ambony sy fangovitana , amin ' ny fahatsoran ' ny fonareo .
EPH 6:6     Alignment score: 0.217 → 0.225
Be obedient not only when your masters are watching , in order to please them . Instead , be obedient as slaves of Christ , who do the will of God from your heart .
Mankatoava azy ireo tahaka ny hankatoavanareo an'i Kristy . Mankatoava tsy eo imason
' ny tomponareo ihany mba hankasitrahan'izy ireo . Fa kosa , mankatoava tahaka ny mpanompon'i Kristy , izay manao ny sitrak'Andriamanitra amin ' ny fonareo manontolo .
EPH 6:7     Alignment score: 0.258 → 0.259
Serve with all your heart , as though you were serving the Lord and not people ,
Manompoa
amin ' ny fonareo manontolo , tahaka ny hoe manompo ny Tompo ianareo fa tsy olona ,
EPH 6:8     Alignment score: 0.379 → 0.39
because we know
that for whatever good deed each person does , he will receive a reward from the Lord , whether he is slave or free .
satria fantatsika fa na inona na inona asa tsara ataon ' ny olona tsirairay , dia handray valim - pitia avy amin ' ny Tompo izy , na andevo izy na olon'afaka .
EPH 6:9     Alignment score: 0.184
Masters , treat your slaves in the same way . Do not threaten them . You know that he who is both their Master and yours is in heaven , and there is no partiality with him .
Ianareo Tompo , manaova tahaka ireo zavatra ireo ihany koa amin ' ny mpanomponareo . Aza mampihorohoro azy ireo . Fantatrareo fa Izy izay sady Tomponareo no Tompon'izy ireo dia any an - danitra , ary tsy misy fiangarana ao Aminy .
EPH 6:10     Alignment score: 0.433
Finally , be strong in the Lord and in the strength of his might .
Farany , mahereza ao amin ' ny Tompo sy amin ' ny tanjaky ny heriny .
EPH 6:11     Alignment score: 0.23
Put on the whole armor of God , so that you may be able to stand against the scheming plans of the devil .
Itafio ny fiadian'Andriamanitra rehetra , mba afahanao mijoro manohitra ireo tetiky ny devoly .
EPH 6:12     Alignment score: 0.239 → 0.238
For our struggle is not against flesh and blood , but against the rulers , against the authorities , against the powers over this present darkness , against the spiritual forces of evil in the heavenly places .
Fa ny adintsika dia tsy manohitra ny nofo sy ny . Fa kosa , manohitra ny fanjakana
sy ny fahefana ara - panahy sy ireo mpanapaky ny fanjakan ' ny fahamaizinan - dratsy , manohitra ireo fanahy ratsy any amin ' ny fitoeran - danitra .
EPH 6:13     Alignment score: 0.146 → 0.149
Therefore put on the whole armor of God , so that you may be able to stand in the evil day , and after you have done everything , to stand firm .
Noho izany itafio ny fiadianan'Andriamanitra rehetra , mba afahanareo mijoro amin'izao andron ' ny ratsy izao , ary rehefa vitanareo ny zavatra rehetra , dia hahatohitra ianareo .
EPH 6:14     Alignment score: 0.135 → 0.153
Stand firm then , with the belt of truth buckled around your waist , and having put on the breastplate of righteousness ,
Mijoroa
, noho izany , rehefa avy nanao ny fehikibon ' ny fahamarinana sy ny fiarovan - tratran ' ny fahitsiana ianareo .
EPH 6:15     Alignment score: 0.166
and with your feet fitted with the readiness that comes from the gospel of peace .
Ary tahaka ny kiraro ho an ' ny tongotrareo , dia hapetaho ny fahavononana hitory ny filazantsaran ' ny fihavanana .
EPH 6:16     Alignment score: 0.245 → 0.28
In all circumstances take up the shield of faith , by which you will be able to put out all the flaming arrows of the evil one .
Amin ' ny toe - javatra rehetra dia raiso ny ampingan
' ny finoana , izay afahanareo manohitra ireo zana - tsipika mirehitr'afon'ilay ratsy .
EPH 6:17     Alignment score: 0.399 → 0.398
And take the helmet of salvation and the sword of the Spirit , which is the word of God .
Ary raiso ny aro - lohan
' ny famonjena sy ny sabatry ny Fanahy , izay tenin'Andriamanitra .
EPH 6:18     Alignment score: 0.282
With every prayer and request , pray at all times in the Spirit . To this end , always be watching with all perseverance as you offer prayers for all God 's holy people .
Amin ' ny vavaka sy fangatahana rehetra , dia mivavaha amin ' ny Fanahy amin ' ny fotoana rehetra . Amin'izany fomba fisainana izany , dia miambena
hatrany amin ' ny faharetana rehetra , raha manolotra vavaka ho an'ireo olo - masin'Andriamanitra ianareo .
EPH 6:19     Alignment score: 0.442
And pray for me , that a message might be given to me when I open my mouth . Pray that I might make known with boldness the hidden truth about the gospel .
Ary mivavaha ho ahy , mba hisy hafatra homena ahy rehefa manokatra ny vavako aho . Mivavaha mba afahako mampahafantatra amin ' ny fahasahiana ny fahamarinana miafina momban ' ny filazantsara .
EPH 6:20     Alignment score: 0.258 → 0.259
It is for the gospel that I am an ambassador who is kept in chains , so that I may declare it boldly , as I ought to speak .
Ho an ' ny filazantsara no maha
- ambasadaoro voafatotra amin ' ny gadra ahy , mba afahako manambara izany am - pahasahiana , raha tsy maintsy hiteny aho .
EPH 6:21     Alignment score: 0.391
Tychicus , the beloved brother and faithful servant in the Lord , will make everything known to you , so that you may know
how I am doing .
Tykiko , ilay rahalahy malala sy mpanompo mahatoky ao amin ' ny Tompo , no hampahafantatra anareo ny zavatra rehetra , mba hahalalanareo izay ataoko .
EPH 6:22     Alignment score: 0.191
I have sent him to you for this very purpose , so that you may know how we are , and so that he may encourage your hearts .
Nirahiko taminareo izy noho io tanjona io indrindra , mba hahafantaranareo ireo zavatra momba anay , ary mba afahany mampahery ny fonareo .
EPH 6:23     Alignment score: 0.651
Peace be to the brothers , and love with faith from God the Father and the Lord Jesus Christ .
Fiadanana ho amin'ireo rahalahy , ary ny fitiavana miaraka amin ' ny finoana avy amin'Andriamanitra Ray sy ny Tompo Jesosy Kristy .
EPH 6:24     Alignment score: 0.406
Grace be to all those
who love our Lord Jesus Christ with an incorruptible love .
Ny fahasoavana anie ho amin'izay rehetra tia an'i Jesosy Kristy Tompontsika amin ' ny fitiavana tsy maty mandrakizay .
EPH 6     Average alignment score: 0.291 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EPH:1  2  3  4  5  6