Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EPH:1  2  3  4  5  6 


EPH 5:1     Alignment score: 0.348
Therefore , be imitators of God , as beloved children .
Noho izany aoka mba ho mpaka tahaka an ' Andriamanitra , tahaka ny zanaka
malala .


EPH 5:2     Alignment score: 0.428
And walk in love , as also Christ loved us and gave himself up for us , a fragrant offering and sacrifice to God .
Ary mandehana amin ' ny fitiavana , araka ny nitiavan'i
Kristy antsika ihany koa sy nanomezany ny tenany ho antsika , fanatitra manim - pofona sy sorona ho an'Andriamanitra .
EPH 5:3     Alignment score: 0.225 → 0.228
But sexual immorality or any kind of uncleanness or of greed must not even be named among you , for these
are improper for God 's holy people .
Fa tsy tokony hisy na dia resaka fijangajangana na karazana fahalotoana na tsy fahononan - tena aza eo aminareo , fa tsy mendrika ny olo - masin'Andriamanitra ireo .
EPH 5:4     Alignment score: 0.255 → 0.257
Let there be no filthiness , no foolish talk , and no crude jokes all of which are improper . Instead , there should be thanksgiving .
Aoka tsy hisy mamoafady , resaka adaladala , ary hanihany tafahoatra _ fa tsy mendrika ny rehetra amin'ireo . Fa kosa tokony hisy fankasitrahana .
EPH 5:5     Alignment score: 0.202 → 0.22
For you know
and are certain that no sexually immoral , impure , or greedy person that is , an idolater has any inheritance in the kingdom of Christ and God .
Fa afaka mahazo antoka ny amin'izao ianareo , fa tsy hisy mpijangajanga , maloto , na ny mpierina _ izany hoe , mpanompo sampy _ manana lova ao amin ' ny fanjakan'i Kristy sy Andriamanitra .
EPH 5:6     Alignment score: 0.286
Let no one deceive you with empty words , for because of these
things the wrath of God is coming upon the sons of disobedience .
Aoka tsy hisy hamitaka anareo amin ' ny teny foana , satria noho ireo zavatra ireo dia tonga amin ' ny zanaky ny tsy fankatoavana ny hatezeran'Andriamanitra .
EPH 5:7     Alignment score: 0.332
Therefore , do not join in with them .
Noho izany , aza mikambana amin'izy ireo .
EPH 5:8     Alignment score: 0.284
For you were once darkness , but now you are light in the Lord . Walk as children of light
Fa maizina ianareo fahiny , fa izao ianareo dia fahazavana
ao amin ' ny Tompo . Mandehana tahaka ny zanaky ny mazava ,
EPH 5:9     Alignment score: 0.453 → 0.46
( for the fruit of the light consists in all goodness , righteousness , and truth ) ,
( fa ny vokatry ny fahazavana
dia ao amin ' ny fahatsarana rehetra , fahitsiana , sy fahamarinana ) .
EPH 5:10     Alignment score: 0.29
and test and approve what is pleasing to the Lord .
ary tadiavo izay mahafinaritra ny Tompo .
EPH 5:11     Alignment score: 0.257
Do not associate with the unfruitful works of darkness , but rather expose them .
Aza mikambana amin'ireo asa tsy mamokatry ny haizina
, fa ampiharihario kosa ireo .
EPH 5:12     Alignment score: 0.228 → 0.228
For it is disgraceful even to mention the things they do in secret .
Fa mahamenatra na dia ny manonona ireo zavatra ataon'izy ireo any amin ' ny miafina aza .
EPH 5:13     Alignment score: 0.302
But when anything is exposed by the light , it becomes visible .
Fa rehefa hazavain ' ny fahazavana
ny zavatra iray , dia lasa miharihary .
EPH 5:14     Alignment score: 0.343 → 0.345
For anything that becomes visible is light . Therefore it says , " Awake , you sleeper , and arise from the dead , and Christ will shine on you . "
Fa ny zavatra rehetra izay miharihary dia fahazavana
. Noho izany dia voalaza hoe : " Mifohaza , ianao matory , ary mitsangàna amin ' ny toeran ' ny maty , dia hamiratra aminao Kristy . "
EPH 5:15     Alignment score: 0.209 → 0.237
Look carefully how you walk not as unwise but as wise .
Mitandrema amin ' ny fomba fiainanao
_ tsy tahaka ny tsy hendry fa tahaka ny hendry .
EPH 5:16     Alignment score: 0.402
Redeem the time because the days are evil .
Araraoty ny fotoana satria izao andro izao dia ratsy .
EPH 5:17     Alignment score: 0.499
Therefore , do not be foolish , but understand what the will of the Lord is .
Noho izany , aza miadaladala , fa takaro hoe inona no sitrapon ' ny Tompo .
EPH 5:18     Alignment score: 0.362 → 0.359
And do not get drunk with wine , for that leads to reckless behavior . Instead , be filled with the Holy Spirit ,
Ary aza manao mamon ' ny divay , fa mitondra any amin ' ny fahasimban - toetra izany . Fa kosa , aoka ho fenon ' ny Fanahy Masina ,
EPH 5:19     Alignment score: 0.285 → 0.303
speaking to each other in psalms and hymns and spiritual songs , singing and making melody to the Lord with all your heart ,
mifampiresaha aminareo samy ianareo amin ' ny salamo sy fihirana ary hiram - panahy , mihirà ary mikaloa amin ' ny Tompo amin ' ny fonareo rehetra .
EPH 5:20     Alignment score: 0.381
always giving thanks for everything , in the name of our Lord Jesus Christ to God the Father ,
Misaora mandrakariva amin ' ny zavatra rehetra , amin ' ny anaran'i
Jesosy Kristy Tompontsika ho an ' Andriamanitra ilay Ray ,
EPH 5:21     Alignment score: 0.261
being subject to one another in reverence for Christ .
mifanolora tena amim - panajana ho an'i Kristy .
EPH 5:22     Alignment score: 0.387
Wives , submit to your husbands , as to the Lord .
Ry vehivavy , maneke ny vadinareo , tahaka ny amin ' ny Tompo .
EPH 5:23     Alignment score: 0.329 → 0.339
For the husband is the head of the wife as Christ also is the head of the church , himself the Savior of the body .
Fa ny lehilahy no lohan
' ny vavy tahaka an'i Kristy koa lohan ' ny fiangonana , ary Kristy tenany no mpamonjy .
EPH 5:24     Alignment score: 0.294 → 0.294
But as the church is subject to Christ , so also wives to their husbands in everything .
Fa tahaka ny haneken ' ny fiangonana an'i Kristy , dia toy izany koa no tokony haneken ' ny vehivavy ny vadiny amin ' ny zavatra rehetra .
EPH 5:25     Alignment score: 0.389 → 0.389
Husbands , love your wives , as Christ loved the church and gave himself up for her
Ry lehilahy , tiavo ny vadinareo , tahaka ny nitiavan'i
Kristy ny fiangonana sy nanomezany azy ny ainy .
EPH 5:26     Alignment score: 0.144 → 0.174
so that he might sanctify her , having cleansed her by the washing of water with the word ,
Nanolotra ny tenany
ho an ' ny fiangonana Kristy mba afahany manamasina azy , tamin ' ny fanadiovana azy tamin ' ny rano fanasana amin ' ny teny ,
EPH 5:27     Alignment score: 0.191 → 0.191
so that he might present the church to himself as glorious , without stain or wrinkle or any such thing , but holy and blameless .
mba afahany mampiseho azy ho be voninahitra eo aminy , tsy misy pentina na kentrona na zavatra toy izany , fa masina sady tsy misy diso .
EPH 5:28     Alignment score: 0.282
In the same way husbands ought to love their own wives as their own bodies . He who loves his own wife loves himself .
Tahaka izany ihany koa ny lehilahy dia tokony ho tia ny vadin'izy ireo avy tahaka ny tenan'izy ireo . Izy izay tia ny vadiny dia tia ny tenany ihany koa .
EPH 5:29     Alignment score: 0.355
For no one ever hated his own flesh , but nourishes and treats it with care , just as Christ nourishes and treats the church with care ,
Tsy mbola nisy nankahala ny tenany
, fa mamahana sy mikarakara izany tsara , tahaka an'i Kristy mamahana ny fiangonana sy mikarakara azy ihany koa ,
EPH 5:30     Alignment score: 0.416
because we are members of his body .
satria isika dia ratsam - batany
.
EPH 5:31     Alignment score: 0.448
" For this reason a man will leave his father and mother and will be joined to his wife , and the two will become one flesh . "
Noho izany antony izany ny lehilahy dia handao ny ray sy ny reniny ka hikambana amin ' ny vadiny , ary izy roa dia ho tonga nofo iray ihany . "
EPH 5:32     Alignment score: 0.423
This hidden truth is great but I am speaking about Christ and the church .
Lehibe izany fahamarinana miafina izany _ fa Izaho dia miresaka momban'i Kristy sy ny fiangonana .
EPH 5:33     Alignment score: 0.291
Nevertheless , each of you also must love his own wife as himself , and the wife must respect her husband .
Kanefa , ny tsirairay aminareo ihany koa dia tokony ho tia ny vadiny avy tahaka ny tenany , ary ny vehivavy dia tokony hanaja ny vadiny .
EPH 5     Average alignment score: 0.315 for 33 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EPH:1  2  3  4  5  6