Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EPH:1  2  3  4  5  6 


EPH 3:1     Alignment score: 0.549
For this reason I , Paul , the prisoner
of Christ Jesus for you Gentiles
Noho izany , izaho Paoly , dia gadran'i Kristy Jesosy ho anareo Jentilisa .


EPH 3:2     Alignment score: 0.319 → 0.305
I assume that you have heard of the stewardship of the grace of God that was given to me for you .
Ataoko fa naheno ny fitantanana ny fahasoavan'Andriamanitra izay nomena ahy ho anareo ianareo .
EPH 3:3     Alignment score: 0.255
The mystery was made known to me by revelation , as I have written briefly .
Manoratra araka ny fanambarana nampahafantarina ahy aho . Izany no marina miafina momba izay nosoratako fohifohy taminareo .
EPH 3:4     Alignment score: 0.31
When you read about this , you will be able to understand my insight into this mystery about Christ .
Rehefa mamaky izany ianareo , dia ho afaka ny hahazo ny fomba fahazoako izany marina miafina momban'i Kristy izany .
EPH 3:5     Alignment score: 0.242 → 0.252
In other generations
this mystery was not made known to the sons of men . But now it has been revealed by the Spirit to his holy apostles and prophets .
Tamin'ireo taranaka hafa dia tsy natao fantatry ny zanak'olombelona izany marina izany . Fa ankehitriny kosa izany dia nambara tamin ' ny alalan ' ny Fanahy tamin'ireo Apostôly sy ireo mpaminaniny izay voatokana ho amin'ity asa ity .
EPH 3:6     Alignment score: 0.447 → 0.447
This hidden truth is that the Gentiles are fellow heirs , and fellow members of the body , and they share the promise in Christ Jesus through the gospel .
Izany marina miafina izany dia milaza fa ireo Jentilisa dia mpiara - mandova , sy mpiara - miombona amin ' ny vatana , ary mizara ny fampanantenana ao amin'i Kristy Jesosy amin ' ny alalan ' ny filazantsara izy ireo .
EPH 3:7     Alignment score: 0.341 → 0.386
For I became
a servant of this gospel by the gift of God 's grace given to me through the working of his power .
Fa lasa mpanompon'izany filazantsara izany aho tamin ' ny fahasoavan'Andriamanitra nomena ahy tamin ' ny alalan ' ny fiasan ' ny heriny .
EPH 3:8     Alignment score: 0.221 → 0.245
To me although I am the least of all God 's holy people this grace was given , to preach to the Gentiles the unsearchable riches of Christ
Nomen'Andriamanitra ahy izany fanomezana izany , na dia izaho aza no farany kely indrindra amin'ireo olo - masin'Andriamanitra . Izany fanomezana izany dia ny mba hitoriako amin'ireo Jentilisa ny filazantsaran ' ny haren'i Kristy saro - katsahina .
EPH 3:9     Alignment score: 0.142 → 0.171
and to bring to light for everyone the plan the mystery hidden for ages in God , who created all things .
Ny fanomezam - pahasoavan'Andriamanitra ho ahy dia ny hitondrako fanazavana amin ' ny olon
- drehetra ny fandaharan'Andriamanitra . Io fandaharana io dia nafenin'Andriamanitra , ilay nahary ny zavatra rehetra , nandritra ny taona maro taloha .
EPH 3:10     Alignment score: 0.22 → 0.247
This plan was made known through the church so the rulers and authorities in the heavenly places would come
to know the many - sided nature of the wisdom of God .
Nampahafantarina tamin ' ny fiangonana izany fandaharana izany mba hahatonga ireo mpanapaka sy ireo manam - pahefana any an - danitra hahalala ny toetra maron ' ny fahendren'Andriamanitra .
EPH 3:11     Alignment score: 0.5 → 0.528
This happened according to the eternal plan that he accomplished in Christ Jesus our Lord .
Nitranga araka ny fandaharana mandrakizay izay tanterany tao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika izany .
EPH 3:12     Alignment score: 0.379
For in Christ we have boldness and access with confidence because of our faith in him .
Fa ao amin'i Kristy no ananantsika fahasahiana sy lalana
am - pahatokiana nohon ' ny finoantsika Azy .
EPH 3:13     Alignment score: 0.241 → 0.241
Therefore , I ask you not to be discouraged because of my tribulations for you , which is your glory .
Noho izany miangavy anareo aho mba tsy ho kivy nohon ' ny fijaliako ho anareo , izay voninahitrareo .
EPH 3:14     Alignment score: 0.082 → 0.12
For this reason I bend my knees to the Father ,
Noho izany dia mandohalika eo anatrehan
' ny Ray aho ,
EPH 3:15     Alignment score: 0.171 → 0.187
from whom every family in heaven and on earth is named .
izay nanome anarana ny fianakaviana
rehetra any an - danitra sy eto an - tany .
EPH 3:16     Alignment score: 0.246 → 0.247
I pray that he would grant you , according to the riches of his glory , to be strengthened with power through his Spirit , who is in your inner person .
Mivavaka aho mba hanomezany anareo , araka ny haren
' ny voninahiny , mba hatanjaka amin - kery amin ' ny alalan ' ny Fanahy Masina , izay ao aminareo .
EPH 3:17     Alignment score: 0.342 → 0.341
I pray that Christ may live in your hearts through faith and that you may be rooted and founded in his love ,
Mivavaka aho mba hitoetra ao am - ponareo amin ' ny finoana Kristy , mba hifototra sy hiorina ao amin ' ny fitiavany
ianareo .
EPH 3:18     Alignment score: 0.323 → 0.321
in order that you might be able to understand , along with all God 's holy people , what is the width , the length , the height , and the depth ,
Hahazo hery anie ianareo ka ho afa - mahatakatra , miaraka amin'ireo mpino rehetra , ny sakany , ny halavany , ny hahavony
, ary ny halaliny ,
EPH 3:19     Alignment score: 0.388
and to know the love of Christ , which goes beyond knowledge , so that you may be filled with all the fullness of God .
ary mba hahalala ny fitiavan'i
Kristy , izay mihoatra ny fahalalana rehetra , ka mba ho fenon ' ny fahafenoan'Andriamanitra rehetra ianareo .
EPH 3:20     Alignment score: 0.235 → 0.245
Now to him who is able to do far beyond all that we ask or think , according to his power that works in us ,
Ary ho Azy izay mahavita manao mihoatra izay rehetra angatahintsika na eritreretintsika , araka ny hery izay miasa ao anatintsika ,
EPH 3:21     Alignment score: 0.62
to him be glory in the church and in Christ Jesus to all generations
forever and ever . Amen .
ho Azy ny voninahitra ao amin ' ny fiangonana ary ao amin'i Kristy Jesosy hatramin ' ny taranaka rehetra mandrakizay doria . Amena .
EPH 3     Average alignment score: 0.321 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EPH:1  2  3  4  5  6