Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GAL:1  2  3  4  5  6 


GAL 2:1     Alignment score: 0.48 → 0.466
Then after fourteen years I went up again to Jerusalem with Barnabas , taking Titus along with me .
Efatra ambin ' ny folo taona taty aoriana
dia niakatra tany Jerosalema indray aho niaraka tamin'i Barnabasy , dia nitondra an'i Titosy niaraka tamiko .


GAL 2:2     Alignment score: 0.282 → 0.285
I went up because of a revelation and set before them the gospel that I preach among the Gentiles . I spoke privately to those who seemed to be important , in order to make sure that I was not running or had not run in vain .
Niakatra tany nohon ' ny fanambarana iray aho ary nametraka teo amin'izy ireo ny filazantsara izay toriako eo amin'ireo Jentilisa . Niresaka mitokana tamin'ireo izay noheverina ho manan - danja aho , mba hahazoana antoka fa tsy nihazakazaka _ na efa nihazakazaka _ very maina aho .
GAL 2:3     Alignment score: 0.392
But not even Titus , who was with me and who was a Greek , was forced to be circumcised .
Fa na Titosy aza , izay niaraka tamiko no sady Grika , dia noterena ho voafora .
GAL 2:4     Alignment score: 0.506
The false brothers came
in secretly to spy on the liberty we have in Christ Jesus . They desired to enslave us ,
Niditra mangingina ireo rahalahy sandoka mba hitsikilo ny fahafahana hanananay ao amin'i Kristy Jesosy . Naniry ny hanandevo anay izy ireo ,
GAL 2:5     Alignment score: 0.24 → 0.313
but we did not yield in submission to them for a moment , so that the truth of the gospel would remain with you .
fa tsy nety ny hanaiky azy ireo na dia fotoana kely aza izahay , mba hitoeran ' ny fahamarinan
' ny filazantsara aminareo .
GAL 2:6     Alignment score: 0.284 → 0.302
But those
who seemed to be important ( whatever they were does not matter to me ; God shows no partiality ) those , I say , who seemed important added nothing to me .
Fa ireo izay noheverina ho manan - danja ( na inona na inona izy ireo dia tsy mampaninona ahy , Andriamanitra dia tsy miangatra ) _ lazaiko , ireo , izay heverina ho manan - danja dia tsy nanampy na inona na inona tamiko .
GAL 2:7     Alignment score: 0.437
On the contrary , they saw that I had been entrusted with the gospel to those who are uncircumcised , just as Peter had been entrusted with the gospel to those who are circumcised .
Mifanohitra amin'izany , hitan'izy ireo fa nanankinana ny filazantsara ho an'ireo izay tsy voafora aho , tahaka ny nanankinana an'i Petera ny filazantsara ho an'ireo izay voafora .
GAL 2:8     Alignment score: 0.449
For God , who worked in Peter for the apostleship to those who are circumcised , also worked in me to the Gentiles .
Fa Andriamanitra , izay niasa tao amin'i Petera ho amin ' ny maha - apostoly ho an'ireo izay voafora , dia niasa tato amiko ihany koa ho an'ireo Jentilisa .
GAL 2:9     Alignment score: 0.371 → 0.372
When James , Cephas , and John , who had a reputation as pillars , recognized the grace that had been given to me , they gave the right hand of fellowship to Barnabas and me . They agreed that we should go to the Gentiles and they should go to the circumcised .
I Jakoba , Kefasy , ary Jaona , izay fantatra fa anisan'ireo nanorina ny fiangonana , rehefa nahalala ny fahasoavana izay nomena ahy , dia nanome ny tanana
ankavanan ' ny fiombonana ho ahy sy Barabasy izy ireo . Nataon'izy ireo izany mba hahafahanay mankany amin ' ny Jentilisa , ary mba hahafahan'izy ireo mankany amin'ireo izay voafora .
GAL 2:10     Alignment score: 0.253 → 0.254
They requested only that we remember the poor , the very thing that I was eager to do .
Nangataka fotsiny izy ireo mba hahatsiaro ny mahantra izahay , izay zavatra tena tiako atao tokoa .
GAL 2:11     Alignment score: 0.467 → 0.472
But when Cephas came to Antioch , I opposed him to his face because he stood condemned .
Fa rehefa tonga tany
Antioka i Kefasy , dia nanohitra azy teo amin ' ny tavany aho satria voalaza fa diso izy .
GAL 2:12     Alignment score: 0.387 → 0.393
Before certain men came from James , Cephas was eating with the Gentiles . But when these
men came , he stopped and kept away from the Gentiles . He was afraid of those who were demanding circumcision .
Talohan ' ny nahatongavan'ireo lehilahy sasany avy any amin'i Jakoba , dia teo am - pisakafoana niaraka tamin'ireo Jentilisa i Kefasy . Fa rehefa tonga ireo lehilahy ireo , dia nijanona izy ary niala lavitra an'ireo Jentilisa . Natahotra ireo izay nitaky famorana izy .
GAL 2:13     Alignment score: 0.309
Also the rest of the Jews joined in this hypocrisy . Even Barnabas was led astray with them by their hypocrisy .
Ny sisa tamin'ireo Jiosy koa dia niray tamin'izany fiatsaram
- belatsihy izany . Na i Barnabasy aza dia voavily lalana niaraka tamin'izy ireo tamin ' ny fiatsaram - belatsihin'izy ireo .
GAL 2:14     Alignment score: 0.439 → 0.46
But when I saw that their behavior was not following the truth of the gospel , I said to Cephas in front of all of them , " If you are a Jew but are living like a Gentile and not like a Jew , how can you force the Gentiles to live like Jews ? "
Fa rehefa hitako fa tsy manaraka ny fahamarinan
' ny filazantsara ny fitondran - tenan'izy ireo , dia niteny tamin'i Kefasy teo anoloan'izy rehetra aho hoe : " Raha Jiosy ianao kanefa miaina tahaka ny Jentilisa fa tsy tahaka ny Jiosy , ahoana no ahafahanao manery ireo Jentilisa hiaina tahaka ny Jiosy ? "
GAL 2:15     Alignment score: 0.456
We ourselves are Jews by birth and not Gentile sinners ;
Isika dia Jiosy tamin ' ny alalan ' ny fahaterahana fa tsy mpanota Jentilisa ;
GAL 2:16     Alignment score: 0.47 → 0.473
yet we know
that no person is justified by the works of the law but through faith in Christ Jesus . So we also have believed in Christ Jesus so that we might be justified by faith in Christ and not by the works of the law . For by the works of the law no flesh will be justified .
fantatsika anefa fa tsy misy olona hamarinin ' ny asan ' ny lalàna fa amin ' ny alalan ' ny finoana an'i Kristy Jesosy . Isika ihany koa dia tonga tamin ' ny finoana an'i Jesosy Kristy mba ho hamarinina amin ' ny finoana an'i Kristy fa tsy amin ' ny asan ' ny lalàna . Fa tsy hisy nofo ho hamarinina amin ' ny asan ' ny lalàna .
GAL 2:17     Alignment score: 0.364
But if , while we seek to be justified in Christ , we too were found to be sinners , is Christ then a minister of sin ? Absolutely not !
Fa raha toa ka , mitady ho hamarinina ao amin'i Kristy isika , isika ihany koa , dia hita fa mpanota , moa mamporisika
ny fahotana ary ve i Kristy ? Tsia avy hatrany !
GAL 2:18     Alignment score: 0.334 → 0.335
For if I rebuild those
things I once destroyed , I prove myself to be a transgressor .
Fa raha manangana indray ireo zavatra efa noravako taloha aho , dia manaporofo ny tenako ho mpandika lalàna aho .
GAL 2:19     Alignment score: 0.268 → 0.306
For through the law I died
to the law , so that I might live for God . I have been crucified with Christ .
Fa tamin ' ny lalàna no nahafatesako amin ' ny lalàna , mba ho velona ho an'Andriamanitra aho .
GAL 2:20     Alignment score: 0.374 → 0.373
It is no longer I who live , but Christ lives in me . The life I now live
in the flesh I live by faith in the Son of God , who loved me and gave himself for me .
Nohomboana niaraka tamin'i Kristy aho . Tsy izaho intsony no velona , fa i Kristy no velona ato anatiko . Ny fiainana iainako ao amin ' ny nofo ankehitriny dia iainako amin ' ny finoana ny Zanak'Andriamanitra , izay tia ahy ka nanolotra ny tenany ho ahy .
GAL 2:21     Alignment score: 0.353
I do not set aside the grace of God , for if righteousness could be gained through the law , then Christ died for nothing !
Tsy manilika ny fahasoavan
' Andriamanitra aho , fa raha azo amin ' ny lalàna ny fahamarinana , dia tsy misy dikany ny nahafatesan'i Kristy !
GAL 2     Average alignment score: 0.388 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GAL:1  2  3  4  5  6