Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GAL:1  2  3  4  5  6 


GAL 5:1     Alignment score: 0.362 → 0.363
For freedom Christ has set us free . Stand firm , therefore , and do not again be subject to a yoke of slavery .
Ho amin ' ny fahafahana no nanafahan'i Kristy antsika . Miorena tsara , noho izany , aza mety ho ao ambanin ' ny ziogan
' ny fanandevozana indray .


GAL 5:2     Alignment score: 0.412
Look , I , Paul , say to you that if you let yourselves be circumcised , Christ will not benefit you in any way .
Indro , izaho , Paoly , miteny aminareo fa raha mamela ny tenanareo ho foraina ianareo , dia tsy hahasoa anareo amin ' ny fomba rehetra Kristy .
GAL 5:3     Alignment score: 0.33
I testify again to every man who lets himself be circumcised that he is obligated to obey the whole law .
Mijoro vavolombelona amin ' ny olona tsirairay izay mamela ny tenany ho voafora indray aho fa voatery hanaraka ny lalàna rehetra izy .
GAL 5:4     Alignment score: 0.386
You are cut off from Christ , you who would be justified by the law ; you no longer experience grace .
Tafasaraka tamin'i Kristy ianareo , izay te ho hamarinina amin ' ny lalàna ; ary tsy miaina fahasoavana intsony ianareo .
GAL 5:5     Alignment score: 0.456 → 0.455
For through the Spirit , by faith , we eagerly wait for the hope of righteousness .
Fa amin ' ny alalan ' ny Fanahy , amin ' ny finoana , no hiandrasantsika fatratra ny fanantenana ny fahamarinana .
GAL 5:6     Alignment score: 0.42 → 0.423
In Christ Jesus neither circumcision nor uncircumcision has value , but only faith working through love .
Ao amin'i Kristy Jesosy dia tsy midika na inona na inona na voafora na tsy voafora , fa ny finoana miasa amin ' ny fitiavana ihany .
GAL 5:7     Alignment score: 0.197
You were running well . Who prevented you from obeying the truth ?
Fa nihazakazaka tsara ianareo . Iza no nisakana anareo amin ' ny fankatoavana ny marina ?
GAL 5:8     Alignment score: 0.115
This persuasion does not come
from him who calls you !
Izany fandresen - dahatra izany dia tsy avy aminy ilay niantso anareo .
GAL 5:9     Alignment score: 0.283
A little yeast leavens the whole batch of dough .
Lalivay kely no mampitombo ny koba rehetra .
GAL 5:10     Alignment score: 0.212
I have confidence in the Lord that you will think nothing different . The one who is troubling you will suffer the judgment , whoever he is .
Fa matoky
ny Tompo aho fa tsy handray fomba fijery hafa ianareo . Fa ny iray izay mampikorontana anareo no hanefa ny sazy , na iza izy na iza .
GAL 5:11     Alignment score: 0.266 → 0.286
Brothers , if I still proclaim circumcision , why am I still being persecuted ? In that case
the stumbling block of the cross has been removed .
Ry rahalahy , raha mbola mitory ny amin ' ny famorana aho , nahoana aho no mbola enjehina ? Amin'izany dia ho afaka tokoa ny fahatafintohinan ' ny hazo fijaliana .
GAL 5:12     Alignment score: 0.107 → 0.113
As for those who are disturbing you , I wish they would cut themselves off !
Fa ho an'ireo izay manakorontana anareo , enga anie ka hanapaka ny tenany izy ireo !
GAL 5:13     Alignment score: 0.347 → 0.391
For you were called to freedom , brothers . But do not use your freedom as an opportunity for the flesh ; rather , through love serve one another .
Fa nantsoina ho amin ' ny fahafahana ianareo , ry rahalahy . Nefa aza ampiasaina ho irika
amin ' ny filan ' ny nofo ny fahafahanareo ; fa kosa , amin ' ny alalan ' ny fitiavana dia mifanompoa .
GAL 5:14     Alignment score: 0.319
For the whole law is fulfilled in one word : " You must love your neighbor as yourself . "
Fa ny lalàna rehetra dia tanteraka ao amin ' ny didy iray ; ao amin ' ny hoe : " Tsy maintsy mitia ny namanao
tahaka ny tenanao ianao . "
GAL 5:15     Alignment score: 0.114 → 0.117
But if you bite and devour one another , watch out that you are not consumed by one another .
Fa raha mifanaikitra sy mifampihinana ianareo , dia mitandrema sao hifandringana .
GAL 5:16     Alignment score: 0.268
But I say , walk by the Spirit and you will not carry out the desires of the flesh .
Fa hoy aho , mandehana araka ny Fanahy dia tsy hahatanteraka izay filan ' ny nofo ianareo .
GAL 5:17     Alignment score: 0.293 → 0.294
For the desires of the flesh are against the Spirit , and the desires of the Spirit are against the flesh . For these
oppose each other , so that you can not do the things you want .
Fa manohitra ny Fanahy ny filan ' ny nofo , ary manohitra ny filan ' ny nofo ny fanirian ' ny Fanahy . Fa mifanohitra ireo , mba tsy hahafahanareo manao izay zavatra tianareo .
GAL 5:18     Alignment score: 0.435
But if you are led by the Spirit , you are not under the law .
Fa raha tarihin ' ny Fanahy ianareo dia tsy ho ambanin ' ny lalàna .
GAL 5:19     Alignment score: 0.273 → 0.347
Now the works of the flesh are evident : sexual immorality , impurity , sensuality ,
Ankehitriny dia miharihary ny asan ' ny filan ' ny nofo : fijangajangana , fahalotoana , fijejojejoana ,
GAL 5:20     Alignment score: 0.262
idolatry , sorcery , hostilities , strife , jealousy , outbursts of anger , rivalry , dissension , divisions ,
fanompoan - tsampy , famosaviana , fankahalana , fifandirana , fahasarotam - piaro , fipoahan ' ny fahatezerana , fifandrafiana , fisaraham - bazana , fizarazarana ,
GAL 5:21     Alignment score: 0.335 → 0.336
envy , drunkenness , drunken celebrations , and things like these . I warn you , as I warned you before , that those who practice such things will not inherit the kingdom of God .
fialonana , fahamamoana , fanakorontanana , ary ny zavatra mitovy amin'izany . Mampitandrina anareo aho , tahaka ny efa nampitandremako anareo taloha , fa tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra ireo izay mampihatra ireo zavatra ireo .
GAL 5:22     Alignment score: 0.5 → 0.502
But the fruit of the Spirit is love , joy , peace , patience , kindness , goodness , faith ,
Fa ny vokatry ny Fanahy dia fitiavana , fifaliana , fiadanana , faharetana , hatsaram - panahy , fanaovan
- tsoa , finoana ,
GAL 5:23     Alignment score: 0.437
gentleness , and self - control ; against such things there is no law .
fahalemem - panahy , ary fahafehezan - tena ; tsy misy lalàna manohitra zavatra tahaka izany .
GAL 5:24     Alignment score: 0.303
Those
who belong to Christ Jesus have crucified the flesh with its passions and desires .
Ireo izay an'i Kristy Jesosy dia efa nanombo ny toetra feno fahotany niaraka tamin ' ny fahafinaretany sy ny filany .
GAL 5:25     Alignment score: 0.412
If we live by the Spirit , let us also walk by the Spirit .
Raha miaina amin ' ny Fanahy isika , aoka handeha amin ' ny Fanahy ihany koa .
GAL 5:26     Alignment score: 0.188
Let us not become
boastful , provoking one another , envying one another .
Aoka isika tsy ho lasa mpieboebo , mifandrangitra , ary mifampialona .
GAL 5     Average alignment score: 0.323 for 26 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GAL:1  2  3  4  5  6