Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GAL:1  2  3  4  5  6 


GAL 6:1     Alignment score: 0.286 → 0.285
Brothers , if someone is caught in any trespass , you who are spiritual should restore him in a spirit of gentleness . Be concerned about yourself , so you also may not be tempted .
Ry rahalahy , raha misy olona azon ' ny ota , ianareo izay ara - panahy no tokony hamerina azy indray amin ' ny fahamoram - panahy . Mihevera ny tenanao , mba tsy ho halaim
- panahy koa ianao .


GAL 6:2     Alignment score: 0.386
Carry one another 's burdens , and so fulfill the law of Christ .
Mifampitondrà ny mavesatra , ary amin'izany dia tanteraho ny lalàn'i Kristy .
GAL 6:3     Alignment score: 0.247
For if anyone thinks he is something when he is nothing , he deceives himself .
Fa raha misy olona mihevitra ny tenany
ho zavatra kanefa tsinotsinona , dia mamitaka ny tenany izy .
GAL 6:4     Alignment score: 0.29 → 0.321
Each one should examine his own work , and then his reason to boast will be in himself alone and not in someone else .
Tokony handinika ny asany
avy ny tsirairay , mba ho amin ' ny tenany ihany ny antony hireharehany fa tsy amin ' ny olon - kafa .
GAL 6:5     Alignment score: 0.096 → 0.115
For each one will carry his own burden .
Fa samy hitondra ny entany
avy ny olona tsirairay .
GAL 6:6     Alignment score: 0.365
The one who is taught the word must share all good things with the one who teaches .
Ny olona izay nampianarina ny teny dia tsy maintsy mizara ny zavatra tsara rehetra amin'izay
mampianatra .
GAL 6:9     Alignment score: 0.307
Let us not become
weary in doing good , for at the right time we will reap a harvest , if we do not give up .
Aoka isika mba tsy ho reraka amin ' ny fanaovan - tsoa , fa hijinja ny vokatra isika amin ' ny fotoana mety , raha tsy milavo lefona isika .
GAL 6:10     Alignment score: 0.302 → 0.315
So then , as we have the opportunity , let us do good to all people , especially to those
who belong to the household of faith .
Koa noho izany , satria manana fahafahana isika , dia aoka hanao ny tsara amin ' ny olona rehetra , indrindra fa amin ' ny fianakavian ' ny finoana .
GAL 6:11     Alignment score: 0.061 → 0.081
See what large letters I write
to you with my own hand .
Jereo ny halehiben ' ny soratra izay nosoratan ' ny tanako ho anareo .
GAL 6:12     Alignment score: 0.288 → 0.299
Those
who want to make a good impression in the flesh are trying to compel you to be circumcised . They do this only to avoid being persecuted for the cross of Christ .
Ireo izay te hiseho ho tsara ao amin ' ny nofo no miezaka manery anareo mba hoforaina . Manao izany izy ireo mba hialana amin ' ny fanenjehana nohon ' ny amin ' ny hazofijalian'i Kristy .
GAL 6:13     Alignment score: 0.322 → 0.358
For not even those
who circumcised themselves keep the law , but they want you to be circumcised so that they may boast about your flesh .
Na ireo izay tsy voafora aza dia tsy mitandrina ny lalàna , nefa tian'izy ireo hoforaina ianareo mba hireharehan'izy ireo amin ' ny nofonareo .
GAL 6:14     Alignment score: 0.392 → 0.393
But may I never boast except in the cross of our Lord Jesus Christ , through which the world has been crucified to me , and I to the world .
Nefa tsy hirehareha na oviana na oviana afa - tsy ny amin ' ny hazofijalian'i
Jesosy Kristy Tompontsika anie aho , izay nanomboana an'izao tontolo izao teo amiko , ary izaho kosa teo amin'izao tontolo izao .
GAL 6:15     Alignment score: 0.148 → 0.149
For neither circumcision counts for anything nor uncircumcision , but what counts is a new creation .
Fa ny famorana na ny tsy famorana dia samy tsy misy dikany , fa ny fiainam - baovao no misy dikany .
GAL 6:16     Alignment score: 0.227 → 0.225
To all who walk according to this standard , peace and mercy be upon them , even upon the Israel of God .
Ho an ' ny ireo rehetra izay miaina araka izany fomba izany , dia ho amin'izy ireo anie ny fiadanana sy ny famindram - po , na amin ' ny Israelin'Andriamanitra aza .
GAL 6:17     Alignment score: 0.319
From now on let no one trouble me , for I carry on my body the marks of Jesus .
Manomboka izao dia aoka tsy hisy hanadala ahy , fa mitondra ireo marik'i Jesosy eo amin ' ny vatako aho .
GAL 6:18     Alignment score: 0.455 → 0.484
The grace of our Lord Jesus Christ be with your spirit , brothers . Amen .
Ho amin ' ny fanahinareo anie ny fahasoavan'i
Jesosy Kristy Tompontsika , ry rahalahy . Amena .
GAL 6     Average alignment score: 0.303 for 16 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GAL:1  2  3  4  5  6