Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GAL:1  2  3  4  5  6 


GAL 4:1     Alignment score: 0.275 → 0.277
I am saying that the heir , for whatever time he is a child , is no different from a slave , though he is owner of the entire estate .
Milaza aho fa ny mpandova , raha mbola zaza izy , dia tsy hafa amin ' ny andevo , na dia tompon
' ny zavatra rehetra aza .


GAL 4:2     Alignment score: 0.274 → 0.299
But he is under guardians and managers until the date set by his father .
Kanefa izy dia eo ambany fifehezan'ireo mpiambina sy ireo mpitahiry zava - tsarobidy mandra - pahatongan ' ny daty izay napetraky ny rainy .
GAL 4:3     Alignment score: 0.223 → 0.225
So also , when we were children , we were enslaved to the elemental principles of the world .
Ka toy izany ihany koa , fony isika mbola zaza , dia nandevozin'ireo lalàna fitsipi - pianaran'izao tontolo izao .
GAL 4:4     Alignment score: 0.473
But when the fullness of time had come
, God sent out his Son , born of a woman , born under the law
Fa rehefa tonga ny fahafenoan ' ny fotoana , dia nandefa ny Zanany Andriamanitra , izay natera - behivavy , nateraka tao ambanin ' ny lalàna .
GAL 4:5     Alignment score: 0.35
so that he might redeem those under the law , so that we might receive adoption as sons .
Nanao izany Izy mba hanavotana ireo izay ambanin ' ny lalàna , mba hahafahantsika mandray ny fananganana ho zanaka .
GAL 4:6     Alignment score: 0.436
And because you are sons , God has sent the Spirit of his Son into our hearts , who cries out , " Abba , Father . "
Ary satria zanaka ianareo , dia nirahin'Andriamanitra ho ao am - pontsika ny Fanahin ' ny Zanany , izay miantso hoe : " Aba , Ray . "
GAL 4:7     Alignment score: 0.422 → 0.466
So you are no longer a slave , but a son , and if a son , then you are also an heir through God .
Noho izany tsy andevo intsony ianao , fa zanaka , ary raha zanaka , dia mpandova amin ' ny alalan'Andriamanitra ihany koa ianao .
GAL 4:8     Alignment score: 0.281 → 0.306
But at that time , when you did not know God , you were made to be slaves to those who are , by their natural powers , not gods at all .
Fa tamin'izany fotoana izany , fony ianareo tsy nahalala an'Andriamanitra , dia natao ho andevon'ireo izay , amin ' ny hery voajanahary , dia tsy andriamanitra velively .
GAL 4:9     Alignment score: 0.224 → 0.258
But now that you have come
to know God , or rather that you are known by God , how is it that you are turning back to the weak and worthless elemental principles ? Do you want to be enslaved all over again ?
Fa ankehitriny ianareo dia lasa nahalala an'Andriamanitra , na koa hoe fantatr'Andriamanitra ianareo , ka ahoana no hiverenanareo amin ' ny abidim - pianarana malemy no sady tsy misy dikany ? Te ho andevozina indray ve ianareo ?
GAL 4:10     Alignment score: 0.315 → 0.321
You observe days and new moons and seasons and years !
Mandinika ireo andro sy ireo volana ary ireo vanim - potoana sy ireo taona ianareo !
GAL 4:11     Alignment score: 0.14 → 0.145
I am afraid for you that somehow my labor with you may have been for nothing .
Matahotra ny aminareo aho fa sao dia ho zava - poana ny asako teo aminareo .
GAL 4:12     Alignment score: 0.305 → 0.308
I beg you , brothers , become
like me , for I also have become like you . You did me no wrong .
Miangavy anareo aho , ry rahalahy , manaova tahaka ahy , satria izaho ihany koa dia efa lasa tahaka anareo . Tsy nanao ratsy tamiko ianareo .
GAL 4:13     Alignment score: 0.203 → 0.277
But you know that it was because of a disease of the flesh that I proclaimed the gospel to you the first time ,
Kanefa fantatrareo fa noho ny aretim - batako no nanambarako anareo ny filazantsara tamin ' ny voalohany .
GAL 4:14     Alignment score: 0.266 → 0.265
and though my physical condition put you to the test , you did not despise or reject me . Instead , you welcomed me as if I were an angel of God , as if I were Christ Jesus himself .
Na dia nitondra anareo tamin ' ny fakam - panahy aza ny toe - batako , dia tsy nanao tsinontsinona na nanilika ahy ianareo . Fa noraisinareo toy ny hoe anjelin'Andriamanitra kosa aho , toy ny hoe izaho mihitsy no Kristy Jesosy .
GAL 4:15     Alignment score: 0.284 → 0.319
Where then is your blessing
now ? For I testify to you that , if it were possible , you would have torn out your own eyes and given them to me .
Aiza , noho izany , ny fahasoavanareo ankehitriny ? Fa mijoro vavolombelona aminareo aho fa , raha azonareo atao , dia noesorinareo ny masonareo ary nomenareo ahy izany .
GAL 4:16     Alignment score: 0.252
So then , have I become
your enemy because I am telling you the truth ?
Ka noho izany , efa lasa fahavalonareo ve aho satria milaza aminareo ny marina ?
GAL 4:17     Alignment score: 0.232
They are zealous to win you over , but for no good purpose . They want to shut you out so you may be zealous for them .
Izy ireo dia mazoto ny hitaona anareo , fa tsy amin ' ny tsara . Te hanidy anareo any ivelany
izy ireo , mba hanananareo zotom - po ho azy ireo .
GAL 4:18     Alignment score: 0.333 → 0.333
It is always good to be zealous for a good purpose , and not only when I am present with you .
Tsara foana ny manana
zotom - po amin ' ny tanjona tsara , ary tsy rehefa miaraka aminareo ihany aho .
GAL 4:19     Alignment score: 0.344 → 0.346
My little children , again I am suffering the pains of childbirth for you until Christ is formed in you .
Ry zanako , mbola mijaly amin ' ny fanaintainan
' ny fiterahana ho anareo indray aho mandra - piforon'i Kristy ao aminareo .
GAL 4:20     Alignment score: 0.292
I wish I could be present with you now and change my tone , because I am perplexed about you .
Maniry aho mba ho afaka miaraka aminareo ankehitriny ary hanova ny feoko , satria sahiran - tsaina
noho ny aminareo aho .
GAL 4:21     Alignment score: 0.396
Tell me , you who desire to be under the law , do you not listen to the law ?
Teneno amiko , ianareo izay maniry ny ho eo ambanin ' ny lalàna , moa tsy mihaino
ny lalàna ve ianareo ?
GAL 4:22     Alignment score: 0.45 → 0.45
For it is written that Abraham had two sons , one by the slave girl and one by the free woman .
Satria voasoratra fa i Abrahama dia nanan - janaka roa lahy , ny iray avy amin ' ny andevo vavy ary ny iray avy amin ' ny vehivavy afaka .
GAL 4:23     Alignment score: 0.363 → 0.364
One was born by the slave girl according to the flesh , but the other was born by the free woman through promise .
Fa ny iray dia nateraky
ny andevo vavy araka ny nofo , fa ilay iray hafa dia nateraky ny vehivavy tamin ' ny teny fampanantenana .
GAL 4:24     Alignment score: 0.297 → 0.315
These
things may be interpreted as an allegory , for these women represent two covenants . One of them is from Mount Sinai and she bears children into slavery . This is Hagar .
Ireo zavatra ireo dia azo raisina ho toy ny fanoharana , satria ireo vehivavy ireo dia manambara fanekena roa . Ny iray amin'izy ireo dia avy amin ' ny tendrombohitr'i Sinay ary niteraka zaza izay andevo izy . Izy io dia i Hagara .
GAL 4:25     Alignment score: 0.455
Now Hagar represents Mount Sinai in Arabia ; and she represents the present Jerusalem , for she is in slavery with her children .
Ary i Hagara dia maneho ny tendrombohitr'i
Sinay any Arabia ; ary maneho an'i Jerosalema amin'izao fotoana izao , satria nandevozina niaraka tamin'ireo zanany izy .
GAL 4:26     Alignment score: 0.365
But the Jerusalem that is above is free , and she is our mother .
Fa i Jerosalema izay any ambony dia afaka , ary izy no renintsika .
GAL 4:27     Alignment score: 0.307
For it is written , " Rejoice , you barren one who does not give
birth ; cry out and shout for joy , you who are not suffering the pains of childbirth ; because the children of the desolate woman are more numerous than those of the woman who has a husband . "
Satria voasoratra hoe : " Mifalia , ianao ry momba izay tsy miteraka . Miantsoantsoa mafy ary manaova hiaka fifaliana , ianao izay tsy mijaly amin ' ny fanaintainan ' ny fiterahana . Satria ireo zanaky ny vehivavy izay nafoy dia maro noho ny an'ireo vehivavy manambady . "
GAL 4:28     Alignment score: 0.5
But you , brothers , like Isaac , are children of promise .
Fa ianareo , ry rahalahy , tahaka an'i Isaka , dia zanaky
ny fampanantenana .
GAL 4:29     Alignment score: 0.442
At that time the one who was born according to the flesh persecuted the one born according to the Spirit . It is the same now .
Tamin'izany fotoana izany ny olona izay teraka araka ny nofo dia nanenjika izay teraka araka ny Fanahy . Toy izany ihany ankehitriny .
GAL 4:30     Alignment score: 0.345
But what does the scripture say ? " Send away the slave girl and her son . For the son of the slave girl will not share in the inheritance with the son of the free woman . "
Kanefa inona no lazain
' ny soratra masina ? " Alefaso any ny andevo vavy sy ny zanany lahy . Fa ny zanaka lahin ' ny andevo vavy dia tsy hizara lova miaraka amin ' ny zanaka lahin ' ny vehivavy afaka . "
GAL 4:31     Alignment score: 0.349
Therefore , brothers , we are not children of a slave girl , but of the free woman .
Noho izany , ry rahalahy , tsy zanaky
ny andevo vavy isika , fa zanaky ny vehivavy afaka .
GAL 4     Average alignment score: 0.334 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GAL:1  2  3  4  5  6