Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MIC:1  2  3  4  5  6  7 


MIC 7:1     Alignment score: 0.163 → 0.166
Woe is me ! I have become
like the gathering of summer fruit , and like the grapes that have been gleaned ; there is no grape cluster to eat , no ripe early fig that my soul desires .
Lozako ! Fa ho ahy izany dia tahaka ny hoe tapitra ny fiotazana ny voankazo , sady ihany koa fanangonana ny ambim - boaloboka ao amin ' ny tanimboaloboka : Tsy misy sampahom - boaloboka hita intsony , tsy nisy tamin'ireo aviavy nialin - taona izay niriako fatratra .


MIC 7:2     Alignment score: 0.352 → 0.355
The faithful ones have vanished from the land ; there is no upright person in all mankind . They all lie in wait to shed blood ; each one hunts his own brother with a net .
Nanjavona tamin ' ny tany ny olona
mahatoky , tsy misy olo - mahitsy ao amin ' ny olombelona rehetra . Manotrika handatsa - drà avokoa izy rehetra ; ny tsirairay mihaza ny rahalahiny amin ' ny harato ny ihany .
MIC 7:3     Alignment score: 0.208 → 0.233
Their hands are very good at doing harm : the ruler asks for money , the judge is ready for bribes , and the powerful man is telling others of the desire of his soul . Thus
they plot together .
Mailaka amin ' ny fanaovan - dratsy ny tanan'izy ireo : mitaky vola ireo mpanapaka , vonona amin ' ny kolikoky ny mpitsara , ary milaza amin'ireo hafa izay tiany ho azo ny lehilahy matanjaka . Dia toy izany no iarahany miteti - dratsy .
MIC 7:4     Alignment score: 0.333
The best of them is like a brier , the most upright is worse than a thorn hedge . It is the day foretold by your watchmen
, the day of your punishment . Now is the time of their confusion .
Ny tsara indrindra amin'izy ireo dia tahaka ny roy , ny mahitsy indrindra dia fefy tsilo . Izany dia andro efa voalazan'ireo mpitilinao mialoha , dia ny andro famaizana anareo . Izao no fotoan ' ny fahaverezan - kevitr'izy ireo .
MIC 7:5     Alignment score: 0.171 → 0.182
Do not trust any neighbor ; do not put confidence in any friend . From even the woman who lies in your embrace guard the entrance to your mouth .
Aza mahatoky mpiara - belona ; aza mametra - pitokiana
amin ' ny namana . Tandremo izay lazainao na dia amin ' ny vehivavy izay mandry eo an - tsandrinao aza .
MIC 7:6     Alignment score: 0.288 → 0.289
For a son dishonors his father , a daughter rises up against her mother , and a daughter-in-law against her mother-in-law . A man 's enemies are the people of his own house .
Fa haniratsira ny rainy ny zanaka lahy , hitsangana hanohitra an - dreniny ny zanaka vavy , ary ny vinanto vavy hanohitra ny rafozam - baviny . Ny olona ao an - tranony
ihany no fahavalon ' ny olona .
MIC 7:7     Alignment score: 0.38 → 0.383
But as for me , I will look to Yahweh . I will wait for the God of my salvation ; my God will hear me .
Fa raha izaho aloha , dia hijery an'i Yaveh aho , hiandry ny Andriamanitry ny famonjena ahy aho ; handre ahy ny Andriamanitro .
MIC 7:8     Alignment score: 0.386
Do not rejoice over me , my enemy . After I fall , I will rise . When I sit in darkness , Yahweh will be a light for me .
Aza mifaly amiko , ry fahavaloko . Fa rehefa lavo aho , dia hiarina indray . Raha mipetraka ao amin ' ny aizina aho , dia Yaveh no ho fahazavana
ho ahy .
MIC 7:9     Alignment score: 0.398 → 0.401
Because I sinned against Yahweh , I will bear his rage until he pleads my case
and executes judgment for me . He will bring me to the light , and I will see his righteousness .
Satria nanota tamin'i Yaveh aho , dia hizaka ny hatezerany mandra - pandahany ny teniko , sy hanatanterahany fitsarana ho ahy . Hitondra ahy ho eo amin ' ny fahazavana Izy , ary hahita Azy manavotra ahy ao amin ' ny fahamarinany aho .
MIC 7:10     Alignment score: 0.362 → 0.364
Then my enemy will see it , and shame will cover the one who said to me , " Where is Yahweh your God ? " My eyes will look at her ; she will be trampled down like the mud in the streets .
Dia hahita izany ireo fahavaloko , ka ny henatra no hanarona izay niteny tamiko hoe : " Aiza Yaveh Andriamanitrao ? " Hijery azy ny masoko ; ho voahosihosy tahaka ny fotaka eny an - dalana izy .
MIC 7:11     Alignment score: 0.293
A day to build your walls will come
; on that day the boundaries will be extended very far .
Ho tonga ny andro hananganana ny mandanao ; amin'izany andro izany dia hitarina hatrany lavitra ireo faritaninao .
MIC 7:12     Alignment score: 0.375 → 0.432
On that day your people will come
to you , from Assyria and the cities in Egypt , from Egypt to the River , from sea to sea , and from mountain to mountain .
Amin'izany andro izany dia ho tonga aminao ny vahoakanao , avy any Asyria sy ireo tanàna any Egypta , avy any Egypta ka hatrany amin ' ny renirano lehibe , Eofrata , avy amin ' ny ranomasina ka hatrany amin ' ny ranomasina , ary avy amin ' ny tendrombohitra ka hatrany amin ' ny tendrombohitra .
MIC 7:13     Alignment score: 0.17
But the land will be desolate because of the people who are living there , because of the fruit of their actions .
Ireo tany ireo dia hilaozana noho ny vahoaka izay mipetraka ao ankehitriny , noho ny vokatry ny asan'izy ireo .
MIC 7:14     Alignment score: 0.379
Shepherd
your people with your rod , the flock of your inheritance . They dwell alone in a thicket , in the midst of a pastureland . Let them graze in Bashan and Gilead as in the old days .
Ambeno amin ' ny tsora - kazonao ny vahoakanao , dia ny ondry aman'osin ' ny lovanao . Mitoetra irery any an'ala izy ireo , eo afovoan ' ny tanimboly . Aoka izy ireo hiraoka any Basana sy Gileada tahaka ny tamin ' ny andro fahiny .
MIC 7:15     Alignment score: 0.429 → 0.43
As in the days when you came
out of the land of Egypt , I will show them wonders .
Tahaka ny tamin ' ny andro izay nivoahanao ny tany Egypta , dia haneho fahagagana azy ireo Aho .
MIC 7:16     Alignment score: 0.284 → 0.312
The nations will see and be ashamed of all their power . They will put their hands on their mouths ; their ears will be deaf .
Hahita ary ho menatry
ny heriny rehetra ireo firenena . Hitampim - bava izy ireo ; harenina ny sofin'izy ireo .
MIC 7:17     Alignment score: 0.356 → 0.355
They will lick the dust like a snake , like creatures that crawl on the earth . They will come
out of their fortresses with fear ; they will come with fear to you , Yahweh our God , and they will be afraid because of you .
Hilelaka ny vovoka tahaka ny bibilava , tahaka ny zava - boaary izay mikisaka amin ' ny tany izy ireo . Hivoaka avy ao an - davany amin - tahotra izy ireo ; ho avy amin - tahotra eo Aminao izy ireo , ry Yaveh Andriamanitray , ary hatahotra noho Ianao .
MIC 7:18     Alignment score: 0.251 → 0.255
Who is a God like you who takes away iniquity , who passes
over the transgression of the remnant of his inheritance ? He does not keep his anger forever because he delights in his covenant faithfulness .
Iza no Andriamanitra tahaka Anao , Ianao izay manala fahotana , Ianao izay mandalo ambonin ' ny heloky ny sisa tavela amin ' ny lovanao ? Tsy mitàna ny fahatezeranao mandrakizay Ianao , satria tianao ny maneho ny famindram - ponao aminay .
MIC 7:19     Alignment score: 0.375 → 0.388
You will again have compassion on us ; you will trample our iniquities under your feet . You will throw all our sins into the depths of the sea .
Hangoraka anay indray Ianao ; hanitsaka ireo helokay
ao ambany tongotrao Ianao . Hanary ny otanay rehetra ao amin'ireo lalin ' ny ranomasina Ianao .
MIC 7:20     Alignment score: 0.403
You will give truth to Jacob and covenant faithfulness to Abraham , as you swore to our ancestors in ancient days .
Hanome ny marina ho an'i Jakoba sy famindram - po ho an'i Abrahama Ianao , tahaka ny nianiananao tamin'ireo razambenay tamin'ireo andro fahiny .
MIC 7     Average alignment score: 0.321 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MIC:1  2  3  4  5  6  7