Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MIC:1  2  3  4  5  6  7 


MIC 4:1     Alignment score: 0.33 → 0.345
But in the last days it will come
about that the mountain of the house of Yahweh will be established as the chief over the other mountains . It will be exalted above the hills , and peoples will stream to it .
Fa amin ' ny andro farany dia hiorina eo amin'ireo tendrombohitra hafa ny tendrombohitry ny tranon'i Yaveh . Hasandratra ambonin'ireo havoana izany , ary hitanjozotra hankany amin'izany ireo vahoaka .


MIC 4:2     Alignment score: 0.473
Many nations will go and say , " Come , let us go up to the mountain of Yahweh , to the house of the God of Jacob . He will teach us his ways , and we will walk in his paths . " For from Zion the law will go out , and the word of Yahweh from Jerusalem .
Handeha ireo firenena maro ka hanao hoe : " Avia , andeha isika hiakatra any an - tendrombohitr'i
Yaveh , any an - tranon'Andriamanitr'i Jakoba . Hampianatra antsika ireo fombany Izy , ary handeha amin'ireo lalany isika . " Fa avy ao Ziona no ivoahan ' ny lalàna , ary avy ao Jerosalema ny tenin'i Yaveh .
MIC 4:3     Alignment score: 0.304 → 0.307
He will judge among many peoples and will decide concerning numerous nations far away . They will beat their swords into plowshares and their spears into pruning hooks . Nation will not lift up sword against nation , nor will they train for war any longer .
Hitsara amin'ireo vahoaka maro Izy ary hanapa - kevitra mahakasika ireo firenana
maro lavitra . Hively ny sabatr'izy ireo ho angady izy ireo ary ny lefony ho fanetezana . Tsy hanangana sabatra hifamely ny firenena , na hizatra ho amin ' ny ady intsony .
MIC 4:4     Alignment score: 0.434 → 0.435
Instead , they will sit every person under his vine and under his fig tree . No one will make them afraid , for the mouth of Yahweh of hosts has spoken .
Fa kosa , hametraka ny olona tsirairay ambanin ' ny voalobony sy ambanin ' ny hazon'aviaviny izy ireo . Tsy hisy olona hampitahotra azy ireo , fa ny vavan'i
Yaveh Tompon ' ny maro no efa niteny .
MIC 4:5     Alignment score: 0.439
For all the peoples walk , each one , in the name of their god . But we will walk in the name of Yahweh our God forever and ever .
Fa ny vahoaka rehetra dia mandeha , ny tsirairay , amin ' ny anaran
' ny andriamaniny . Fa isika dia handeha amin ' ny anaran'i Yaveh Andriamanitsika mandrakizay doria .
MIC 4:6     Alignment score: 0.271 → 0.283
" On that day " this is Yahweh 's declaration " I will assemble the lame and gather the outcast , those
whom I have afflicted .
" Amin'izany andro izany " hoy Yaveh dia " Hanangona ny malemy sy hamory ireo voaroaka Aho , dia ireo izay nampahoriako .
MIC 4:7     Alignment score: 0.453 → 0.459
I will turn the lame into a remnant , and the ones driven away into a strong nation , and I , Yahweh , will reign over them on Mount Zion , now and forever .
Hataoko ho sisa tavela ny malemy , ary ho firenena matanjaka ireo izay voaroaka , ary Izaho , Yaveh , no hanjaka amin'izy ireo ao an - Tendrombohitr'i
Ziona , ankehitriny ary mandrakizay .
MIC 4:8     Alignment score: 0.437
As for you , watchtower for the flock , hill of the daughter of Zion to you it will come
, your former dominion will be restored , the kingdom that belongs to the daughter of Jerusalem .
Ary ianao , ry tilikambo fiambenana ny ondry aman'osy , havoan ' ny zanakavavin'i Ziona dia ho tonga aminao izany , haverina ny fanapahanao taloha , dia ny fanjakana izay an ' ny zanakavavin'i Jerosalema .
MIC 4:9     Alignment score: 0.38 → 0.382
Now , why do you shout so loudly ? Is there no king among you ? Has your counselor died
? Is this why pain like a woman in labor seizes you ?
Ankehitriny , nahoana no mihiaka mafy ianao ? Tsy misy mpanjaka ve eo aminao ? Maty ve ny mpanolotsainao ? Izany ve no mahatonga ny fanaintainana mahazo anao tahaka ny an ' ny vehivavy eo am - piterahana ?
MIC 4:10     Alignment score: 0.376 → 0.39
Be in pain and labor to give
birth , daughter of Zion , like a woman in labor . For now you will go out of the city , live in the field , and go to Babylon . There you will be rescued . There Yahweh will redeem you from the hand of your enemies .
Aoka hanaintaina ary hihetsi - jaza raha hiteraka , ry zanakavavin'i Ziona , tahaka ny vehivavy miteraka . Fa ankehitriny ianao dia hivoaka ny tanàna , hitoetra any an - tsaha , ary handeha any Babylona . Any no hanavotana anao . Any no hanavotan'i Yaveh anao eo an - tanan'ireo fahavalonao .
MIC 4:11     Alignment score: 0.413 → 0.429
Now many nations are assembled against you ; they say , ' Let her be defiled ; let our eyes gloat over Zion . '
Ankehitriny mivondrona hanohitra anao ireo firenena maro ; hoy izy ireo : ' Aoka ho voaloto izy ; aoka ny masontsika hifaly amin'i Ziona . ' "
MIC 4:12     Alignment score: 0.326
They do not know Yahweh 's thoughts , neither do they understand his plans , for he has gathered them like bundles of grain prepared for the threshing floor .
Hoy ny mpaminany : ' " Tsy fantatr'izy ireo ny eritreritr'i Yaveh , sady tsy takany ny fikasany
, fa efa namory azy ireo tahaka ny amboara ho eo am - pamoloana Izy . "
MIC 4:13     Alignment score: 0.323 → 0.331
Arise and thresh , daughter of Zion , for I will make your horn to be iron , and I will make your hooves to be bronze . You will crush many peoples and you will devote their unjust gain to Yahweh , their wealth to the Lord of the whole earth . "
Hoy Yaveh : " Mitsangàna ka miveleza , ry zanakavavin'i Ziona , fa hataoko vy ny tandrokao
, ary hataoko varahina ny kitronao . Hanorotoro vahoaka maro ianao . Izaho hanokana ireo hareny tsy ara - drariny ho an ' ny tenako , Yaveh , ny fananan'izy ireo ho Ahy , ilay Tompon ' ny tany manontolo . "
MIC 4:14     Alignment score: 0.263 → 0.309
Now come
together in battle ranks , daughter of soldiers ! A siege has been set up against us ! With a rod they strike the judge of Israel on the cheek .
Ankehitriny miaraha tonga ao amin ' ny filaharan'ady , ry zanakavavin'ireo miaramila ; efa nametraka tovon - tany manodidina ny tanàna ireo miaramila , amin ' ny tsora - kazo no hamelezany ny mpitsaran ' ny Israely eo amin ' ny takolany .
MIC 4     Average alignment score: 0.381 for 14 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MIC:1  2  3  4  5  6  7