Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MIC:1  2  3  4  5  6  7 


MIC 6:1     Alignment score: 0.47 → 0.483
Now listen to what Yahweh says , " Arise and state your case
before the mountains ; let the hills hear your voice .
Ankehitriny mihainoa izay lazain'i Yaveh : " Mitsangàna ary alaharo eo anatrehan'ireo tendrombohitra ny raharahanareo ; aoka ireo havoana handre ny feonareo .


MIC 6:2     Alignment score: 0.307 → 0.312
Hear , you mountains
, Yahweh 's accusation , you enduring foundations of the earth . For Yahweh has a lawsuit with his people , and he will fight in court against Israel .
Mihainoa ny adin'i Yaveh , ianareo tendrombohitra , sy ianareo fanambany maharitry tany . Fa manana ady amin ' ny vahoakany Yaveh , ary hiady hanohitra ny Israely eo amin ' ny fitsarana Izy . "
MIC 6:3     Alignment score: 0.21
My people , what have I done to you ? How have I wearied you ? Answer me !
" Ry oloko , inona no nataoko anareo ? Ahoana no nandrerahako anareo ? Mijoroa
vavolombelona hanohitra Ahy !
MIC 6:4     Alignment score: 0.496 → 0.521
For I brought you up out of the land of Egypt and rescued you out of the house of bondage . I sent Moses , Aaron , and Miriam to you .
Fa nentiko niakatra hivoaka ny tany Egypta ianareo ary navotako hivoaka ny trano fanandevozana . Naniraka an'i Mosesy , Arona , ary Miriama taminareo Aho .
MIC 6:5     Alignment score: 0.478 → 0.496
My people , remember what Balak king of Moab devised , and how Balaam son of Beor answered him as you went from Shittim to Gilgal , so you may know the righteous acts of Yahweh . "
Ry oloko , tsarovy izay noheverin'i Balaka mpanjakan'i Moaba , sy ny fomba namalian'i Balama zanak'i Beora azy raha nandeha nankany Sitima ka hatrany Gilgala ianareo , mba hahafahanareo mahafantatra ny asa - marin'i
Yaveh . "
MIC 6:6     Alignment score: 0.461
What should I bring to Yahweh , as I bow down to God on high ? Should I come
to him with burnt offerings , with calves a year old ?
Inona no tokony ho entiko ho an'i Yaveh , raha miankohoka eo amin'Andriamanitra Avo aho ? Tokony ho tonga eo Aminy miaraka amin ' ny fanatitra dorana , amin ' ny zanak'omby herintaona ve aho ?
MIC 6:7     Alignment score: 0.341 → 0.342
Will Yahweh be pleased with thousands of rams , or with ten thousand rivers of oil ? Should I give my firstborn for my transgression
, the fruit of my body for the sin of my soul ?
Moa ve Yaveh hankasitraka ondrilahy an'arivony , na onin - diloilo an'aliny ? Tokony hanolotra ny lahimatoako noho ny heloko ve aho , ilay naterako noho ny fahotako ihany ?
MIC 6:8     Alignment score: 0.198 → 0.229
He has told you , man , what is good , and what Yahweh requires from you : Act justly , love kindness , and walk humbly with your God .
Efa niteny anao Izy , ry olona , hoe inona ny tsara , ary inona no takian'i Yaveh aminao : Manaova ny marina , tiava
amim - pahatsorana , ary mandehana amim - panetren - tena miaraka amin'Andriamanitrao .
MIC 6:9     Alignment score: 0.419
The voice of Yahweh is making a proclamation to the city even now wisdom fears your name : " Listen to the rod , and to the one who has put it in place .
Manao fanambarana amin ' ny tanàna ny feon'i
Yaveh na ny fahendrena aza ankehitriny dia miaiky ny anaranao : " Henoy ny tsora - kazo , sy ny olona izay nametraka izany tamin ' ny fitoerany .
MIC 6:10     Alignment score: 0.24
There is wealth in the houses of the wicked that is dishonest , and false measures that are abominable .
Misy harena ao an - tranon ' ny ratsy fanahy tsy marina , ary fandrefesana mandainga izay fahavetavetana .
MIC 6:11     Alignment score: 0.314
Should I consider a person to be innocent if he uses fraudulent scales , with a bag of deceptive weights ?
Tokony hihevitra ny olona ho tsy manan - tsiny ve Aho raha mampiasa mizàna mandainga izy , miaraka amin ' ny harona fandanjana mamitaka ?
MIC 6:12     Alignment score: 0.425
The rich men are full of violence , the inhabitants have spoken lies , and their tongue in their mouth is deceitful .
Feno herisetra ny mpanan - karena , efa nilaza lainga ireo mponina , ary mpamitaka ny lelany
ao am - bavany .
MIC 6:13     Alignment score: 0.11 → 0.129
Therefore I will make you sick , striking you down , making you desolate because of your sins .
Noho izany dia namely anao tamin ' ny ratra maharary Aho , efa nataoko ho rava noho ireo fahotanao
ianao .
MIC 6:14     Alignment score: 0.272
You will eat but not be satisfied ; your emptiness will remain inside you . You will store goods away but not save , and what you do save I will give to the sword .
Hihinana ianao fa tsy ho afa - po ; hitoetra ao anatinao
ny hanoananao . Hanangona harena ianao fa tsy hahangona , ary izay voahangonao dia homeko ny sabatra .
MIC 6:15     Alignment score: 0.384
You will sow but not reap ; you will tread the olives but not anoint yourselves with oil ; you will press grapes but drink no wine .
Hamafy ianao fa tsy hijinja ; hanitsakitsaka oliva ianao fa tsy hihosotra diloilo ; hanosihosy voaloboka ianao fa tsy mba hisotro divay .
MIC 6:16     Alignment score: 0.234 → 0.255
You have observed the statutes of Omri , and all the works of the house of Ahab . You have walked in their counsels , Therefore I will give
you over to ruin and your inhabitants to derision , and you will bear the scorn of my people . "
Ireo fitsipika nataon'i Omry dia efa voatandrina , ary ireo asan ' ny taranak'i Ahaba rehetra . Mandeha araka torohevitr'izy ireo ianao . Koa hataoko , ho faharavana , ianao ry tanàna , ary zavatra mampisitrisitra ianareo ry mponina , ary hizaka latsa tahaka ny vahoakako ianareo . "
MIC 6     Average alignment score: 0.353 for 16 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MIC:1  2  3  4  5  6  7