Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MIC:1  2  3  4  5  6  7 


MIC 3:1     Alignment score: 0.388
I said , " Now listen , you leaders of Jacob and rulers of the house of Israel : Is it not right for you to understand justice ?
Hoy aho : " Mihainoa ankehitriny , ianareo ry mpitarik'i
Jakoba sy mpanapaka ny taranak'Israely : Moa ve tsy mety aminareo ny mahatakatra ny fahamarinana ?


MIC 3:2     Alignment score: 0.398
You who hate good and love evil , you who tear off their skin , their flesh from their bones
Ianareo izay mankahala ny tsara sy tia ny ratsy , ianareo izay manendaka ny hoditr'izy ireo , ny nofon'izy ireo amin ' ny taolany

MIC 3:3     Alignment score: 0.277 → 0.277
you who also eat the flesh of my people , and tear off their skin , break their bones , and chop them in pieces , just like meat for a pot , just like meat in a cauldron .
ianareo izay mihinana ny nofon
' ny oloko ihany koa , ary manendaka ny hodiny , manapaka ny taolany , ary mamakivaky azy ireo , tahaka ny hena atao ao am - bilany , tahaka ny hena atao ao amin ' ny fandrahoan - kena .
MIC 3:4     Alignment score: 0.37
Then you rulers will cry out to Yahweh , but he will not answer you . He will hide his face from you at that time , because you have done evil deeds . "
Dia hiantso mafy an'i Yaveh ianareo mpanapaka , nefa tsy hamaly anareo Izy . Hanafina ny tavany aminareo Izy amin'izany fotoana izany , satria efa nanao asa ratsy ianareo . "
MIC 3:5     Alignment score: 0.18 → 0.19
Yahweh says this , " As for the prophets who lead my people astray
, if one gives them something to eat , they proclaim , ' Peace . ' But if he puts nothing in their mouths , they dedicate themselves to wage war on him .
Izao no lazain'i Yaveh momba ireo mpaminany izay nampirenireny ny oloko : " Ho an'izay namahana azy ireo dia hilaza izy ireo hoe : ' Hisy fanambinana . ' Fa ho an'izay tsy nanisy na inona na inona ao am - bavany , dia hanomboka hiady aminy izy ireo .
MIC 3:6     Alignment score: 0.439
Therefore , it will be night for you with no vision for you ; it will be dark so that you will do no divination . The sun will go down on the prophets , and the day will be dark on them .
Noho izany , dia ho alina ho anareo izany ary tsy hisy fahitana ho anareo ; ho maizina izany mba tsy hanaovanareo sikidy . Hilentika amin'ireo mpaminany ny masoandro , ary ho maizina amin'izy ireo ny andro .
MIC 3:7     Alignment score: 0.234 → 0.239
The seers will be put to shame , and the diviners will be embarrassed . All of them will cover their lips , for there is no answer from God . "
Ho menarina ireo mpahita , ary ho very hevitra ireo mpisikidy . Hanampina ny molony izy rehetra , satria tsy misy valiny
avy aty Amiko . "
MIC 3:8     Alignment score: 0.367
But as for me , I am full of power by the Spirit of Yahweh , and am full of justice and might , to declare to Jacob his transgression
, and to Israel his sin .
Fa raha ny amiko , dia feno hery noho ny Fanahin'i Yaveh aho , sady feno fahamarinana sy faherezana , mba hanambara amin'i Jakoba ny helony , sy amin'Israely ny fahotany .
MIC 3:9     Alignment score: 0.295
Now listen to this , you leaders of the house of Jacob , and rulers of the house of Israel , you who detest justice , and pervert everything that is right .
Mihainoa izao , ianareo mpitarika ny taranak'i Jakoba , sy mpanapaka ny taranak'Israely , ianareo izay mankahala fahamarinana , sy manodina ny zava - marina rehetra .
MIC 3:10     Alignment score: 0.427 → 0.434
You build
Zion with blood and Jerusalem with iniquity .
Manangana an'i Ziona amin ' ny sy Jerosalema amim - pahotana ianareo .
MIC 3:11     Alignment score: 0.325 → 0.327
Your leaders judge for a bribe , your priests teach for a price , and your prophets do divination for money . Yet you rely on Yahweh and say , " Is not Yahweh with us ? No evil will come
on us . "
Mitsara noho ny kolikoly ireo mpitsaranareo , mampianatra noho ny tamby ireo mpisoronareo , ary maminany noho ny vola ireo mpaminaninareo . Nefa ianareo miankina amin'i Yaveh ka manao hoe : " Moa tsy momba antsika ve Yaveh ? Ka dia tsy hisy ratsy hahazo antsika . "
MIC 3:12     Alignment score: 0.426 → 0.427
Therefore , because of you , Zion will become
a plowed field , Jerusalem will become a heap of rubble , and the hill of the temple will become high places of a thicket .
Noho izany , noho ianao , dia hasaina toy ny saha i Ziona , ho korontam - bato i Jerosalema , ary ho tahaka ny havoana rakotr'ala ny havoan ' ny tempoly .
MIC 3     Average alignment score: 0.334 for 12 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MIC:1  2  3  4  5  6  7