Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MIC:1  2  3  4  5  6  7 


MIC 5:1     Alignment score: 0.342 → 0.34
But you , Bethlehem Ephrathah
, even though you are small among the clans of Judah , out of you one will come to me to rule in Israel , whose beginning is from ancient times , from everlasting .
Nefa ianao , ry Betlehema Efrata , na dia kely indrindra eo amin'ireo fokon'i Joda aza ianao , dia ao aminao no ivoahan ' ny olona hankeo Amiko mba hanapaka ny Israely , izay hatramin'ireo fotoana fahiny ny fiandohany , ka haharitra mandrakizay .


MIC 5:2     Alignment score: 0.201
Therefore God will give
them up , until the time when she who is in labor bears a child , and the rest of his brothers return to the people of Israel .
Noho izany dia hahafoy azy ireo Andriamanitra , hatramin ' ny fotoana hitrotroan'izay mihetsi - jaza zazakely , ary ny tavela amin'ireo anadahiny dia hiverina any amin ' ny vahoakan'Israely .
MIC 5:3     Alignment score: 0.358 → 0.371
He will stand and shepherd his flock in the strength of Yahweh , in the majesty of the name of Yahweh his God . They will remain , for then he will be great to the ends of the earth .
Hijoro Izy ary hiandry ny ondry aman'osiny amin ' ny herin'i
Yaveh , amin ' ny voninahitry ny anaran'i Yaveh Andriamaniny . Hitoetra izy ireo , ary satria ho lehibe hatrany amin ' ny faran ' ny tany Izy .
MIC 5:4     Alignment score: 0.443 → 0.469
He will give
us peace . When the Assyrians come into our land , and when they march against our fortresses , then we will raise against them seven shepherds and eight leaders over men .
Ho fiadanantsika Izy . Rehefa tonga ao amin ' ny tanintsika ireo Asyriana , rehefa manao diabe hanohitra ireo fiarovana mafintsika izy ireo , dia hitsangana hanohitra azy ireo amin ' ny mpiandry ondry fito sy mpitarika valo amin'ireo olona isika .
MIC 5:5     Alignment score: 0.443 → 0.452
They will shepherd the land of Assyria with the sword , and the land of Nimrod in its entrances
. He will rescue us from the Assyrians , when they come into our land , when they march inside our borders .
Hiandry ny tanin ' ny Asyria amin - tsabatra izy ireo , ary eo fidirana ao amin'izany ny tanin'i Nimroda . Hanavotra antsika amin ' ny Asyriana Izy , rehefa tonga ao amin ' ny tanintsika izy ireo , rehefa manao diabe anatin ' ny faritanintsika izy ireo .
MIC 5:6     Alignment score: 0.458
The remnant of Jacob will be in the midst of many peoples , like dew from Yahweh , like showers on the grass , that do not wait for a man , and they do not wait for the children of mankind .
Ny sisa tavela amin'i Jakoba dia ho eo afovoan'ireo vahoaka maro , tahaka ny ando avy amin'i Yaveh , tahaka ny ranon'orana eo amin ' ny ahi - maitso , izay tsy miandry olona , ary tsy miandry ny zanak'olombelona izy ireo .
MIC 5:7     Alignment score: 0.443
The remnant of Jacob will be among the nations , among many peoples , like a lion among the animals of the forest , like a young lion among the flocks of sheep . When he goes through them , he will trample over them and tear them to pieces , and there will be no one to save them .
Ny sisa tavela amin'i Jakoba dia ho eo amin'ireo firenena , eo amin'ireo vahoaka maro , tahaka ny liona eo amin'ireo biby any an'ala , tahaka ny liona tanora eo amin'ireo andian'ondry . Rehefa mamakivaky eo amin'ireo izy , dia hanosihosy ireo sy hamotipotika ireo , ary tsy hisy olona hamonjy azy ireo .
MIC 5:8     Alignment score: 0.277
Your hand will be lifted against your enemies , and it will destroy them .
Hisandratra
hamely ireo fahavalonao ny tananao , ka hamotika azy ireo izany .
MIC 5:9     Alignment score: 0.276 → 0.312
" It will happen in that day " this is Yahweh 's declaration " that I will destroy your horses from among you and will demolish your chariots .
" Izao no hitranga amin'izany andro izany " hoy Yaveh " Hovonoiko eo aminao ireo soavalinao ary hopotehiko ireo kalesinao
.
MIC 5:10     Alignment score: 0.309
I will destroy the cities in your land and throw down all your strongholds
.
Horavàko ireo tanàna ao amin ' ny taninao ary harodako ny mandanao rehetra .
MIC 5:11     Alignment score: 0.286 → 0.286
I will destroy the witchcraft in your hand , and you will no longer have any diviners .
Hopotehiko ny sikidy eo an - tananao
, ary tsy hanana mpisikidy intsony ianao .
MIC 5:12     Alignment score: 0.19 → 0.205
I will destroy your carved figures and your stone pillars from among you . You will no longer worship the workmanship of your hands .
Hopotehiko ireo sary sokitrao sy ireo tsangam - batonao eo aminao . Tsy hanompo ny asa - tananao
intsony ianao .
MIC 5:13     Alignment score: 0.179 → 0.181
I will uproot your Asherah poles from among you , and I will destroy your cities .
Hofongoriko eo aminao ireo baon'aserahanao , ary horavàko ireo tanànanao
.
MIC 5:14     Alignment score: 0.318
I will execute vengeance in anger and wrath on the nations that have not listened . "
Hanatanteraka valifaty amim - pahatezerana sy fahavinirana eo amin'ireo firenena izay tsy nankatò Aho . "
MIC 5     Average alignment score: 0.361 for 14 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MIC:1  2  3  4  5  6  7