Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MIC:1  2  3  4  5  6  7 


MIC 2:1     Alignment score: 0.262 → 0.247
Woe to those
who plan iniquity , to those who plan on their beds to do evil . In the morning light they do it because they have power .
Loza ho an'izay mamoron - keloka , ho an'izay mandrafitra ny hanao ratsy eo am - pandriany . Amin ' ny maraina no anaovan'izy ireo izany satria manana fahefana izy ireo .


MIC 2:2     Alignment score: 0.277
They desire fields and seize them ; they desire houses and take them . They oppress a man and his house , a man and his inheritance .
Maniry saha izy ireo ka giazany izany ; maniry trano izy ireo ka maka izany . Mampahory olona sy ny ankohonany
izy ireo , ary olona sy ny lovany .
MIC 2:3     Alignment score: 0.31 → 0.325
Therefore Yahweh says this , " Look , I am planning to bring disaster against this clan , from which you will not remove your necks . You will not walk arrogantly , for it will be an evil time .
Noho izany dia izao no lazain'i Yaveh hoe : " Indro , efa mitondra loza hamely izany fianakaviana
izany Aho , izay tsy hanalanareo ny tendanareo . Tsy handeha amim - piavonavonana ianareo , satria dia ho fotoana ratsy izany .
MIC 2:4     Alignment score: 0.312
In that day men will sing
a taunting song about you , and lament with a wailing lamentation . They will sing , ' We Israelites are completely ruined ; Yahweh changes the portion of my people . How can he remove it from me ? He portions out our fields to traitors ! ' "
Amin'izany andro izany dia hiventy hira momba anareo ireo fahavalonareo , ary hisaona amin ' ny hira fisaonana . Izy ireo hihira hoe : ' Rava tanteraka izahay Israelita ; Yaveh manova ny faritanin ' ny vahoakako . Ahoana no hanesorany izany amiko ? Mizara ireo sahanay ho an'ireo mpamadika Izy ! ' "
MIC 2:5     Alignment score: 0.342
Therefore , you rich people will have no descendants to divide up the territory by lot in the assembly of Yahweh .
Noho izany , ianareo ry mpanan - karena dia tsy mba hanana taranaka
hizara ny faritany amin ' ny loka ao amin ' ny fiangonan'i Yaveh .
MIC 2:6     Alignment score: 0.354
" Do not prophesy , " their prophets say . " They must not prophesy these
things ; disgrace will not overtake us . "
" Aza maminany , " hoy izy ireo . " Aoka izy ireo tsy haminany ireo zavatra ireo ; aoka tsy ho tonga ny fahafam - baraka . "
MIC 2:7     Alignment score: 0.327 → 0.37
Should it really be said , house of Jacob , " Is the Spirit of Yahweh impatient ? Are these
really his deeds ? " Do not my words do good to anyone who walks uprightly ?
Ry taranak'i Jakoba , moa tokony tenenina tokoa ve izao hoe : " Tezitra ve ny Fanahin'i Yaveh ? Moa tena asany ve ireo ? " Moa tsy mampahatsara an'izay mandeha mahitsy ve ny teniko ?
MIC 2:8     Alignment score: 0.193 → 0.186
Lately my people have risen up like an enemy . You strip the robe , the garment , from those
who pass by unsuspectingly , as soldiers return from war to what they think is safety .
Any aoriana kely dia hitsangana tahaka ny fahavalo ny vahoakako . Manala ny tohitena , ny akanjo , eny amin'izay mandalo tsy amim - piahiahiana ianareo , tahaka ireo miaramila miverina avy any an'ady ho any amin'izay heveriny fa mandry fahalemana .
MIC 2:9     Alignment score: 0.203 → 0.203
You drive
the women belonging to my people from their pleasant houses ; you take my splendor from their young children forever .
Alainareo amin'ireo trano mahafinaritra azy ireo ny vehivavin ' ny vahoakako ; sintoninareo amin ' ny zanak'izy ireo mandrakizay ny fitahiako .
MIC 2:10     Alignment score: 0.243
Get up and leave , for this is not a place where you can rest , because of its uncleanness ; it is destroyed with complete destruction .
Mitsangàna ka mialà , fa tsy toerana ahafahanareo mitoetra ity , noho ny fahalotoany
; nopotehina tamin ' ny fahapotehana tanteraka ity .
MIC 2:11     Alignment score: 0.35
If someone comes to you in a spirit of falsehood and lies and says , " I will prophesy to you about wine and strong drink , " he would be considered to be a prophet for this people .
Raha misy olona tonga any aminareo amin ' ny fanahin ' ny fandaingana sy lainga ka manao hoe : " Haminany aminao momba ny divay sy zava - pisotro mahery aho , " dia heverina ho mpaminany ho an'izany vahoaka izany izy .
MIC 2:12     Alignment score: 0.337
I will surely assemble all of you , Jacob . I will surely gather the remnant of Israel . I will bring them together like sheep in a fold , like a flock in the midst of their pasture . There will be a loud noise because of the multitude of people .
Hanangona anareo rehetra tokoa Aho , ry Jakoba . Hanangona ny sisa amin'Israely tokoa Aho . Hitondra azy ireo miaraka tahaka ny ondry ao amin ' ny andiany
, tahaka ny andian'ondry eo afovoan ' ny fihinanam - bilony Aho . Hisy feo avo noho ny fahamaroan ' ny vahoaka .
MIC 2:13     Alignment score: 0.258 → 0.266
Someone who breaks open their way for them will go ahead of them . They break through the gate and go out ; their king will pass on before them . Yahweh will be at their head .
Izay olona mamaky dia manokatra ny lalan'izy ireo ho azy ireo ka handeha eo alohan'izy ireo . Handeha hamaky ny vavahady izy ireo ka hivoaka ; ny mpanjakan'izy ireo no handeha eo anoloany
. Yaveh no ho mpitarika azy ireo .
MIC 2     Average alignment score: 0.296 for 13 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MIC:1  2  3  4  5  6  7