Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of SNG:1  2  3  4  5  6  7  8 


SNG 3:1     Alignment score: 0.213 → 0.218
At night on my bed I was longing for him whom my soul loves ; I looked for him , but I could not find
him .
Amin ' ny alina eo am - pandriako dia naniry ilay iray izay tiako aho ; nitady azy aho , nefa tsy hitako izy .


SNG 3:2     Alignment score: 0.254 → 0.263
I said to myself , " I will get up and go through the city , through the streets and squares ; I will search for him whom my soul loves . " I searched for him , but I did not find
him .
Hoy aho tamin ' ny tenako hoe : " Hitsangana aho ary handeha any amin ' ny tanàna , amin'ireo lalana sy ireo kianja ; hitady ny malalako aho . " Nitady azy aho , nefa tsy nahita azy .
SNG 3:3     Alignment score: 0.247 → 0.264
The watchmen
found me as they were making their rounds in the city . I asked them , " Have you seen him whom my soul loves ? "
Hitan'ireo mpiambina aho raha nihodidina ny tanàna izy ireo . Nanontany azy ireo aho hoe : " Hitanareo ve ny malalako ? "
SNG 3:4     Alignment score: 0.229 → 0.229
It was only a little while after I had passed them that I found him whom my soul loves . I held
on to him and would not let him go until I had brought him into my mother 's house , into the bedroom of the one who had conceived me .
Fotoana vitsy monja taorian ' ny nandalovako teo amin'izy ireo no nahitako ilay iray izay tian ' ny fanahiko . Nihazona azy aho ary tsy namela azy handeha mandra - pitondrako azy tany an - tranon ' ny reniko , ao amin ' ny efitrano fatorian'ilay iray izay niteraka ahy . Ilay vehivavy miresaka amin'ireo vehivavy hafa .
SNG 3:5     Alignment score: 0.278 → 0.259
I want you to swear , daughters
of Jerusalem , by the gazelles and the does of the fields , that you will not awaken or arouse love until she pleases .
Tiako hianiana ianareo , ry zanaka vavin ' ny lehilahin'i Jerosalema , amin'ireo gazela sy ireo vokatr'ireo saha , mba tsy ho tapahanareo ny fiaraha - mandrinay raha tsy vita izany . Ilay tovovavy miteny amin ' ny tenany .
SNG 3:6     Alignment score: 0.281 → 0.296
What is that coming up from the wilderness like a column of smoke , perfumed with myrrh and frankincense , with all the powders sold by merchants ?
Inona ireny miakatra avy amin ' ny tany efitra toy ny andrin - tsetroka , manim - pofona miora sy ditin - kazo manitra , miaraka amin'ireo vovoka rehetra amidin'ireo mpivarotra ireny ?
SNG 3:7     Alignment score: 0.366
Look , it is the bed of Solomon ; sixty warriors surround it the mighty men of Israel .
Indro , fandrian'i Solomona izany ; mpiady enimpolo no manodidina izany ; dia ireo miaramila enimpolon'Israely .
SNG 3:8     Alignment score: 0.271 → 0.272
All of them are skilled with a sword and are experienced in warfare . Every man has his sword at his side , armed against the terrors of the night .
Manan
- traikefa amin ' ny sabatra izy ireo ary mahay miady . Manana ny sabany eo am - balahany avy ny olona rehetra , mitam - piadiana hanohitra ny fampihorohoron ' ny alina .
SNG 3:9     Alignment score: 0.369 → 0.436
King Solomon made himself a sedan chair of the wood from Lebanon .
Nanao seza filanjana vita tamin ' ny hazo avy any Libanona ho azy i Solomona mpanjaka .
SNG 3:10     Alignment score: 0.307 → 0.333
Its posts were made of silver ; the back was made of gold , and the seat of purple cloth . Its interior was decorated with love by the daughters of Jerusalem .
Ny tsangatsangan'izany dia vita tamin ' ny volafotsy ; ny lamosiny dia vita tamin ' ny volamena , ary ny fipetrahana tamin ' ny fitafy volomparasy . Ny tao anatiny dia nohaingoin'ireo zanaka vavin'ireo lehilahin'i Jerosalema tam - pitiavana . Ilay zatovovavy miresaka amin'ireo vehivavin'i Jerosalema
SNG 3:11     Alignment score: 0.322 → 0.329
Go out , daughters of Zion , and gaze on King Solomon , bearing
the crown with which his mother crowned him on his wedding day , on the day of the joy of his heart .
Mivoaha , ry zanaka vavin'ireo lehilahin'i Ziona , ary mandiniha an'i Solomona mpanjaka , mitondra ny satro - boninahitra izay nampisatrohan ' ny reniny azy tamin ' ny andron ' ny fanambadiany , tamin'io androm - pifalian ' ny fiainany io .
SNG 3     Average alignment score: 0.288 for 11 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of SNG:1  2  3  4  5  6  7  8