Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of SNG:1  2  3  4  5  6  7  8 


SNG 6:1     Alignment score: 0.212 → 0.233
Where has your beloved gone , most beautiful among women
? In what direction has your beloved gone , so that we may seek him with you ?
Nankaiza ny malalanao , ry tsara tarehy indrindra amin ' ny vehivavy ? Nizotra nankaiza ny malalanao , mba hitadiavanay azy miaraka aminao ? Miresaka amin ' ny tenany ilay zatovovavy .


SNG 6:2     Alignment score: 0.292
My beloved has gone down to his garden , to the beds of spices , to graze in the garden and to gather lilies .
Ny malalako dia efa nidina nankany amin ' ny sahany
, ho any amin ' ny farafaran - java - manitra , mba hiraoka eny amin ' ny saha sy hioty ireo lilia .
SNG 6:3     Alignment score: 0.311 → 0.341
I am my beloved 's , and my beloved is mine ; he grazes among the lilies with pleasure .
An ' ny malalako aho , ary ahy ny malalako ; hiraoka eo amin'ireo lilia am - pifaliana izy . Ilay tian'ilay vehivavy miresaka aminy .
SNG 6:4     Alignment score: 0.4 → 0.387
You are as beautiful as Tirzah , my love , as lovely as Jerusalem , as awe - inspiring as an army with its banners .
Tsara tarehy tahaka ny Tirza ianao , ry tiako , maha - te ho tia tahaka an'i Jerosalema , mampisy aingam - panahy tahaka ny tafika miaraka amin ' ny fanevany .
SNG 6:5     Alignment score: 0.384
Turn your eyes away from me , for they overwhelm me . Your hair is like a flock of goats going down from the slopes of Gilead .
Avilio amiko ny masonao
, fa manafotra ahy izy ireo . Ny volonao dia tahaka ny andian'osy midina avy eny amin'ireo hantsan ' ny Tendrombohitr'i Gileada .
SNG 6:6     Alignment score: 0.3
Your teeth are like a flock of ewes coming up from the washing place . Each one has a twin , and none among them is bereaved .
Ny nifinao
dia tahaka ny andiana ondrivavy miakatra avy any amin ' ny toerana fisasana . Samy manana ny kambana aminy ny tsirairay , ary tsy nisy banga ireo .
SNG 6:7     Alignment score: 0.261 → 0.26
Your cheeks are like pomegranate halves behind your veil .
Ireo takolakao
dia tahaka ny hasin'ampongabendanitra ao ambadiky ny voalinao . Ilay tian'ilay vehivavy miresaka amin ' ny tenany
SNG 6:8     Alignment score: 0.413
There are sixty queens , eighty concubines , and young women without number .
Misy mpanjakavavy enimpolo , vaditsindrano valopolo , ary zatovovavy tsy hita isa .
SNG 6:9     Alignment score: 0.286 → 0.288
My dove , my perfect one , is the only one ; she is the only daughter of her mother ; she is the pure child of the woman who bore her . The young women
saw her and called her blessed ; the queens and the concubines saw her also , and they praised her :
Ry voromailalako , ry madioko , ilay hany tokako ; izy dia vavy tokan - dreniny ; izy no tena tian'ilay vehivavy izay niteraka azy ; ireo zanaka vavin ' ny olon ' ny tanànako raha nahita azy dia niantso azy hoe sambatra ; ireo mpanjakavavy sy ireo vaditsindrano ihany koa dia nahita , ka nidera azy : Izao no nolazain ' ny mpanjakavavy sy ny vaditsindrano
SNG 6:10     Alignment score: 0.325 → 0.324
" Who is this who appears like the dawn , as beautiful as the moon , as pure as the sun , as awe - inspiring as an army with its banners ? "
" Iza moa io miseho toy ny mangiran - dratsy , tsara tarehy toy ny volana , mamirapiratra toy ny masoandro , mampisy aingam - panahy toy ny tafika miaraka amin ' ny fanevany ? " Ilay tian'ilay vehivavy miresaka amin ' ny tenany

SNG 6:11     Alignment score: 0.211 → 0.222
I went down into the grove of nut trees to see the young growth in the valley , to see whether the vines had budded , and whether the pomegranates were in bloom .
Nidina teny
amin'ireo ala kely misy hazom - bazana aho mba hijery ny tsiry vaovao eny an - dohasaha , mba hijery raha nitsimoka ireo voaloboka , ary raha efa namony ny ampongabendanitra .
SNG 6:12     Alignment score: 0.073 → 0.07
I did not know
when my soul placed me on the chariots of my noble people .
Tena faly aho ka nahatsapa toy ny hoe nitaingina ny kalesin ' ny andriandahy . Ny tian'ilay vehivavy miresaka aminy
SNG 6     Average alignment score: 0.295 for 12 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of SNG:1  2  3  4  5  6  7  8