Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of SNG:1  2  3  4  5  6  7  8 


SNG 8:1     Alignment score: 0.251
I wish that you were like my brother , who nursed at my mother 's breasts . Then whenever I met you outside , I could kiss you , and no one would despise me .
Iriko
mba ho toy ny anadahiko , izay ninono tamin ' ny nonon - dreniko ianao . Ary na aiza na aiza hahitako anao any ivelany , dia afaka manoroka anao aho , ary tsy hisy olona hanao tsinontsinona ahy .


SNG 8:2     Alignment score: 0.189 → 0.24
I would lead you and bring you into my mother 's house she who taught me . I would give you spiced wine to drink and some of the juice of my pomegranates .
Ho tarihiko ary ho entiko any an - tranon
' ny reniko ianao , ary dia hampianarinao aho . Homeko divay miharo zava - manitra ho sotroina sy ampahany amin ' ny ranon ' ny ampongabendanitro ianao . Niresaka tamin ' ny tenany ilay tovovavy
SNG 8:3     Alignment score: 0.432
His left hand is under my head and his right hand embraces me .
Ny tanany havia tao ambany lohako ary ny tanany havanana mamihina ahy . Niresaka tamin'ireo vehivavy hafa ilay vehivavy
SNG 8:4     Alignment score: 0.305 → 0.305
I want you to swear , daughters
of Jerusalem , that you will not awaken or arouse love until she pleases .
Tiako hianiana ianareo , ry zanaka vavin ' ny olon'i Jerosalema , fa tsy hanapaka ny fiaraha - mandrinay ianareo mandra - pahatapiny . Ireo vehivavin ' ny Jerosalema niresaka
SNG 8:5     Alignment score: 0.22 → 0.227
Who is this who is coming up from the wilderness , leaning on her beloved ? I awakened you under the apricot tree ; there your mother conceived you ; there she gave birth to you , she delivered you .
Iza ity tamy manatona miakatra avy any an'efitra , miankina amin ' ny malalany
ity ? Niresaka tamin'ilay malalany ilay tovovavy namoha anao teo ambany hazo paiso aho ; teo amin ' ny nanorotoronin ' ny reninao anao ; teo amin ' ny niterahany anao , namoahany anao .
SNG 8:6     Alignment score: 0.342 → 0.364
Set me as a seal over your heart , like a seal on your arm , for love is as strong as death . Jealousy is as unrelenting as Sheol ; its flames burst out ; it is a blazing flame , a flame hotter than any other fire .
Ataovy toy ny tombo - kase ao am - ponao aho , toy ny tombo - kase eo an - tsandrinao , fa mahery toy ny fahafatesana ny fitiavana . Ny firehetan
' ny fahasarotam - piaro dia tsy mamela mahazo toy ny Fiainan - tsy hita ; mandoro ny lelafony ; lelafo midedadeda izany , lelafo mahamay noho ny afo hafa rehetra .
SNG 8:7     Alignment score: 0.221 → 0.235
Surging waters can not quench love , nor can floods sweep it away . If a man gave all the possessions
in his house for love , the offer would be utterly despised .
Ireo rano manonja tsy mahavono ny afon ' ny fitiavana , na ireo tondra - drano tsy mahafoaka azy . Raha misy olona manome ny fananany rehetra ao an - tranony ho amidy fitiavana , dia atao tsinontsinona tokoa izany tolotra izany . Ireo anadahin'ilay tovovavy mifampiresaka
SNG 8:8     Alignment score: 0.227 → 0.227
We have a little sister , and her breasts have not yet grown . What can we do for our sister on the day when she will be promised in marriage ?
Manana
zandrivavy izahay , ary tsy mbola mitsiry nono izy . Inona no azonay atao ho an ' ny anabavinay amin ' ny andro izay hanolorana azy ho amin ' ny fanambadiana ?
SNG 8:9     Alignment score: 0.314 → 0.342
If she is a wall , we will build
on her a tower of silver . If she is a door , we will adorn her with boards of cedar .
Raha manda izy , dia hanangananay tilikambo vita amin ' ny volafotsy teo aminy . Raha varavarana izy , dia hohaingonay amin ' ny hazo sedera fisaka . Niresaka tamin ' ny tenany ilay tovovavy
SNG 8:10     Alignment score: 0.247 → 0.247
I was a wall , and my breasts were now like fortress towers ; so I am in his eyes as one who brings peace .
Manda aho , fa ankehitriny ireo nonoko dia toy ireo tilikambo fiarovana mafy ; koa tena efa matoy tokoa aho eo imasony
. Niresaka tamin ' ny tenany ilay tovovavy
SNG 8:11     Alignment score: 0.435 → 0.437
Solomon had a vineyard at Baal Hamon
. He gave the vineyard to those who would maintain it . Each one was to bring a thousand shekels of silver for its fruit .
Nanana tanim - boaloboka tao Bala - hamona i Solomona . Nahofany tamin'ireo izay te hikarakara izany ilay tanim - boaloboka . Ny tsirairay dia tsy maintsy mitondra sekely volafotsy arivo ho solon ' ny vokatra .
SNG 8:12     Alignment score: 0.376
My vineyard , my very own , is before me ; the thousand shekels are for you , Solomon , and the two hundred shekels are for those
who maintain its fruit .
Ahy tokoa ny tanim - boaloboko ; ny sekely arivo dia anao , ry Solomona malalako , ary ny sekely roanjato ho an'izay mikarakara izany mba hahazoana vokatra . Ilay malalan - dravehivavy niresaka taminy
SNG 8:13     Alignment score: 0.234
You who live in the gardens , my companions are listening for your voice ; let me hear it .
Ianao izay mipetraka eo an - jaridaina , ireo sakaizako dia nihaino ny feonao
; avelao aho mba ho ilay iray izay handre izany koa . Niresaka tamin ' ny malalany ilay tovovavy
SNG 8:14     Alignment score: 0.385 → 0.448
Hurry , my beloved , and be like a gazelle or a young stag on the mountains
of spices .
Faingàna , ry malalako , ary aoka ho toy ny gazela na ny diera tanora eny an - tendrombohitr'ireo zava - manitra ianao .
SNG 8     Average alignment score: 0.307 for 14 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of SNG:1  2  3  4  5  6  7  8