Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of SNG:1  2  3  4  5  6  7  8 


SNG 2:1     Alignment score: 0.236
I am a meadow flower of Sharon , a lily of the valleys .
Izaho dia voninkazo eny amin ' ny lemaka
fotsiny ihany , lilia eny amin ' ny lohasaha fotsiny ihany . Ilay lehilahy dia miresaka aminy


SNG 2:3     Alignment score: 0.294
As an apricot tree among the trees of the forest , so is my beloved among the young men . I sit down under his shadow with great delight , and his fruit is sweet to my taste
.
Tahaka ny hazo paiso izay eo amin'ireo hazon ' ny ala , dia toy izany koa ny olon - tiako eo amin'ireo zatovolahy . Mipetraka eo ambanin ' ny alokany amin ' ny hafaliam - be aho , ary ny voany dia mamy ao am - bavako .
SNG 2:4     Alignment score: 0.152 → 0.186
He brought me to the house of wine
, and his banner over me was love .
Mitondra ahy any amin ' ny trano amin ' ny fanasam - be izy , ary ny fanevany amiko dia fitiavana . Ilay vehivavy dia miresaka amin'ilay tiany .
SNG 2:5     Alignment score: 0.203
Revive me with raisin cakes and refresh me with apricots , for I am weak with love .
Velomy amin ' ny mofomamy misy voaloboka aho ary velombelomy amin ' ny paiso , fa mararim - pitia . Ilay vehivavy dia miresaka amin ' ny tenany

SNG 2:6     Alignment score: 0.45 → 0.452
His left hand is under my head , and his right hand embraces me .
Ny tanany havia dia eo ambanin ' ny lohako , ary ny tanany havanana dia mamihina ahy . Ilay vehivavy dia miresaka amin ' ny vehivavy hafa
SNG 2:7     Alignment score: 0.207 → 0.197
I want you to swear , daughters
of Jerusalem , by the gazelles and the does of the fields , that you will not awaken or arouse love until she pleases .
Tiako mba hampanantena ianareo , ry zanaka vavin'i Jerosalema , amin ' ny alalan ' ny gazela sy ireo serfa vavy any an - tsaha , fa ianareo dia tsy hanapaka ny firaisana ara - nofonay raha tsy tapitra izany . Ilay vehivavy dia miresaka amin ' ny tenany
SNG 2:8     Alignment score: 0.186 → 0.194
There is the sound of my beloved ! Listen , here he comes , leaping over the mountains
, jumping over the hills .
Injany ny feon'ilay tiako ! Endrey , iny tamy iny izy , mandingandingana ireo tendrombohitra , mitsambikina amin'ireo havoana .
SNG 2:9     Alignment score: 0.282 → 0.311
My beloved is like a gazelle or a young stag ; look , he is standing behind our wall , gazing through the window , peering through the lattice .
Ilay malalako dia tahaka ny gazela na diera mbola tanora ; indro , izy dia mitsangana ao ambadiky ny rindrinay , mitazana eo amin ' ny varavaran - kely , mipoitra eo amin ' ny makarakara .
SNG 2:10     Alignment score: 0.226
My beloved spoke to me and said , " Arise , my love ; My beautiful one , come away with me .
Miresaka amiko ilay malalako manao hoe : " Mitsangàna , ry ilay tiako ; Ry ilay tsara tarehiko , andao hiaraka amiko .
SNG 2:11     Alignment score: 0.349 → 0.349
Look , the winter is past ; the rain is over and gone .
Indro , efa lasa ny ririnina ; efa nitsahatra ny orana ary efa lasa .
SNG 2:12     Alignment score: 0.269 → 0.274
The flowers have appeared in the land ; the time for pruning and the singing of birds has come
, and the sound of the doves is heard in our land .
Efa mitsiry amin ' ny tany ireo voninkazo ; efa tonga ny fotoana fandrantsanana sy ny siokan'ireo vorona , ary ny feon'ireo voromailala dia re ety amin ' ny tanintsika .
SNG 2:13     Alignment score: 0.206 → 0.248
The fig tree ripens her green figs , and the vines are in blossom ; they give
off their fragrance . Arise , my love , my beautiful one , and come away .
Mahamasaka ny aviavy maitsony ireo hazon'aviavy , ary mamony ireo voaloboka ; mamoaka ny hanitrany izy ireo . Mitsangàna , ry tiako , ry ilay tsara tarehiko , ary andao .
SNG 2:14     Alignment score: 0.347 → 0.368
My dove , in the clefts of the rock , in the secret clefts of the mountain
crags , let me see your face . Let me hear your voice , for your voice is sweet , and your face is lovely . "
Ry voromailalako , eo an - tsefatsefaky ny vatolampy , eo an - tsefatsefaka miafin'ireo tendrombohitra harambato , dia avelao hahita ny endrikao aho . Avelao handre ny feonao aho , fa malefaka ny feonao , ary maha - te ho tia ny endrikao . " Ilay vehivavy dia miresaka amin ' ny tenany
SNG 2:15     Alignment score: 0.296 → 0.293
Catch the foxes for us , the little foxes that spoil vineyards
, for our vineyard is in blossom .
Sambory ho antsika ny amboahaolo , dia ireo amboahaolo mbola kely izay mamotika ireo tanim - boalobotsika , satria mamony ireo voalobotsika .
SNG 2:16     Alignment score: 0.289 → 0.309
My beloved is mine , and I am his ; he grazes among the lilies with pleasure .
Ahy ny malalako , ary azy aho ; mihinana eny amin'ireo lilia amin - kafaliana izy . Ilay vehivavy dia miresaka amin'ilay tiany

SNG 2:17     Alignment score: 0.225 → 0.272
Go away , my beloved , before the day breathes and the shadows flee away . Go away ; be like a gazelle or a young stag on the rugged mountains
.
Mandehana , ry ilay malalako , alohan ' ny rivotra malefaka mitsoka amin ' ny mangiran - dratsy sy ireo aloka miserana . Mandehana , aoka ho tahaka ny gazela na diera mbola tanora eo amin'ireo tendrombohitra mikitoantoana ianao .
SNG 2     Average alignment score: 0.277 for 16 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of SNG:1  2  3  4  5  6  7  8