Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of AMO:1  2  3  4  5  6  7  8  9 


AMO 2:1     Alignment score: 0.455 → 0.462
This is what Yahweh says : " For three sins of Moab , even for four , I will not turn away punishment , because he burned the bones of the king of Edom to lime .
Izao no lazain'i Yaveh : " Noho ireo fahotana telon'i Moaba , eny na efatra aza , dia tsy hanala ny famaizana Aho , satria izy ireo dia nandoro ireo taolan
' ny mpanjakan'i Edoma ho sokay .


AMO 2:2     Alignment score: 0.43
I will send fire on Moab , and it will devour the fortresses of Kerioth . Moab will die in an uproar , with shouting and the sound of the ram 's horn .
Handefa afo eo amin'i Moaba Aho , ary holevoniko ny fiarovana mafin'i Kiriota
, ho faty ao anatin ' ny kotaba sy hiaka ary ny feon'anjomara i Moaba .
AMO 2:3     Alignment score: 0.407
I will destroy the judge in her , and I will kill all the princes with him , " says Yahweh .
Ho ravako ny mpitsara ao aminy , ary ho vonoiko miaraka aminy ny andriana
rehetra , " hoy i Yaveh .
AMO 2:4     Alignment score: 0.364 → 0.369
This is what Yahweh says : " For three sins of Judah , even for four , I will not turn away punishment , because they rejected the law of Yahweh and did not keep his statutes . Their lies caused them to go astray , after which their fathers had also walked .
Izao no lazain'i Yaveh : " Noho ireo fahotana telon'i Joda , eny na efatra aza , dia tsy hanala ny famaizana Aho , satria izy ireo dia nanary ny lalàn'i Yaveh ary tsy nitandrina ireo didiny
. Nampandeha azy ireo tany amin ' ny lalan - diso ny laingan'izy ireo , dia nandeha nanaraka izany ihany koa ireo razany .
AMO 2:5     Alignment score: 0.555
I will send fire on Judah , and it will devour the fortresses of Jerusalem . "
Handefa afo eo amin'i Joda Aho , ary ho levoniko ireo fiarovana mafin'i Jerosalema . "
AMO 2:6     Alignment score: 0.419 → 0.425
This is what Yahweh says : " For three sins of Israel , even for four , I will not turn away punishment , because they sold the innocent for silver and the needy for a pair of sandals .
Izao no lazain'i Yaveh : " Noho ireo fahotana telon'Israely , eny efatra aza , dia tsy hanala ny famaizana Aho . Satria namidin'izy ireo volafotsy ny tsy manan - tsiny ary ny mahantra ho kapa .
AMO 2:7     Alignment score: 0.252 → 0.253
They trample on the heads of the poor as people trample on dust on the ground ; they push the oppressed away . A man and his father go to the same girl and so profane my holy name .
Nanitsaka ny lohan
' ny mahantra tahaka ny fanitsahan ' ny olona ny vovoka amin ' ny tany izy ireo ; nandroaka ny ory izy ireo . Ny lehilahy sy ny rainy dia samy mandry amin ' ny vehivavy iray ihany ary mandoto ny anarako masina .
AMO 2:8     Alignment score: 0.214 → 0.288
They lie down beside every altar on clothes taken as pledges , and in the house of their God they drink
the wine of those who have been forced to pay a fine .
Mandry eo anilan ' ny alitara rehetra amin ' ny akanjo azo tamin ' ny antoka izy ireo , ary ao an - tranon'Andriamanitr'izy ireo no hisotroany ny divay izay avy amin'ireo voasazy .
AMO 2:9     Alignment score: 0.293 → 0.302
Yet I destroyed the Amorite before them , whose height was like the height of cedars ; he was strong as the oaks . Yet I destroyed his fruit above and his roots below .
Nefa efa noravako teo anoloan'izy ireo ny Amorita , ny halavan'izany dia tahaka ny halavan
' ny sedera , natanjaka tahaka ireo Ôka . Efa noravako ny voany ambony , sy ny fakany ambany .
AMO 2:10     Alignment score: 0.489
Also , I brought you up out of the land of Egypt and led you forty years in the wilderness to possess the land of the Amorites .
Ary koa , nitondra anareo nivoaka avy tany amin ' ny tany Egypta Aho ka nitarika anareo efapolo taona tany an - efitra mba ahazoana ny tanin ' ny Amorita .
AMO 2:11     Alignment score: 0.414 → 0.484
I raised up prophets from among your sons and Nazirites from your young men . Is it not so , people of Israel ? this is Yahweh 's declaration .
Nanandratra mpaminany avy tamin'ireo zanakalahinareo sy Nazirita avy tamin'ireo zatovonareo Aho . Moa tsy izany ve , ry vahoakan'Israely ? Izany no fanambaran'i Yaveh .
AMO 2:12     Alignment score: 0.481
But you persuaded the Nazirites to drink wine and commanded the prophets not to prophesy .
Nefa ianareo dia nandresy lahatra ireo Nazarita hisotro divay ary nandidy ireo mpaminany tsy haminany .
AMO 2:13     Alignment score: 0.255 → 0.258
Look , I will crush you as a cart that is full of grain can crush someone .
Indro , hanitsaka anareo tahaka ny fanitsahan ' ny sarety feno vary ny olona Aho .
AMO 2:14     Alignment score: 0.233 → 0.232
Escape will perish from the swift ; the strong will not add to his own strength ; neither will the mighty save himself .
Tsy hahita handosirana ny olona
kinga ; tsy hampitombo ny heriny ny matanjaka ; na ny mahery hahavonjy ny tenany .
AMO 2:15     Alignment score: 0.32 → 0.32
The archer will not stand ; the fast runner will not escape ; the horseman
will not save himself .
Tsy ahajoro ny mpandefa tsipìka ; tsy ho afa - mandositra ny mpihazakazaka aingam - pandeha ; tsy hahavonjy ny tenany ny mpitaingin - tsoavaly .
AMO 2:16     Alignment score: 0.505
Even the bravest warriors will flee naked in that day this is Yahweh 's declaration . "
Na dia ny mpiady be herim - po aza dia handositra mitanjaka amin'izany andro izany Izany no fanambaran'i Yaveh . "
AMO 2     Average alignment score: 0.384 for 16 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of AMO:1  2  3  4  5  6  7  8  9