Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of AMO:1  2  3  4  5  6  7  8  9 


AMO 7:1     Alignment score: 0.348 → 0.357
This is what the Lord Yahweh showed me . Look , he formed a locust swarm when the spring crop began to come
up , and , look , it was the late crop after the king 's harvest .
Izany no nasehon'i Yaveh tamiko . Indro , namorona valala be izy rehefa nanomboka niakatra ny vokatry ny lohataona , ary indro , taraiky ny vokatra tao aorian ' ny vokatry ny mpanjaka .


AMO 7:2     Alignment score: 0.426 → 0.429
When they finished eating the vegetation of the land , then I said , " Lord Yahweh , please forgive ; how will Jacob stand ? For he is so small . "
Rehefa avy nihinana ny vokatry ny tany izy ireo , dia hoy aho : " Ry Tompo Yaveh , mba mamindrà re fo amiko , ahoana no haveloman'i Jakoba ? Satria dia tena kely izy ? "
AMO 7:3     Alignment score: 0.394
Yahweh relented concerning this . " It will not happen , " he said .
ka nanatsahatra ny mahakasika izany Yaveh . " Tsy hiseho izany " , hoy Izy .
AMO 7:4     Alignment score: 0.444 → 0.502
This is what the Lord Yahweh showed me : Look , the Lord Yahweh called on fire to judge . It dried the vast , deep water under the earth and would have devoured the land also .
Izao no nasehon'i Tompo Yaveh ahy : Indro , miantso amin ' ny fitsaran
' ny afo ny Tompo Yaveh . Izany no nanamaina ny tany malalaka , ny rano lalina ambanin ' ny tany ary handevona ny tany ihany koa .
AMO 7:5     Alignment score: 0.536 → 0.538
But I said , " Lord Yahweh , please stop ; how will Jacob stand ? For he is so small . "
Kanefa hoy aho hoe : " Tompo Yaveh o , ajanony re ; ahoana no haveloman'i Jakoba ? Fa tena bitika izy . "
AMO 7:6     Alignment score: 0.562 → 0.565
Yahweh relented concerning this , " This also will not happen , " said the Lord Yahweh .
Dia nanatsahatra ny mahakasika izany i Yaveh hoe : " Tsy hitranga ihany koa izany , " hoy ny Tompo Yaveh .
AMO 7:7     Alignment score: 0.439
This is what he showed me : Look , the Lord stood beside a wall , with a plumb line in his hand .
Izao no nasehony ahy : Indro , nitsangana teo akaikin ' ny rindrina ny Tompo , niaraka tamin ' ny vato pilao teny an - tanany .
AMO 7:8     Alignment score: 0.474
Yahweh said to me , " Amos
, what do you see ? " I said , " A plumb line . " Then the Lord said , " Look , I will put a plumb line among my people Israel . I will spare them no longer .
Yaveh nanao tamiko hoe : " Ry Amosa , Inona no itanao ? " Dia hoy aho : " Vato pilao milahatra . " Ary hoy ny Tompo hoe : " Indro , hametraka pilao eo amin ' ny Israely vahoakako Aho . Tsy hamindra fo amin'izy ireo intsony Aho .
AMO 7:9     Alignment score: 0.341 → 0.38
The high places of Isaac will be destroyed , the sanctuaries of Israel will be ruined , and I will rise against the house of Jeroboam with the sword . "
Horavana ireo fitoerana avon'i Isaka , hopotehina ireo fitoerana masin
' ny Israely , ary hitsangana hanohitra amin ' ny sabatra ny taranak'i Jeroboama Aho . "
AMO 7:10     Alignment score: 0.456 → 0.456
Then Amaziah , the priest of Bethel , sent a message to Jeroboam , king of Israel : " Amos
has conspired against you in the middle of the house of Israel . The land can not endure all his words .
Ary Amazia , ilay mpisoron'i Betela , nandefa hafatra tany amin ' ny Jeroboama , mpanjakan'Israely hoe : " Efa nitetika hanohitra anao eo anivon ' ny taranak'Israely i Amosa . Tsy zakan ' ny tany ireo teniny rehetra .
AMO 7:11     Alignment score: 0.505 → 0.505
For this is what Amos
said , ' Jeroboam will die by the sword , and Israel will surely go into exile away from his land . ' "
Fa izao no tenin'i Amosa : ' Ho faty amin ' ny sabatra i Jeroboama , ary ho sesi - tany hiala amin ' ny taniny tokoa ny Israely . ' "
AMO 7:12     Alignment score: 0.593
Amaziah said to Amos
, " Seer , go , flee back to the land of Judah , and there eat bread and prophesy .
Amazia niteny tamin'i Amosa hoe : " Ry Mpahita , miverena any amin ' ny tanin'i Joda , ary mihinana mofo sy maminania any .
AMO 7:13     Alignment score: 0.363 → 0.402
But do not prophesy anymore here at Bethel , for it is the king 's sanctuary and a royal house . "
Fa aza manao faminaniana eto Betela intsony , satria fitoerana masin
' ny mpanjaka sy tranon ' ny mpanjaka ity . "
AMO 7:14     Alignment score: 0.42 → 0.45
Then Amos
said to Amaziah , " I am not a prophet nor a prophet 's son . I am a herdsman , and I take care of sycamore fig trees .
Dia hoy Amosa tamin'i Amazia hoe : " Tsy mpaminany aho na zanaky ny mpaminany . Mpiandry ondry sy mpikarakara hazo amontana ary aviavy aho .
AMO 7:15     Alignment score: 0.394 → 0.424
But Yahweh took me from tending the flock and said to me , ' Go , prophesy to my people Israel . '
Fa naka ahy avy teny
ampiandrasan'ondry i Yaveh ary niteny tamiko hoe : " Mandehana , ka maminania amin ' ny Israely vahoakako . "
AMO 7:16     Alignment score: 0.328
Now hear the word of Yahweh . You say , ' Do not prophesy against Israel , and do not speak against the house of Isaac . '
Ankehitriny mihainoa ny tenin'Yaveh . Hoy ianao hoe : " Aza maminany
hanohitra an'i Israely , ary aza miteny manohitra ny taranak'Isaka . "
AMO 7:17     Alignment score: 0.349 → 0.37
Therefore this is what Yahweh says , ' Your wife will be a prostitute in the city ; your sons and your daughters
will fall by the sword ; your land will be measured and divided up ; you will die in an unclean land , and Israel will surely go into exile from his land . ' "
Noho izany dia izao no lazain'Yaveh : " Ho lasa mpivaro - tena ao an - tanàna ny vadinao ; ireo zanakalahinareo sy ireo zanakavavinareo dia ho lavo amin ' ny alalan ' ny sabatra ; horefesina ny taninao ary hozaraina ; ho faty ao amin ' ny tany maloto ianao , ary halefa sesi - tany hiala ao amin ' ny taniny tokoa ny Israely . ""
AMO 7     Average alignment score: 0.442 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of AMO:1  2  3  4  5  6  7  8  9