Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of AMO:1  2  3  4  5  6  7  8  9 


AMO 4:1     Alignment score: 0.358 → 0.371
Listen to this word , you cows of Bashan , you who are in the mountain of Samaria , you who oppress the poor , you who crush the needy , you who say to your husbands , " Bring us drinks . "
Henoy izao teny izao , ianareo ry ombivavin'i Basana , ianareo izay any an - tendrombohitr'i
Samaria , ianareo izay mampahory ny mahantra , ianareo izay manorotoro ny ory , ianareo izay milaza amin ' ny vadinareo hoe : " Itondray zava - pisotro izahay . "


AMO 4:2     Alignment score: 0.359 → 0.377
The Lord Yahweh has sworn by his holiness , " Look , the days will come
on you when they will take you away with hooks , the last of you with fishhooks .
Efa nianiana tamin ' ny fahamasinany ny Tompo Yaveh hoe : " Indro , ho avy aminareo ny andro izay hakan'izy ireo anareo amin ' ny farango , ary ny sisa aminareo amin ' ny fintana .
AMO 4:3     Alignment score: 0.317 → 0.323
You will go out through the breaks in the city wall , each one of you going straight through it , and you will be thrown out toward Harmon this is Yahweh 's declaration .
Hivoaka eo amin'ilay vaky eo amin ' ny mandan ' ny tanàna ianareo , samy hanitsy amin'izany avy , ary hatsipy any ivelany mankany Harmona ianareo izany no fanambaran'i Yaveh . "
AMO 4:4     Alignment score: 0.437 → 0.444
" Go to Bethel and sin , to Gilgal and multiply transgression
, bring your sacrifices every morning , your tithes every three days .
" Mandehana any Betela dia manotà , any Gilgala ka ampitomboy ny fahotana , ento isa - maraina ny soronareo , ny ampahafolon - karenareo isaky ny telo andro .
AMO 4:5     Alignment score: 0.404 → 0.404
Offer a thanksgiving sacrifice with bread ; proclaim freewill offerings
; announce them , for this is what you love to do , you people of Israel this is the declaration of the Lord Yahweh .
Manolora sorona fanati - pisaorana miaraka amin ' ny mofo ; manambarà fanati - tsitrapo ; torio ireo , fa mahafinaritra anareo izany , ry olon'Israely izany no fanambaran ' ny Tompo Yaveh .
AMO 4:6     Alignment score: 0.405 → 0.437
I gave you cleanness of teeth in all your cities and lack of bread in all your places . Yet you have not returned to me this is Yahweh 's declaration .
Nomeko fanadiova - nify ianareo tany amin ' ny tanànanareo rehetra ary tsy fahampian ' ny mofo tao amin ' ny toeranareo rehetra . Kanefa tsy niverina tamiko ihany ianareo izany no fanambaran'i Yaveh .
AMO 4:7     Alignment score: 0.378 → 0.392
I also withheld rain from you when there were still three months to the harvest . I caused it to rain on one city , and caused it not to rain on another city . One piece of land was rained on , but the piece of land where it did not rain dried up .
Nanakana ny orana tsy ho eo aminareo ihany koa Aho raha mbola nisy telo volana hijinjana . Nataoko nanorana teo amin ' ny tanàna iray , ary nataoko tsy nanorana teo amin ' ny tanàna iray hafa . Ny ampahan
- tany nisy orana , fa ny ampahany hafa izay tsy mba nisy orana dia maina .
AMO 4:8     Alignment score: 0.516 → 0.517
Two or three cities staggered to another city to drink water , but were not satisfied . Yet you have not returned to me this is Yahweh 's declaration .
Tanàna roa na telo no nivembena nankany amin ' ny tanàna iray hafa mba hisotro rano , saingy tsy afa - po . Kanefa tsy niverina tamiko ihany ianareo izany no fanambaran'i Yaveh .
AMO 4:9     Alignment score: 0.355 → 0.376
I afflicted you with blight and mildew . The multitude of your gardens , your vineyards
, your fig trees , and your olive trees the locusts devoured them all . Yet you have not returned to me this is Yahweh 's declaration .
Nampahory anareo tamin ' ny fahamainan ' ny voly sy ny bobongolo aho . Ny habetsahan ' ny sahanareo , ny tanim - boalobokareo , ny hazon'aviavinareo , ary ny hazon'olivanareo efa narapaky ny valala avokoa izy rehetra . Kanefa tsy niverina tamiko ihany ianareo izany no fanambaran'i Yaveh .
AMO 4:10     Alignment score: 0.344 → 0.388
I sent a plague on you as on Egypt . I killed your young men with the sword , along with the captivity of your horses , and made the stench of your camp come
up to your nostrils . Yet you have not returned to me this is Yahweh 's declaration .
Nandefa areti - mandringana teo aminareo toy ny teo amin ' ny Egypta Aho . Novonoiko tamin - tsabatra ny tovolahinareo , nalaiko ny soavalinareo , ary nataoko teo amin ' ny vavoronareo ny hamaimbon ' ny tobinareo . Kanefa tsy niverina tamiko ihany ianareo izany no fanambaran'i Yaveh .
AMO 4:11     Alignment score: 0.389
I overthrew cities among you , as when God overthrew Sodom and Gomorrah . You were like a burning stick snatched out of the fire . Yet you have not returned to me this is Yahweh 's declaration .
Nandringana tanàna teo aminareo aho , toy ny tamin ' ny nandringanan'Andriamanitra an'i Sodoma sy Gomora . Efa sahala amin ' ny tapa - kazo mirehitra nosintonina avy tao amin ' ny afo ianareo . Kanefa tsy niverina tamiko ihany ianareo izany no fanambaran'i Yaveh .
AMO 4:12     Alignment score: 0.288 → 0.31
Therefore I will do something terrible to you , Israel ; and because I will do something terrible to you , prepare to meet your God , Israel !
Noho izany dia hanao zavatra mahatsiravina aminareo Aho , ry Israely ; ary satria hanao zavatra mahatsiravina aminareo Aho , dia miomàna hihaona amin ' ny Andriamanitrareo , ry Israely !
AMO 4:13     Alignment score: 0.344 → 0.354
For , look , he who forms the mountains
also creates the wind , reveals his thoughts to mankind , makes the dawn become darkness , and treads on the high places of the earth . Yahweh , God of hosts , is his name . "
Fa indro , ilay nanao ny tendrombohitra ihany koa no nahary ny rivotra , mampiseho ny heviny amin ' ny zanak'olombelona , mahatonga ny maraina ho aizina , ary manosiosy ny toerana avon ' ny Tany . Yaveh , Andriamanitra Tompon ' ny maro , no anarany . "
AMO 4     Average alignment score: 0.392 for 13 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of AMO:1  2  3  4  5  6  7  8  9