Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of AMO:1  2  3  4  5  6  7  8  9 


AMO 8:1     Alignment score: 0.473 → 0.506
This is what the Lord Yahweh showed me . Look , a basket of summer fruit !
Izao no nasehon ' ny Tompo Yaveh tamiko . Indro , voankazon ' ny fahavaratra iray harona !


AMO 8:2     Alignment score: 0.473
He said , " What do you see , Amos
? " I said , " A basket of summer fruit . " Then Yahweh said to me , " The end has come for my people Israel ; I will spare them no longer .
Hoy Izy hoe : " Inona no hitanao , ry Amosa ? " Dia hoy aho hoe : " Ny haron ' ny voankazo fahavaratra . " Dia hoy i Yaveh tamiko hoe : " Efa tonga amin ' ny Israely vahoakako ny farany ; tsy hamindra fo amin'izy ireo intsony aho .
AMO 8:3     Alignment score: 0.313 → 0.333
The songs of the temple will become wailings in that day this is the declaration of the Lord Yahweh many dead bodies , they are thrown everywhere ! Silence ! "
Ho tonga fidradradradrana ny hiran ' ny tempoly . Tamin'izany andro izany izany no fanambaran
' ny Tompo Yaveh . Ho maro ireo faty , dia hatsipin'izy ireo mangingina eny amin ' ny rehetra eny ireny ! "
AMO 8:4     Alignment score: 0.325
Listen to this , you who trample the needy and remove the poor of the land .
Henoy izao , ianareo izay manitsaka ny ory sy manilika ny mahantran ' ny tany .
AMO 8:5     Alignment score: 0.333 → 0.337
They say , " When will the new moon be over , so we can sell grain again ? When will the Sabbath day be over , so that we can sell wheat ? We will make the measure small and increase the price , as we cheat with deceitful scales .
Hiteny izy ireo hoe : " Rahoviana no ho tapitra ny volana vaovao , mba hafahantsika mivarotra vary indray ? Rahoviana no ho tapitra ny andro Sabata , mba hahafahantsika mivarotra vary ? Hataontsika kely ny famarana ary hampiakarina ny vidim - bary
, ary hangalatra amin ' ny mizàna diso isika .
AMO 8:6     Alignment score: 0.396
This is so we can sell bad wheat , buy the poor with silver , and the needy for a pair of sandals . "
Izany dia mba hahafahantsika mivarotra vary ratsy , vidio amin ' ny volafotsy ny ory , ary ny mahantra amin ' ny kapa . "
AMO 8:7     Alignment score: 0.226 → 0.223
Yahweh has sworn by the pride of Jacob , " Surely I will never forget any of their actions . "
Nianiana tamin ' ny fireharehan'i
Jakoba i Yaveh hoe : " Tena tsy ho adinoko mandrakizay mihitsy ny nataon'izy ireo . "
AMO 8:8     Alignment score: 0.375 → 0.378
Will not the land quake for this , and everyone who lives in it mourn ? All of it will rise up like the Nile River , and it will be tossed about and sink again , like the river of Egypt .
Tsy hihorohoro noho izany ve ny tany , ary ny olona rehetra izay monina ho ao amin'izany dia misaona ? Ny ankabetsahan'izany dia hitsangana toy ny Onin'i Neily , ary hisamboaravoara sy hilentika indray izany , tahaka ny Onin
' ny Egypta .
AMO 8:9     Alignment score: 0.437 → 0.456
" It will come
in that day this is the declaration of the Lord Yahweh that I will make the sun set at noon , and I will darken the earth at daylight .
" Dia ho avy izany amin'io andro io izany no fanambaran ' ny Tompo Yaveh fa hampiposaka ny masoandro amin ' ny mitatao vovonana Aho , ary hanamaizina ny tany amin ' ny atoandro .
AMO 8:10     Alignment score: 0.306 → 0.31
I will turn your festivals into mourning and all your songs into lamentation . I put sackcloth on all loins and have baldness on every head . I will make it like mourning for an only son , and a bitter day to its end .
Hamadika ny firavoravoanareo ho fisaonana Aho ary ireo hiranareo rehetra ho fitomaniana . Hampanaoviko ny akanjo fisaonana avokoa ianareo rehetra ary ho sola ny lohan
' ny tsirairay . Hanao izany ho tahaka ny fisaonana ho an ' ny zanaka lahitokana izany , ary andro mangidy any amin ' ny faran'izany .
AMO 8:11     Alignment score: 0.573
Look , the days are coming this is the declaration of the Lord Yahweh when I will send a famine in the land , not a famine for bread , nor of thirst for water , but for hearing the words of Yahweh .
Indro , tonga ny andro izany no fanambaran
' ny Tompo Yaveh Rehefa handefa mosary eny amin ' ny tany Aho , tsy mosary mofo , na koa hetaheta rano , fa ho amin ' ny fandrenesana ireo tenin'i Yaveh .
AMO 8:12     Alignment score: 0.499
They will stagger from sea to sea ; they will run from the north to the east to seek the word of Yahweh , but they will not find it .
Hivembena erakin ' ny ranomasina izy ireo ; dia hiazakazaka avy any avaratra ka hatrany atsinanana mba hitady ny tenin'i Yaveh , saingy tsy hahita izany izy ireo .
AMO 8:13     Alignment score: 0.452 → 0.45
In that day the beautiful virgins and the young men will faint from thirst .
Amin'izany andro izany ireo virijiny tsara tarehy sy ireo tovolahy dia ho ketraky ny hetaheta .
AMO 8     Average alignment score: 0.404 for 13 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of AMO:1  2  3  4  5  6  7  8  9