Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of AMO:1  2  3  4  5  6  7  8  9 


AMO 9:1     Alignment score: 0.339 → 0.347
I saw the Lord standing beside the altar , and he said , " Strike the tops of the pillars so that the thresholds will shake . Break them in pieces on all of their heads , and I will kill the last of them with the sword . Not one of them will get away ; not one of them will escape .
Nahita ny Tompo nijoro teo akaikin ' ny Alitara aho , ary hoy Izy hoe : " Kapohy ny tendron'ireo andry mba hihozona ireo fototra
. Torotoroy ny eny amin ' ny lohany rehetra eny , ary hamono amin ' ny sabatra ny sisa tavela amin'izy ireo Aho . Tsy misy iray handositra amin'izy ireo , tsy misy ho tafatsoaka amin'izy ireo .


AMO 9:2     Alignment score: 0.308
Though they dig into Sheol , there my hand will take them . Though they climb up to heaven , there I will bring them down .
Na handavaka any amin ' ny fiainan - tsi - hita aza izy ireo , dia ny tanako no haka azy ireo any . Na dia hiakatra eny amin ' ny lanitra aza izy ireo , dia ho entiko midina .
AMO 9:3     Alignment score: 0.323 → 0.323
Though they hide on the top of Carmel , there I will search and take them . Though they are hidden from my sight in the bottom of the sea , there will I command the serpent , and it will bite them .
Na dia miafina
any an - tampon ' ny Karmela aza izy ireo , dia hikaroka ary haka azy ireo any Aho . Na dia miafina any ambanin ' ny ranomasina aza izy ireo , dia haniraka ny bibilava any Aho , ary hanaikitra azy ireo izany .
AMO 9:4     Alignment score: 0.339 → 0.338
Though they go into captivity , driven by their enemies before them , there will I give orders to the sword , and it will kill them . I will keep my eyes on them for harm and not for good . "
Na dia mandeha ao amin ' ny fahababoana aza izy ireo , entin ' ny fahavalony eo anoloan'izy ireo , dia hanome baiko ny sabatra Aho , ary hamono azy ireo izany . Hijery azy ireo foana ny masoko mba hanimba fa tsy hanao soa azy ireo . "
AMO 9:5     Alignment score: 0.39 → 0.426
The Lord Yahweh of hosts touches the land and it melts ; all who live in it mourn ; all of it will rise
up like the River , and sink again like the river of Egypt .
Yaveh Tompon ' ny maro dia nikasika ny tany ary lasa karakaina izany ; ny rehetra izay miaina ao amin'izany dia misaona ; hiakatra toy ny Ony izany rehetra izany , ary hilentika indray toy ny onin'i Egypta ,
AMO 9:6     Alignment score: 0.234 → 0.239
It is he who builds his steps in the heavens , and has established his vault over the earth . He calls for the waters of the sea , and pours them out on the surface of the earth , Yahweh is his name .
Izy no nanamboatra ireo tohany any an - danitra , ary efa nametraka ny andohalambony
manerana ny tany . Niantso ny ranon ' ny ranomasina Izy , ary nandraraka izany teo amin ' ny velaran - tanin'izy ireo , Yaveh no anarany .
AMO 9:7     Alignment score: 0.534
" Are you not like the people of Cush to me , people of Israel this is Yahweh 's declaration did I not bring up Israel out of the land of Egypt , the Philistines from Crete , and the Arameans from Kir ?
Tsy toy ny vahoakan'i
Etiopia ve ianareo ho ahy , ry vahoakan'Israely ? izany no fanambaran'i Yaveh . Tsy nitondra an'Israely hivoaka an'i Egypta , ireo filistina avy any Kreta , ary ireo Syriana avy tany Kira ve Aho ?
AMO 9:8     Alignment score: 0.423 → 0.429
Look , the eyes of the Lord Yahweh are on the sinful kingdom , and I will destroy it from the face of the earth , except that I will not totally destroy the house of Jacob this is Yahweh 's declaration .
Indro , eo amin ' ny fanjakana mpanota ny mason
' ny Tompo Yaveh , ary hamongotra azy tsy ho eto ambonin ' ny tany aho , kanefa tsy hamotika tanteraka ny tranon'i Jakoba aho izany no fanambaran'i Yaveh .
AMO 9:9     Alignment score: 0.34 → 0.337
Look , I will give a command , and I will shake the house of Israel among all the nations , as one shakes grain in a sieve , so that not the smallest stone will fall
to the ground .
Indro , hanome baiko , ary hanozongozona ny zanak'Israely eo amin ' ny firenena rehetra Aho , tahaka ny olona manivana vary amin ' ny sivana , mba tsy hilatsahan ' ny vato kely amin ' ny tany .
AMO 9:10     Alignment score: 0.424
All the sinners of my people will die by the sword , those
who say , ' Disaster will not overtake or meet us . '
Ny mpanota rehetra avy amin ' ny vahoakako dia ho faty amin ' ny sabatra , ireo izay milaza hoe : ' Tsy hahatratra na hanatona antsika ny loza . '
AMO 9:11     Alignment score: 0.296
In that day I will raise up the tent of David that has fallen , and close up its breaches . I will raise up its ruins , and rebuild
it as in the days of old ,
Amin'izay andro izay dia hanangana ny trano - lain'i Davida izay nianjera Aho , ary hanampina ireo bangany . hatsangako ireo faharavany , ary hamboariko ho toy ny tamin ' ny andro fahiny izany .
AMO 9:12     Alignment score: 0.499 → 0.516
That they may possess the remnant of Edom , and all the nations that are called by my name this is Yahweh 's declaration he does this .
Mba hananan'izy ireo ny sisa tavela an'i Edoma , ary ny firenena rehetra izay nantsoina tamin ' ny anarako izany no fanambaran'i Yaveh nanao izany Izy .
AMO 9:13     Alignment score: 0.385 → 0.402
Look , the days will come
this is Yahweh 's declaration when the plowman will overtake the reaper , and the treader of grapes will overtake him who plants seed . The mountains will drip sweet wine , and all the hills will flow with it .
Indro , ho avy ilay andro izany no fanambaran'i Yaveh rehefa mahatratra ny fijinjana ny mpiasa - tany , ary ireo mpioty voaloboka dia hahatratra azy izay namboly ny voany . Ireo tendrombohitra dia hampiboiboika divay mamy , ary ireo havoana rehetra dia hikoriana miaraka amin'izany .
AMO 9:14     Alignment score: 0.397
I will bring back from captivity my people Israel . They will build the ruined cities and inhabit them , they will plant vineyards
and drink their wine , and they will make gardens and eat their fruit .
Ho entiko miverina avy any amin ' ny fahababoana ny vahoakako Israely . Hanangana ireo tanàna rava izy ireo ary hipetraka amin'izany , hamboly tanim - boaloboka izy ireo ary hisotro ny divain'izany , ary hanao zaridaina izy ireo ary hihinana ny vokatr'izany .
AMO 9:15     Alignment score: 0.331 → 0.331
I will plant them upon their land , and they will never again be uprooted from the land that I have given them , " says Yahweh your God .
Hamboly izany eo amin ' ny tanin'izy ireo Aho , ary tsy hihongotra eo amin ' ny tany izay nomeko azy ireo intsony mihitsy izy ireo , " hoy i Yaveh Andriamanitrareo .
AMO 9     Average alignment score: 0.377 for 15 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of AMO:1  2  3  4  5  6  7  8  9