Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of AMO:1  2  3  4  5  6  7  8  9 


AMO 6:1     Alignment score: 0.307 → 0.317
Woe to those who are at ease in Zion , and to those who are secure in the hill country of Samaria , the notable men of the most important of the nations , to whom the house of Israel comes for help !
Loza ho an'ireo izay mahazo aina
ao Ziona , ary ho an'ireo izay milamina ao amin ' ny tany havoan'i Samaria , ireo olo - malaza avy amin'ireo firenena tsara indrindra , izay hatongavan ' ny taranak'Israely mba ho vonjena !


AMO 6:2     Alignment score: 0.378 → 0.399
Your leaders say , " Go to Kalneh and look ; from there go to Hamath , the great city ; then go down to Gath of the Philistines . Are they better than your two kingdoms ? Is their border larger than your border ? "
Hoy ireo mpitarika anareo : " Mandehana any Kalne ka mijere
; avy ao dia mandehana any Hamata , ilay tanàna lehibe ; avy eo dia midìna any Gatan'ireo Filistina . Moa ve tsara noho ireo fanjakanao roa ireo ? Moa ve lehibe noho ny faritaninao ny faritanin'izy ireo ? "
AMO 6:3     Alignment score: 0.39 → 0.434
Woe to those who put off the day of disaster and make the throne of violence come
near .
Loza ho an'ireo izay mampihemotra ny andron ' ny loza sy mampanakaiky ny seza fiandrianan ' ny herisetra .
AMO 6:4     Alignment score: 0.366 → 0.386
They lie down on beds of ivory and lounge on their couches . They eat lambs from the flock and calves from the stall .
Mandry eo am - pandriana ivory
izy ireo ary mitsotsotra eo am - parafaran'izy ireo . Mihinana zanak'ondry avy amin'ireo ondry aman'osy izy ireo ary zanak'ondry avy amin ' ny fihinanam - bilona .
AMO 6:5     Alignment score: 0.25
They sing
foolish songs to the music of the lute ; they improvise on instruments as David did .
Nihira ireo hira adaladala tamin ' ny feon ' ny harpa izy ireo ; namoromporona zava - maneno tahaka ny nataon'i Davida .
AMO 6:6     Alignment score: 0.259 → 0.269
They drink wine from bowls and anoint themselves with the finest oils , but they do not grieve over the ruin of Joseph .
Nisotro divay tamin ' ny lovia jobo izy ireo ary nihosotra diloilo tsara indrindra , nefa tsy nalahelo ny amin ' ny faharavan'i
Josefa .
AMO 6:7     Alignment score: 0.392
So they will now go into exile with the first exiles , and the feasts of those who lounge about will pass
away .
Koa handeha an - tsesitany miaraka amin'ireo sesitany voalohany izy ireo ankehitriny , ary ny firavoravoan'ireo izay mitsotsotra dia ho foana .
AMO 6:8     Alignment score: 0.466 → 0.465
" I , the Lord Yahweh , have sworn by myself this is the declaration of Yahweh , the God of hosts , I detest the pride of Jacob ; I hate his fortresses . Therefore I will deliver up the city with all that is in it . "
" Izaho , Tompo Yaveh , dia efa nianiana tamin ' ny tenako izany no fanambaran
' ny Tompo Yaveh , Andriamanitra Tompon ' ny maro , halako ny fieboeboan'i Jakoba ; halako ny fiarovana mafiny . Koa hanolotra ny tanàna mbamin'izay rehetra ao aminy Aho . "
AMO 6:9     Alignment score: 0.364
It will come
about that if ten men remain in one house , they will all die .
Ary raha misy folo lahy tavela ao an - trano iray , dia ho faty avokoa izy rehetra .
AMO 6:10     Alignment score: 0.209 → 0.227
When his relative
or the one who burns him takes up the bones from the house when he says to the person in the inner room of the house , " Is there anyone with you ? " that person will say , " No one . " Then he will say , " Be quiet , for we must not mention Yahweh 's name . "
Raha misy havan - dralehilahy tonga mba haka ny fatin'izy ireo ny iray izay handoro ny fatin'izy ireo aorian ' ny hitondrany ireo faty mivoaka ny trano raha miteny amin ' ny olona ao an - trano izy hoe : " Misy olona miaraka aminao ve ao ? " Raha mamaly izany olona izany hoe : " Tsia " . Dia hiteny izy hoe : " Mangìna , fa aoka isika tsy hanonona ny anaran'i Yaveh . "
AMO 6:11     Alignment score: 0.325 → 0.338
For , look , Yahweh will give a command , and the big house will be smashed to pieces , and the little house to bits .
Fa , indro , hanome baiko Yaveh , ka ho torotoro
ny trano lehibe ary ho potipotika ny trano kely .
AMO 6:12     Alignment score: 0.273
Do horses run on the rocky
cliffs ? Does one plow there with oxen ? Yet you have turned justice into poison and the fruit of righteousness into bitterness
Moa ve ny soavaly mihazakazaka amin ' ny harambato ? Moa ve misy olona mampihosy omby ao ? Nefa namadika ny fahamarinana ho poizina ianareo ary ny vokatry ny fahamarinana ho fangidian .
AMO 6:13     Alignment score: 0.252
you who rejoice over Lo Debar , who say , " Have we not taken Karnaim by our own strength ? "
Ianareo izay mifaly amin'i Lodebara , izay manao hoe : " Moa ve tsy efa naka an'i Karnaima tamin ' ny herinay
ihany izahay ? "
AMO 6:14     Alignment score: 0.436 → 0.486
" But look , I will raise up against you a nation , house of Israel this is the declaration of Yahweh , the God of hosts . They will afflict you from Lebo Hamath to the brook of the Arabah . "
" Nefa indro , hanangana firenena hanohitra anareo Aho , ry taranak'Israely izany no fanambaran
' ny Tompo Yaveh , Andriamanitra Tompon ' ny maro . Hampahory anareo manomboka ao Lebo - hamata hatrany amin ' ny lohasahan - driakan'i Araba izy ireo . "
AMO 6     Average alignment score: 0.347 for 14 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of AMO:1  2  3  4  5  6  7  8  9