Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of AMO:1  2  3  4  5  6  7  8  9 


AMO 5:1     Alignment score: 0.151 → 0.164
Hear this word that I take up as a lament over you , house of Israel .
Henoy ity teny izay nalaiko ho fitarainana eo aminao ity , ry ankohonan'Israely .


AMO 5:2     Alignment score: 0.247 → 0.247
The virgin Israel has fallen ; she will rise no more ; she is abandoned on her land ; there is no one to raise her up .
Lavo ny virijinin
' Israely ; ary tsy hitsangana intsony izy ; nazera tamin ' ny taniny izy ; ary tsy misy na dia iray aza hanangana azy .
AMO 5:3     Alignment score: 0.464 → 0.464
For this is what the Lord Yahweh says : " The city that went out with a thousand will have a hundred remaining , and the one that went out with a hundred will have ten remaining for the house of Israel . "
Fa izao no lazain
' ny Tompo Yaveh : " Ilay tanàna izay nivoahan ' ny arivo dia hanana zato tavela , ary ilay iray izay nivoahan ' ny zato dia hanana folo tavela izay an ' ny ankohonan'Israely . "
AMO 5:4     Alignment score: 0.401
For this is what Yahweh says to the house of Israel : " Seek me and live !
Fa izao no lazain'i Yaveh tamin ' ny ankohonan'Israely hoe : " Tadiavo Aho dia ho velona ianao !
AMO 5:5     Alignment score: 0.465 → 0.464
Do not seek Bethel ; nor enter Gilgal ; do not journey to Beersheba . For Gilgal will surely go into captivity , and Bethel will become
nothing .
Aza mitady an'i Betela ; na miditra any Gilgala ; aza mandeha any Beri - sheba . Fa Gilgala dia azo antoka fa ho babo , ary ho lasa tsinontsinona i Betela .
AMO 5:6     Alignment score: 0.444
Seek Yahweh and live , or he will break out like fire in the house of Joseph . It will devour , and there will be no one to quench it in Bethel .
Tadiavo Yaveh dia ho velona ianao , raha tsy izany dia hivoaka toy ny afo ao amin ' ny ankohonan'i Josefa Izy . Handrapaka izany , ary tsy hisy na iza na iza hamono izany any Betela .
AMO 5:7     Alignment score: 0.385
Those
people turn justice into a bitter thing and throw righteousness down to the ground ! "
Ireo olona ireo dia hamadika ny rariny ho zava - mangidy ary hanipy ny fahamarinana amin ' ny tany ! "
AMO 5:8     Alignment score: 0.447
God made the Pleiades and Orion ; he turns deep darkness into the morning ; he makes the day dark with night and calls for the waters of the sea ; he pours them out on the surface of the earth . Yahweh is his name !
Andriamanitra nanao an'Ikotokelimiadilaona sy ny Telonohorefy ; mamadika ny haizina
ho maraina Izy ; manao ny andro ho maizina miaraka amin ' ny alina Izy ary miantso ny ranon ' ny ranomasina ; mandraraka ireo amin ' ny velaran - tany Izy . Yaveh no anarany !
AMO 5:9     Alignment score: 0.287
He brings sudden destruction on the strong so that destruction comes on the fortresses
.
Mitondra faharinganana tampoka eo amin ' ny mahery izy mba ho tonga eo amin ' ny fiarovana mafy ny fandravana .
AMO 5:10     Alignment score: 0.302
They hate anyone who reproves them in the city gate , and they abhor anyone who speaks with integrity .
Mankahala ny olona rehetra izay manitsy azy ireo ao amin ' ny vavahadin ' ny tanàna Izy , ary mankahala ny olona rehetra izay miteny ny marina izy ireo .
AMO 5:11     Alignment score: 0.273 → 0.273
Because you trample down the poor and seize a tribute of wheat from him although you have built houses of worked stone , you will not live in them . You have planted delightful vineyards
, but you will not drink their wine .
Satria manitsakitsaka ireo mahantra ianao ary maka ampaham - bary aminy na dia nanorina trano vita tamin ' ny vato aza ianao , dia tsy hipetraka ao amin'izany . Manana tanim - boaloboka mahafinaritra ianao , kanefa tsy hisotro ny divain'izany ianao .
AMO 5:12     Alignment score: 0.268 → 0.28
For I know how many are your offenses and how mighty are your sins . you who afflict the just , take bribes , and turn aside the needy
in the city gate .
Fa fantatro ny isan'ireo fandikan - dalànao sy ny halehiben'ireo fahotanao ianao izay mampahory ny rariny , mandray ny kolikoly , ary mivily amin'ireo olona mila fanampina ao amin ' ny vavahadin ' ny tanàna .
AMO 5:13     Alignment score: 0.299
Therefore any prudent person is silent at such a time , for it is an evil time .
Noho izany dia mangina amin ' ny fotoana tahaka izany ny olon
- kendry , satria fotoana ratsy izany .
AMO 5:14     Alignment score: 0.348
Seek good and not evil , so that you may live . So Yahweh , the God of hosts , will really be with you , as you say he is .
Mitadiava ny tsara fa tsy ny ratsy , mba ho velona ianao . noho izany Yaveh , Ilay Andriamanitry ny maro , dia tena homba anao , araka ny lazainao fa Izy .
AMO 5:15     Alignment score: 0.454
Hate evil , love good , establish justice in the city gate . Perhaps Yahweh , the God of hosts , will be gracious to the remnant of Joseph .
Hankahalao
ny ratsy , tiavo ny tsara , apetraho ny rariny ao amin ' ny vavahadin ' ny tanàna . Angamba Yaveh , ilay Andriamanitry ny maro hamindra fo amin'ireo sisa navelan'i Josefa .
AMO 5:16     Alignment score: 0.398 → 0.411
Therefore , this is what Yahweh says , the God of hosts , the Lord , " Wailing will be in all the squares , and they will say in all the streets , ' Woe ! Woe ! ' They will call the farmers to mourning and those
who know lamentation to wailing .
Noho izany , izao no lazain'i Yaveh , ilay Andriamanitry ny maro , ny Tompo hoe : " Ny fidradradradrana dia ho amin ' ny ireo efa - joro rehetra , ary hilaza izany any amin ' ny lalana rehetra izy ireo , ' Loza , loza ! ' Hiantso ireo mpamboly mba ho amin ' ny fisaonana izy ireo ary ireo malahelo mba hidradradradra .
AMO 5:17     Alignment score: 0.471 → 0.472
In all vineyards
there will be wailing , for I will pass through your midst , " says Yahweh .
Hisy fidradradradrana ao amin'ireo tanim - boaloboka rehetra , satria handalo ao afovoanareo Aho , " hoy Yaveh .
AMO 5:18     Alignment score: 0.438
Woe to you who desire the day of Yahweh ! Why do you long for the day of Yahweh ? It will be darkness and not light ,
Loza ho anareo izay maniry ny andron'i Yaveh ! Nahoana ianareo no maniry ny andron'i Yaveh ? Ho fahamaizinana izany ary tsy hisy hazavana ,
AMO 5:19     Alignment score: 0.41
as when a man flees from a lion and a bear meets him , or he goes in a house and puts his hand on the wall and a snake bites him .
toy ny olona rehefa mandositra liona sy bera mifanena aminy , na miditra ao amin ' ny trano sy mametraka ny tanany eo amin ' ny manda ary manaikitra azy ny menarana .
AMO 5:20     Alignment score: 0.32 → 0.331
Will not the day of Yahweh be darkness and not light ? Gloom and no brightness ?
Moa ve ny andron'i Yaveh tsy aizina fa tsy hazavana ? Haizim - pito ary tsy misy famirapiratana
?
AMO 5:21     Alignment score: 0.322
" I hate , I despise your festivals , I take no delight in your solemn assemblies .
" Halako , hataoko tsinontsinona ny firavoravoanareo , tsy maka maminy amin'ireo fivondronanareo manetriketrika Aho .
AMO 5:22     Alignment score: 0.328 → 0.326
Even though you offer me your burnt offerings
and grain offerings , I will not accept them , neither will I look at the fellowship offerings of your fattened animals .
Na dia manolotra fanatitra dorana sy fanatitra hohanina Amiko aza ianareo , dia tsy handray ireo Aho , na hijery ny fanati - pihavanan'ireo biby matavinareo .
AMO 5:23     Alignment score: 0.354
Remove from me the noise of your songs ; I will not listen to the sound of your lutes .
Esory tamiko ny tabataban'ireo hiranareo ; tsy hihaino ny feon ' ny lokanganareo aho .
AMO 5:24     Alignment score: 0.393 → 0.395
Instead , let justice flow like water , and righteousness like a constantly flowing stream .
Fa kosa , avelao hikoriana toy ny rano ny rariny , ary ny fahamarinana toy ny renirano mikoriana lalandava .
AMO 5:25     Alignment score: 0.348 → 0.351
Did you bring me sacrifices
and offerings in the wilderness for forty years , house of Israel ?
Nitondra sorona sy fanatitra tany an'efitra nandritry ny efa - polo taona ho ahy ve ianareo , ry ankohonan'Israely ?
AMO 5:26     Alignment score: 0.114 → 0.177
You have lifted up the images of Sikkuth , your king , and Kaiwan , your star god , which you made for yourselves .
Hanandratra an'i Sokita ho mpanjakanareo ianareo , ary Kiona , andriamanitry ny kintanareo sampy izay nataonareo ho anareo .
AMO 5:27     Alignment score: 0.349
Therefore I will exile you beyond Damascus , " says Yahweh , whose name is the God of hosts .
Noho izany dia halefako sesitany mihoatran'i Damaskosy ianareo , " hoy Yaveh , izay Andriamanitry ny maro no anarany .
AMO 5     Average alignment score: 0.364 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of AMO:1  2  3  4  5  6  7  8  9