Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of AMO:1  2  3  4  5  6  7  8  9 


AMO 3:1     Alignment score: 0.395
Hear this word that Yahweh has spoken against you , people of Israel , against the whole family that I brought up out of the land of Egypt :
Henoy izao teny izay notenenin'i Yaveh taminareo izao , ry olon'Israely , amin'ireo fianakaviana
manontolo izay nentiko hivoaka ny tany Egypta :


AMO 3:2     Alignment score: 0.247 → 0.247
" I have chosen only you from all the families of the earth . Therefore I will punish you for all your iniquities . "
" Ianareo irery ihany no nofidiko
amin'ireo fianakaviana rehetra eto ambonin ' ny tany . Noho izany , dia hofaiziko ianareo noho ireo otanareo rehetra . "
AMO 3:3     Alignment score: 0.193
Will two walk together unless they have made an appointment ?
Moa ve hiaraka handeha ny roa raha tsy niombon - kevitra izy ireo ?
AMO 3:4     Alignment score: 0.323 → 0.322
Will a lion roar in the forest when he has no prey ? Will a young lion growl from his den if he has caught nothing ?
Moa ve hierona any an'ala ny liona raha tsy misy haza izy ? Moa ve hierona ao an - davany ny liona tanora raha tsy nahazo na inona na inona izy ?
AMO 3:5     Alignment score: 0.18 → 0.18
Can a bird fall in a trap on the ground when no bait is set for him ? Will a trap spring up from the ground when it has not caught anything ?
Moa ve afaka mianjera anaty fandrika ety amin ' ny tany ny vorona raha tsy misy tadivavarana voapetraka ho azy akory ? Moa ve hikatona ny fandrika ety amin ' ny tany raha tsy nahazo na inona na inona akory izy ?
AMO 3:6     Alignment score: 0.439
If a ram 's horn sounds in a city , will the people not tremble ? If disaster overtakes a city , has Yahweh not sent it ?
Haneno ao an - tanàna ve ny trompetra ka tsy hangovitra ny olona ? Ho avy ao an - tanàna ve ny loza raha tsy i Yaveh no nandefa izany ?
AMO 3:7     Alignment score: 0.403
Surely the Lord Yahweh will do nothing unless he reveals his plan to his servants the prophets .
Azo antoka fa tsy hanao na inona na inona i Tompo Yaveh raha tsy manambara ireo fikasany
amin'ireo mpaminany mpanompony Izy .
AMO 3:8     Alignment score: 0.468
The lion has roared ; who will not fear ? The Lord Yahweh has spoken ; who will not prophesy ?
Iza no tsy hahatahotra ; raha nierona ny liona ? Efa niteny ny Tompo Yaveh , iza no tsy haminany ?
AMO 3:9     Alignment score: 0.302
Proclaim this in the fortresses at Ashdod , and in the fortresses
in the land of Egypt ; say , " Assemble yourselves on the mountains of Samaria and see what great tumults are in her , and what oppression is in her .
Ambarao any amin'ireo fiarovana mafin'i Asdoda izany , ary any amin ' ny fiarovana mafin ' ny tany Egypta ; lazao hoe : " Miangòna ianareo eny amin'ireo tendrombohitr'i Samaria ary jereo ny fifanjevona be izay ao aminy , ary inona ny fahoriana ao aminy .
AMO 3:10     Alignment score: 0.388
For they do not know how to do right this is Yahweh 's declaration They store up violence and devastation in their fortresses
. "
Fa tsy mahalala ny fanaovana ny marina izy ireo izany no fanambaran'i Yaveh Mitahiry herisetra sy faharavana ao amin ' ny mandany izy ireo . "
AMO 3:11     Alignment score: 0.375 → 0.375
Therefore , this is what the Lord Yahweh says : " An enemy will surround the land , and pull down your strongholds
and plunder your fortresses . "
Noho izany , izao no lazain ' ny Tompo Yaveh hoe : " Hiodidina ny tany ny fahavalo . Handrava ireo fiarovanao mafy izy ary handroba ireo mandanao .
AMO 3:12     Alignment score: 0.343 → 0.348
This is what Yahweh says : " As the shepherd rescues out of the mouth of the lion two legs only , or a piece of an ear ; so will the people of Israel who live in Samaria be rescued ; they will be left with only the corner of a couch or a piece of a bed . "
Izao no lazain'i Yaveh : " Tahaka ny famonjen ' ny mpiandry ondry ny tongotra roa fotsiny amin ' ny vavan
' ny liona , na sombin ' ny sofina , no hamonjena ny olon'Israely izay monina any Samaria , eo anjoron - tseza fotsiny , na koa eo anjorom - parafara ihany . "
AMO 3:13     Alignment score: 0.437 → 0.436
Hear and testify against the house of Jacob this is the declaration of the Lord Yahweh , the God of hosts :
Mihainoa ary mijoroa
ho vavolombelona manohitra ny ankohonan'i Jakoba Izao no fanambarana nataon ' ny Tompo Yaveh , Andriamanitra Tompon ' ny maro :
AMO 3:14     Alignment score: 0.413 → 0.438
" For in the day that I punish the sins of Israel , I will also punish the altars of Bethel . The horns of the altar will be cut off and fall to the ground .
Fa amin ' ny andro izay hamaizako ireo fahotan'Israely , dia ho faiziko ihany koa ny alitaran'i Betela . Hotapahina ireo tandroky
ny alitara ary hianjera amin ' ny tany .
AMO 3:15     Alignment score: 0.397 → 0.397
I will destroy the winter house with the summer house . The houses of ivory will perish , and the large houses will vanish this is Yahweh 's declaration . "
Horavako ny trano ririnina miaraka amin ' ny trano fahavaratra . Ho simba ny trano ivory
ary ireo tranobe dia hanjavona , izany no fanambaran'i Yaveh . "
AMO 3     Average alignment score: 0.353 for 15 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of AMO:1  2  3  4  5  6  7  8  9