Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EST:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10 


EST 6:1     Alignment score: 0.296 → 0.31
That night the king could not sleep . He commanded servants to bring the book of the records of the events of his reign , and they were being read aloud
to the king .
Tsy nahita tory ny mpanjaka tamin'iny alina iny . Nandidy ny mpanompo izy mba hitondra ny boky fitehirizana tantara tamin ' ny fotoana nitondrany , ary novakiana mafy tamin ' ny mpanjaka izany .


EST 6:2     Alignment score: 0.42 → 0.431
It was found
recorded there that Mordecai had told about Bigthana and Teresh , two of the king 's officials who guarded the entrance , who had tried to harm King Xerxes .
Voarakitra tao fa niresaka ny momban'i Bigtana sy Taresy i Mordekay , roa tamin'ireo manamboninahitry ny mpanjaka izay niandry ny varavarana fidirana , izay nikasa ny hanao ratsy ny mpanjaka Ahasoerosy .
EST 6:3     Alignment score: 0.363 → 0.381
The king asked , " What great honor has been given to Mordecai for doing this ? " Then the king 's young men who served him said , " Nothing was done for him . "
Dia nanontany ny mpanjaka hoe : " Inona moa no efa mba natao mba nanomezana voninahitra na nankatoavana an'i Mordekay tamin ' ny nanaovany izany ? " Ary ireo zatovo lahin
' ny mpanjaka izay nanompo azy niteny hoe : " Tsy nisy natao taminy . "
EST 6:4     Alignment score: 0.415 → 0.426
The king said , " Who is in the courtyard ? " Now Haman had entered the outer courtyard of the king 's house to speak to him about hanging Mordecai on the gallows he set up for him .
Hoy ny mpanjaka hoe : " Iza no ao an - kianja ao ? Sendra tonga teo an - kianja ivelan
' ny tranon ' ny mpanjaka i Hamana mba hiteny aminy ny amin ' ny hanantonany an'i Mordekay eo amin ' ny hazo fanantonana izay efa natsangany ho azy .
EST 6:5     Alignment score: 0.484
The king 's servants said to him , " Haman is standing in the courtyard . " The king said , " Let him come in . "
Niteny taminy ireo mpanompon
' ny mpanjaka hoe : " Hamana no mijoro eo an - kianja . " Dia hoy ny mpanjaka hoe : " Avelao izy hiditra . "
EST 6:6     Alignment score: 0.389 → 0.397
When Haman entered , the king said to him , " What should be done for the man whom the king takes pleasure in honoring ? " Now Haman said in his heart , " Whom would the king take pleasure in honoring more than me ? "
Rehefa niditra Hamana dia hoy ny mpanjaka taminy hoe : " Inona no tokony atao amin ' ny lehilahy izay tian
' ny mpanjaka homem - boninahitra ? " Dia hoy Hamana niteny anakampo hoe : " Iza moa no homen ' ny mpanjaka voninahitra ankoatra ahy ? "
EST 6:7     Alignment score: 0.424 → 0.429
Haman said to the king , " For the man whom the king takes pleasure in honoring ,
Hoy Hamana tamin ' ny mpanjaka hoe : " Ho an ' ny lehilahy izay tian
' ny mpanjaka omem - boninahitra ,
EST 6:8     Alignment score: 0.267 → 0.285
let royal robes be brought , robes that the king has worn , and a horse that the king has ridden and on whose head is the royal crest .
aoka ho entina ny akanjo lava fiandrianana , akanjo izay efa fanaovan
' ny mpanajaka , ary ny soavaly izay efa notaingenan ' ny mpanjaka , ary eo amin ' ny lohany ny satro - boninahitra .
EST 6:9     Alignment score: 0.34 → 0.34
Then let the robes and the horse be given to one of the king 's most noble officials . Let them clothe the man whom the king takes pleasure in honoring , and let them lead him on the horse through the city streets . Let them proclaim before him , ' This is what is done to the one whom the king takes pleasure in honoring ! ' "
Ary aoka ny akanjo sy ny soavaly homena ny iray amin'ireo manamboninahitra mendri - kaja indrindra . Aoka izy ireo hampiakanjo ny lehilahy tian
' ny mpanjaka homem - boninahitra , ary aoka izy ireo hitarika azy hitety ny lalan ' ny tanàna amin'ilay soavaly . Koa aoka izy ireo hanambara hoe : ' izao no natao tamin'ilay tian ' ny mpanjaka homem - boninahitra ! ' "
EST 6:10     Alignment score: 0.445
Then the king said to Haman , " Hurry , take the robes and the horse , as you have said , and do this for Mordecai the Jew who sits at the king 's gate . Do not fail in a single matter of what you have said . "
Ary hoy ny mpanjaka tamin'i Hamana hoe : " Faingàna , alaivo ny akanjo sy ny soavaly , araka izay efa nolazainao , ary ataovy ho an'i Mordekay ilay Jiosy izay mipetraka eo am - bavahadin
' ny mpanjaka izany . Aza misy atao latsaka ireo izay nolazainao . "
EST 6:11     Alignment score: 0.369 → 0.379
Then Haman took the robe and the horse . He dressed Mordecai and led him on the horse through the city streets . He proclaimed before him , " This is what is done for a man whom the king takes pleasure in honoring ! "
Ary Hamana naka ilay akanjo sy ilay soavaly . Dia nampiakanjoany i Mordekay ary nentiny
nitety ny lalan ' ny tanàna rehetra tamin'ilay soavaly izy . Nanambara teo anoloany izy hoe : " Izao no natao tamin ' ny lehilahy izay tian ' ny mpanjaka homem - boninahitra ! "
EST 6:12     Alignment score: 0.362 → 0.375
Mordecai returned to the king 's gate . But Haman hurried to his house , mourning , with his head covered .
Niverina teo am - bavahadin
' ny mpanjaka i Mordekay , fa Hamana kosa nanafaingana ny soavaliny ho any an - tranony , nalahelo , nisaron - doha .
EST 6:13     Alignment score: 0.331 → 0.336
Haman told Zeresh his wife and all his friends everything that happened to him . Then his men who were known for their wisdom , and Zeresh his wife , said to him , " If Mordecai , before whom you have begun
to fall , is Jewish , you will not overcome him , but you will certainly fall before him . "
Notantarain'i Hamana tamin'i Zaresy vadiny sy ireo sakaizany rehetra ny zava - drehetra nihatra taminy . Ary ny olon - kendry rehetra sy Zaresy vadiny niteny taminy hoe : " Raha Mordekay , izay niantomboka nandavo anao teo anatrehany , no Jiosy , dia tsy hahatratra azy mihitsy ianao , fa dia ho lavo eo anatrehany tokoa ianao . "
EST 6:14     Alignment score: 0.37 → 0.382
While they were talking with him , the king 's officials arrived . They hurried to bring Haman to the feast that Esther had prepared .
Raha mbola niresaka taminy izy ireo , dia tonga ireo manamboninahitry ny mpanjaka . Dia nitondra faingana an'i Hamana tany
amin ' ny fanasana izay efa nomanin'i Estera izy ireo .
EST 6     Average alignment score: 0.378 for 14 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EST:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10