Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EST:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10 


EST 7:1     Alignment score: 0.443 → 0.445
So the king and Haman went to feast with Queen Esther .
Koa dia nandeha nanao firavoravoana niaraka tamin'i Estera Mpanjaka ny mpanjaka sy Hamana .


EST 7:2     Alignment score: 0.417 → 0.424
On this second day , during the banquet of wine , the king said to Esther , " What is your petition , Queen Esther ? It will be granted to you . What is your request ? Up to half of the kingdom , and it will be granted . "
Tamin'io andro faharoa io , raha iny izy ireo nandroso divay iny , dia hoy ny mpanjaka tamin'i Estera hoe : " Inona no fanirianao , ry Estera Mpanjaka ? Ho tanterahina aminao izany . Inona no fangatahanao
? Hatramin ' ny antsasaky ny fanjakana , dia ho tanterahina izany . "
EST 7:3     Alignment score: 0.389 → 0.404
Then Queen Esther replied , " If I have found favor in your eyes , king , and if it pleases you , let my life be given to me this is my petition , and I request this also for my people .
Dia namaly Estera Mpanjaka hoe : " Raha nahita fitia teo imasonao aho , ry mpanjaka , ary raha ankasitrahanao , dia aoka homena ahy ny aiko izany no faniriako , ary mangataka izany ho an ' ny vahoakako ihany koa aho .
EST 7:4     Alignment score: 0.316
For we have been sold , I and my people , to be destroyed , killed , and annihilated . If we had only been sold into slavery , as male and female slaves , I would have kept quiet , for no such distress as this would justify disturbing the king . "
Fa namidy izahay , izaho sy ny vahoakako , mba ho potehina , ho vonoina , ary ho ringanina . Raha namidy ho amin ' ny fanandevozana fotsiny mantsy izahay , mba ho andevo lahy sy vavy , dia ho nangina aho , satria tsy ho nisy fahoriana tahaka izao afaka hanamarina ny fanelingelenana ny mpanjaka . "
EST 7:5     Alignment score: 0.388
Then King Xerxes said to Esther the queen , " Who is he ? Where is this person to be found who has filled his heart to do such a thing ? "
Dia hoy i Ahasoerosy Mpanjaka tamin'i Estera mpanjakavavy hoe : " Iza izany ? Aiza no hahitana ilay olona nanesitsesika ny fony hanao zavatra tahaka izany ? "
EST 7:6     Alignment score: 0.474
Esther said , " The adversary , that enemy , is this evil Haman ! " Then Haman was terrified before the king and the queen .
Hoy Estera hoe : " Ilay lehilahy rafy , izany fahavalo izany , dia ilay Hamana ratsy iny ! " Dia nihorohoro teo anatrehan
' ny mpanjaka lahy sy ny mpanjaka vavy i Hamana .
EST 7:7     Alignment score: 0.425 → 0.429
The king got up in a rage from the wine - drinking at the feast and went into the palace garden , but Haman stayed to beg for his life from Queen Esther . He saw that disaster was being decided against him by the king .
Nitsangana tamin - katezerana avy teo amin ' ny fisotroan
- divay tao amin ' ny fanasana ny mpanjaka ka nandeha tao amin ' ny zaridainan ' ny lapa , saingy nijanona mba hitalaho ny amin ' ny ainy tamin'i Estera Mpanjaka i Hamana . Tsinjony fa efa nisy loza tapaky ny mpanjaka ho azy .
EST 7:8     Alignment score: 0.335 → 0.347
Then the king returned from the palace garden into the room where the banquet of wine had been . Haman had just fallen on the couch where Esther was . The king said , " Will he assault the queen in my presence in my own house ? " As soon as this sentence came out of the king 's mouth , the servants covered Haman 's face .
Dia niverina avy tany an - jaridainan ' ny lapa ny mpanjaka ka niditra tao amin ' ny efitrano izay nandrosoana ny divay . Teo dia nianjera teo amin ' ny seza lava nisy an'i Estera i Hamana . Hoy ny mpanjaka hoe : " Hamely ny mpanjaka vavy eo anatrehako ato amin ' ny tranoko mihitsy ve izy ? " Vantany vao nivoaka avy tao am - bavan
' ny mpanjaka izany fehezanteny izany , dia nosaronan'ireo mpanompo ny tavan'i Hamana .
EST 7:9     Alignment score: 0.46 → 0.468
Then Harbona , one of the officials who served the king , said , " A gallows fifty cubits tall stands beside Haman 's house . He set it up for Mordecai , the one who spoke up to protect the king . " The king said , " Hang him on it . "
Avy eo dia niteny Harbona , iray tamin'ireo tandapa nanompo ny mpanjaka hoe : " Misy hazo fanantonana dimampolo hakiho miorina eo akaikin ' ny tranon'i Hamana . Naoriny ho an'i Mordekay io , ilay iray izay niteny mafy mba hiaro ny mpanjaka . " Dia hoy ny mpanjaka hoe : " Ahantony eo amin'izany izy . "
EST 7:10     Alignment score: 0.497
So they hanged Haman on the gallows that he had prepared for Mordecai . Then the king 's rage died
down .
Koa dia nahanton'izy ireo teo amin'ilay hazo fanantonana izay nomaniny ho an'i Mordekay i Hamana . Avy eo dia lefy ny fahatezeran ' ny mpanjaka .
EST 7     Average alignment score: 0.407 for 10 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EST:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10