Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EST:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10 


EST 2:1     Alignment score: 0.386
After these
things , when the anger of King Xerxes subsided , he thought about Vashti and what she had done . He also thought about the decree that he had made against her .
Taorian'ireo zavatra ireo , rehefa nitony ny fahatezeran'i Ahasoerosy mpanjaka , dia neritreritra an'i Vasty sy izay efa nataony izy . Noeritreretiny koa ny didy izay nentiny nitsaràna azy .


EST 2:2     Alignment score: 0.386 → 0.385
Then the king 's young men who served him said , " Let a search be made on the king 's behalf for beautiful young virgins .
Dia hoy ireo zatovo lahin
' ny mpanjaka izay nanompo azy hoe : " Aoka hisy fitadiavana tovovavy tsara tarehy virijiny ho an ' ny mpanjaka .
EST 2:3     Alignment score: 0.419
Let the king appoint overseers in all the provinces
of his kingdom , to gather together all the beautiful young virgins to the harem in the fortress in Susa . Let them be put under the care of Hegai , the king 's official , who is in charge of the women , and let him give them their cosmetics .
Aoka ny mpanjaka hanendry manam - pahefana amin ' ny faritany rehetra amin ' ny fanjakany , mba hanangona ireo tovovavy tsara tarehy virijiny rehetra ho any an - tranom - behivavy any amin ' ny fiarovana mafy any Sosana . Aoka izy ireo hapetraka ao ambany fiahian'i Hegay , tsindranolahin ' ny mpanjaka , izay miandraikitra ny vehivavy , ary aoka izy hanome azy ireo ireo fikoloana ny endrik'izy ireo .
EST 2:4     Alignment score: 0.382 → 0.383
Let the young girl who pleases the king become queen in the place of Vashti . " This advice pleased the king , and he did so .
Aoka ny tovovavy izay mahafaly ny mpanjaka ho tonga mpanjaka vavy eo amin ' ny toeran'i
Vasty . " Dia nahafaly ny mpanjaka izany toro - hevitra izany , ka dia notanterahiny arak'izany .
EST 2:5     Alignment score: 0.495
There was a certain Jew in the fortress of Susa whose name was Mordecai son of Jair son of Shimei son of Kish , who was a Benjamite
.
Ary nisy Jiosy iray tao amin ' ny fiarovana mafin'i Sosana izay nantsoina hoe Mordekay zanaka lahin'i Jaira zanaka lahin'i Simey zanaka lahin'i Kisy , izay taranak'i Benjamina .
EST 2:6     Alignment score: 0.387
He had been taken into exile from Jerusalem with the exiles along with those who had been taken into exile with Jehoiachin , king of Judah , whom Nebuchadnezzar king of Babylonia
took into exile .
Nentina avy tany Jerosalema niaraka tamin'ireo sesitany mbamin'ireo izay nalaina niaraka tamin'i Jekonia , mpanjakan'i Joda , izay nobaboin'i Nebokadnezara mpanjakan'i Babilona izy .
EST 2:7     Alignment score: 0.291 → 0.296
He was caring for Hadassah , that is , Esther , his uncle 's daughter , because she had neither father nor mother . The young woman
had a beautiful figure and was lovely in appearance . When her father and mother died , Mordecai took her as his own daughter .
Izy no nitaiza an'i Hadasa , izay atao hoe , Estera , zanaka vavin ' ny dadatoany , satria tsy nanana na ray na reny izy . Tsara tarehy ilay tovovavy ary manam - bika maha - te - ho tia . Dia noraisin'i Mordekay toy ny zanany vavy izy .
EST 2:8     Alignment score: 0.419 → 0.421
When the king 's order and decree were proclaimed , many young women
were brought to the fortress of Susa . They were put under Hegai 's care . Esther also was taken into the king 's palace and put under the care of Hegai , the overseer of the women .
Rehefa nambara ny baiko sy didin ' ny mpanjaka , dia tovovavy maro no nentina tany amin ' ny fiarovana mafin'i Sosana . Napetraka teo ambany fiahian'i Hegay izy ireo . Dia nentina tao an - dapan ' ny mpanjaka koa i Estera ary napetraka tao ambany fiahian'i Hegay , ilay mpiandraikitra ny vehivavy .
EST 2:9     Alignment score: 0.332 → 0.374
The young girl pleased him , and she found favor with him . Immediately he provided her with cosmetics and her portion of food . He assigned to her seven servant girls from the king 's palace , and he moved her and the servant girls to the best place in the house of the women
.
Dia nahafaly azy ilay tovovavy , ka nahita sitraka taminy izy . Avy hatrany dia nomeny ireo fikoloana endrika sy ny anjara sakafony izy . Dia nanendry mpanompovavy fito avy tao an - dapan ' ny mpanjaka ho azy izy , ka nafindrany tao amin ' ny toerana tsara indrindra tao an - tranon'ireo vehivavy izy mbamin'ireo mpanompovavy .
EST 2:10     Alignment score: 0.38 → 0.402
Esther had not told anyone who her people or relatives were , for Mordecai had instructed her not to tell .
Tsy nolazain'i Estera tamin'iza na iza izay fireneny na ireo havany , satria efa nanarin'i Mordekay izy mba tsy hiteny .
EST 2:11     Alignment score: 0.332 → 0.337
Every day Mordecai walked back and forth in front of the courtyard outside the house of the women
, to learn about Esther 's welfare , and about what would be done with her .
Isan'andro dia mivezivezy manoloana ny kianja eo ivelan ' ny tranon'ireo vehivavy i Mordekay , mba hahafantarany ny momban'i Estera , sy momba izay hatao aminy .
EST 2:12     Alignment score: 0.282 → 0.279
When the turn came for each girl to go to King Xerxes after she had obeyed the regulations for the women
for twelve months , for this was how the time of their beauty treatments was completed : six months with oil of myrrh and six with perfumes and cosmetics
Rehefa tonga ny anjaran ' ny tovovavy tsirairay mba ho ao amin'i Ahasoerosy mpanjaka arak'ireo didy amam - pitsipika ho an'ireo vehivavy , dia tsy maintsy mahafeno fikarakarana hatsaram - batana mandritry ny roa ambin ' ny folo volana ny tovovavy tsirairay , enim - bolana miaraka amin ' ny menaka miora , ary enim - bolana kosa miaraka amin'ireo zava - manitra sy ireo fikoloana endrika
EST 2:13     Alignment score: 0.319 → 0.319
when a young woman went to the king , whatever she desired was given to her from the house of the women
, for her to take to the palace .
rehefa nandeha nankany amin ' ny mpanjaka ny tovovavy iray , dia nomena azy izay rehetra nilainy tao an - tranon'ireo vehivavy , mba ho azy ho entina ao an - dapa .
EST 2:14     Alignment score: 0.293 → 0.313
In the evening she would go in , and in the morning she would return to the second house of the women
, and to the custody of Shaashgaz , the king 's official , who was in charge of the concubines . She would not return to the king again unless he had taken great pleasure in her and called for her by name .
Ny hariva dia hiditra ao anatiny izy , ary ny maraina kosa dia hiverina ao an - trano faharoan'ireo vehivavy izy , ary any an - trano fiarovan'i Sasegaza , tsindranolahin ' ny mpanjaka , izay niandraikitra ireo vaditsindrano . Dia tsy hiverina any amin ' ny mpanjaka intsony izy raha tsy efa nahazo fifaliam - be tamin - dravehivavy , ka niantso azy indray .
EST 2:15     Alignment score: 0.433 → 0.452
Now when the time came for Esther ( daughter of Abihail , the uncle of Mordecai , who had taken her as his own daughter
) to go in to the king , she did not ask for anything but what Hegai the king 's official , who was in charge of the women , suggested . Now Esther received the favor of all who saw her .
Rehefa tonga ny fotoanan'i Estera ( zanaka vavin'i Abihaila , rahalahin - drain'i Mordekay , izay efa nandray azy toy ny zanany vavy ) hidirany tao amin ' ny mpanjaka , dia tsy nangataka na inona na inona izy , ankoatr'izay natolotr'i Hegay tsindranolahin ' ny mpanjaka , izay niandraikitra ireo vehivavy , ihany . Ary nahazo fankasitrahana tamin'izay rehetra nahita azy i Estera .
EST 2:16     Alignment score: 0.409 → 0.417
Esther was taken to King Xerxes into the royal residence on the tenth month , which is the month of Tebeth , in the seventh year of his reign .
Dia nentina
tany amin'i Ahasoerosy mpanjaka ho ao amin ' ny toeram - ponenan ' ny mpanjaka tamin ' ny volana faha folo i Estera , izay volan'i Tebeta , tamin ' ny fahafito taona nanjakany .
EST 2:17     Alignment score: 0.35
The king loved Esther more than all the other women
and she received favor and kindness before him , more than all the other virgins . So he set the royal crown on her head and made her queen instead of Vashti .
Dia tian ' ny mpanjaka mihoatra noho ireo vehivavy rehetra i Estera ary nahazo fanekena sy fankasitrahana teo anatrehany izy , mihoatra noho ireo virijiny rehetra . Noho izany dia nosatrohiny satro - boninahitra teo amin ' ny lohany ary nataony mpanjakavavy ho solon'i Vasty izy .
EST 2:18     Alignment score: 0.39 → 0.403
The king gave a great feast for all his officials and his servants , " Esther 's feast , " and he granted relief from taxation to the provinces
. He also gave gifts with royal generosity .
Dia nanome fanasana lehibe ho an'ireo manampahefany rehetra sy ireo mpanompony rehetra ny mpanjaka , " fanasan'i Estera , " ary nomeny fahafahana tamin ' ny fandoavan - ketra ireo faritany . Dia nanome fanomezana tamin ' ny fahalalahan - tanan ' ny mpanjaka koa izy .
EST 2:19     Alignment score: 0.527 → 0.545
Now when the virgins had been gathered together a second time , Mordecai was sitting at the king 's gate .
Ary rehefa tafangona fanindroany ireo virijiny , dia nipetraka teo am - bavahadin
' ny mpanjaka i Mordekay .
EST 2:20     Alignment score: 0.304 → 0.305
Esther had not yet told anyone about her relatives or her people , as Mordecai had instructed her . She continued to follow Mordecai 's advice , as she had done when she was raised by him .
Mbola tsy nilaza tamin'iza na iza mahakasika ireo havany na ny fireneny i Estera , arak'izay nananaran'i Mordekay azy . Dia nanaraka hatrany ny toro - hevitr'i
Mordekay izy , arak'izay efa nataony fony izy notezainy .
EST 2:21     Alignment score: 0.414 → 0.438
In those days , while Mordecai was sitting at the king 's gate , two of the king 's officials , Bigthana and Teresh , who guarded the doorway , became
angry and sought to do harm to King Xerxes .
Tamin'izany andro izany , raha nipetraka teo am - bavahadin ' ny mpanjaka i Mordekay , dia sorena sy nitady hanisy ratsy an'i Ahasoerosy mpanjaka , ny roa tamin'ireo tsindranolahy , dia Bigtana sy Taresy , izay niambina ny vavahady .
EST 2:22     Alignment score: 0.49 → 0.496
When the matter was made known to Mordecai , he told Queen Esther , and Esther spoke to the king in the name of Mordecai .
Rehefa fantatr'i
Mordekay ny zava - misy , dia notantarainy tamin'i Estera mpanjakavavy , ary Estera kosa niresaka tamin ' ny mpanjaka tamin ' ny anaran'i Mordekay .
EST 2:23     Alignment score: 0.264 → 0.262
The report was investigated and confirmed , and both the men were hanged from a gallows . This account was written , in the presence of the king , in the book of the events of his reign .
Voahadihady sady voamarina ny tatitra , ka nahantona tamin ' ny hazo fanantonana izy mirahalahy . Nosoratana tao anatin
' ny Bokin ' Ny Tantara teo anatrehan ' ny mpanjaka izany tantara izany .
EST 2     Average alignment score: 0.379 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EST:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10