Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EST:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10 


EST 4:1     Alignment score: 0.355 → 0.364
When Mordecai learned of all that had been done , he tore his clothes and put on sackcloth and ashes . He went out into the middle of the city , and cried out with a loud and a bitter cry .
Rehefa fantatr'i
Mordekay izay efa vita rehetra , dia norovitiny ny akanjony ka nitafy lamba fisaonana sady nihoson - davenona izy . Nandeha nivoaka teo afovoan ' ny tanàna izy , ary nihikiaka sy nidradradradra mafy .


EST 4:2     Alignment score: 0.314 → 0.337
He went up only as far as the king 's gate , because no one was allowed to go through it clothed in sackcloth .
Tonga lavitra teo amin ' ny vavahadin ' ny mpanjaka fotsiny izy , satria tsy nisy olona nahazo alalana andeha eo amin'izany miaraka amin ' ny akanjo fisaonana .
EST 4:3     Alignment score: 0.338 → 0.357
In every province
, wherever the king 's command and decree reached , there was great mourning among the Jews , with fasting , weeping , and wailing . Many of them lay in sackcloth and ashes .
Ary tany amin ' ny faritra rehetra , na taiza na taiza tongan ' ny baiko sy lalàn ' ny mpanjaka , dia nisy fisaonana lehibe teo amin'ireo Jiosy , niaraka tamin ' ny fifadian - kanina , fitomaniana , ary fitarainana . Maro amin'izy ireo no nandry teo amin ' ny lamba fisaonana aman - davenona .
EST 4:4     Alignment score: 0.333 → 0.35
When Esther 's young women
and her servants came and told her , the queen was in great distress . She sent garments to clothe Mordecai ( so he could take off his sackcloth ) , but he would not accept them .
Rehefa tonga ny ankizivavin'i Estera sy ireo mpanompony ary niteny taminy , dia nalahelo mafy ilay mpanjaka vavy . Nandefa fitafy hampiankanjoana an'i Mordekay izy ( mba afahany manala ny akanjo fisaonany ) , saingy tsy hanaiky ireo izy .
EST 4:5     Alignment score: 0.424 → 0.447
Then Esther called for Hathak , one of the king 's officials who had been assigned to serve her . She ordered him to go to Mordecai to learn what had happened and what it meant .
Avy eo Estera niantso an'i Hatàka , iray amin'ireo tsindranolahin ' ny mpanjaka izay notendrena hanompo azy . Nibaiko azy mba handeha any amin'i Mordekay izy mba hahafantarana izay nitranga sy izay anton'izany .
EST 4:6     Alignment score: 0.396 → 0.414
So Hathak went to Mordecai in the city square in front of the king 's gate .
Noho izany dia nankany amin'i Mordekay any amin ' ny tanàna eo anoloan ' ny vavahadin ' ny mpanjaka i Hakàta .
EST 4:7     Alignment score: 0.419 → 0.414
Mordecai reported to him all that had happened to him , and the total amount of the silver that Haman had promised to weigh out and put into the king 's treasuries in order to put the Jews to death .
Nolazain'i
Mordekay taminy izay rehetra nitranga taminy , sy ny fitambaran ' ny volafotsy izay nampanantenain'i Hamana haloa sy hapetraka ao amin ' ny trano fitehirizan ' ny mpanjaka mba hamonoana ireo Jiosy .
EST 4:8     Alignment score: 0.313 → 0.313
He also gave him a copy of the decree that was issued in Susa for the Jews ' destruction . He did this so that Hathak could show it to Esther , and that he should make it known to her and give
her a solemn command to go to the king to beg for his favor , and to plead with him on behalf of her people .
Nomeny azy koa ny dika mitovy tamin ' ny lalàna izay navoaka tany Sosana ny amin ' ny fanapotehana ny Jiosy . Nataony izany mba afahan'i Hatàka mampiseho izany amin'i Estera , sy mba hanomezany azy ny andraikitra amin ' ny fandehanana any amin ' ny mpanjaka mba hitalaho ny fankasitrahany , ary hitalaho aminy amin ' ny anaran ' ny vahoakany .
EST 4:9     Alignment score: 0.594 → 0.599
So Hathak went and told Esther what Mordecai had said .
Koa dia nandeha i Hatàka ary nilaza tamin'i Estera izay nolazain'i
Mordekay .
EST 4:10     Alignment score: 0.548
Then Esther spoke to Hathak and ordered him to go back to Mordecai .
Avy eo Estera niresaka tamin'i Hatàka ary nilaza taminy mba hiverina any amin'i Mordekay .
EST 4:11     Alignment score: 0.345 → 0.356
She said , " All the king 's servants and the people of the king 's provinces
know that if any man or woman goes to the king inside the inner courtyard without being summoned , there is only one law : That he must be put to death except for anyone to whom the king holds out the golden scepter so that he may live . I have not been called to come to the king these thirty days . "
Hoy izy hoe : " Fantatr'ireo mpanompon ' ny mpanjaka rehetra sy ny vahoakan'ireo mpanjaka any amin ' ny faritra fa raha misy lehilahy na vehivavy mankany amin ' ny mpanjaka ao anatin ' ny kianja nefa tsy nampanantsoina , dia misy lalàna iray fotsiny : dia ny hamonoana azy ho faty ankoatr'izay tondroin ' ny mpanjaka amin'ilay tehim - bolamena mba afahany ho velona . Tsy nantsoina hankany amin ' ny mpanjaka aho izay telopolo andro izay . "
EST 4:12     Alignment score: 0.43 → 0.655
So Hathak reported Esther 's words to Mordecai .
Noho izany dia notaterin'i
Hatàka tamin'i Mordekay ireo tenin'i Estera .
EST 4:13     Alignment score: 0.439 → 0.45
Mordecai sent back this message to Esther : " You must not think that in the king 's palace , you will escape any more than all the other Jews .
Nandefa izao hafatra izao Mordekay hoe : " Tsy tokony hieritreritra ianao fa ao amin ' ny lapan ' ny mpanjaka , no afahanao mihoatra noho ireo Jiosy hafa rehetra .
EST 4:14     Alignment score: 0.253 → 0.262
If you remain silent at this time , relief and rescue will rise
up for the Jews from another place , but you and your father 's house will perish . Who knows whether you have come to this royal position for such a time as this ? "
Raha mangina ianao amin'izao fotoana izao , dia hisy fanafahana sy famonjena hiseho amin'ireo Jiosy any amin ' ny toerana hafa , fa ianao sy ny tranon ' ny rainao kosa ho ringana . Iza no mahalala raha ho amin ' ny fotoana tahaka izao no nahatongavanao ho amin ' ny toerana maha - mpanjaka ? "
EST 4:15     Alignment score: 0.731
Then Esther sent this message to Mordecai ,
Avy eo Estera nandefa izao hafatra izao tamin'i Mordekay hoe :
EST 4:16     Alignment score: 0.384
" Go , gather together all the Jews who live in Susa , and fast for me . Do not eat nor drink for three days , night or day . My young girls and I will fast in the same way . Then I will go to the king , even though it is against the law , and if I perish , I perish . "
" Mandehana , angony hiaraka ny Jiosy rehetra izay monina any Sosana , ary mifadia
hanina ho ahy . Aza misotro na mihinana mandritry ny telo andro , alina sy andro . Izaho sy ireo ankizivaviko ihany koa dia hifady tahaka izany . Avy eo aho handeha any amin ' ny mpanjaka , na dia mandika ny lalàna aza izany , ary raha maty aho , dia maty . "
EST 4:17     Alignment score: 0.37
Mordecai went and did all that Esther had ordered him to do .
Lasa Mordekay ary nanao izay rehetra nolazain'i Estera azy mba hatao .
EST 4     Average alignment score: 0.384 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EST:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10