Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EST:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10 


EST 9:1     Alignment score: 0.33 → 0.354
Now in the twelfth month , which is the month of Adar
, on the thirteenth day , when the king 's law and decree were about to be carried out , on the day when the enemies of the Jews hoped to gain power over them , it was reversed . The Jews gained power over those who hated them .
Ary tamin ' ny faha - roa ambin ' ny folon ' ny volana , izay volan'i Adara , tamin ' ny andro faha - telo ambin ' ny folo , rehefa mby hanatanteraka ny làlana sy didin ' ny mpanjaka , tamin ' ny andro izay nanantenain'ireo fahavalon ' ny Jiosy hahazoany fahefana amin'izy ireo , dia nitsimbadika izany . Ny Jiosy no nanam - pahefana tamin'ireo izay nankahala azy ireo .


EST 9:2     Alignment score: 0.272
The Jews assembled in their cities throughout all the provinces
of King Xerxes , to lay hands on those who tried to bring disaster on them . No one could stand against them , for the fear of them had fallen on all the peoples .
Dia niangona tao an - tanànany ireo Jiosy nanerana ireo faritany rehetran'i Ahasoerosy mpanjaka , mba hamely ireo izay nikasa hampidi - doza azy ireo . Koa tsy nisy afaka nijoro hanohitra azy ireo , satria efa nilatsaka tamin'ireo vahoaka rehetra ny tahotra azy ireo .
EST 9:3     Alignment score: 0.371 → 0.382
All the officials of the provinces
, the provincial governors , the governors , and the king 's administrators , helped the Jews because the fear of Mordecai had fallen on them .
Ireo mpanapaka ny faritany rehetra , ireo governoram - paritany , ireo governora , ary ireo mpanao raharahan ' ny mpanjaka , dia nanampy ny Jiosy satria efa nilatsaka teo amin'izy ireo ny tahotra an'i Mordekay .
EST 9:4     Alignment score: 0.542 → 0.541
For Mordecai was great in the king 's house , and his fame spread throughout all the provinces
, for the man Mordecai was becoming great .
Fa lehibe i Mordekay tao an - tranon ' ny mpanjaka , ary niely nanerana ny faritany rehetra ny lazany , fa efa tonga lehibe ilay lehilahy Mordekay .
EST 9:5     Alignment score: 0.372 → 0.387
The Jews attacked their enemies with the sword , killing and destroying them , and did as they pleased to those who hated them .
Dia namely ireo fahavalony tamin ' ny sabatra ny Jiosy , namono sy nandringana azy ireo , ary nanao arak'izay sitrak'izy ireo tamin'ireo izay nankahala azy .
EST 9:6     Alignment score: 0.098 → 0.306
In the fortress of Susa itself the Jews killed and destroyed five hundred men .
Nahafaty sy naharingana olona
dimanjato izy ireo tao amin ' ny fiarovana mafin'i Sosana .
EST 9:7     Alignment score: 0.627
They killed Parshandatha , Dalphon , Aspatha ,
Novonoin'izy ireo i Parsandata , Dalfona , Aspata ,
EST 9:8     Alignment score: 0.365 → 0.813
Poratha , Adalia , Aridatha ,
Porata , Adalia ,
EST 9:9     Alignment score: 0.973 → 0.983
Parmashta , Arisai , Aridai , Vaizatha ;
Parmasta , Arisay , Ariday , Vaizata
EST 9:10     Alignment score: 0.34 → 0.34
they killed the ten sons of Haman son of Hammedatha , the enemy of the Jews . But they did not take any plunder .
ary ireo zanaka lahy folon'i Hamana zanak'i Hamedota
, ilay fahavalon ' ny Jiosy . Nefa tsy nandroba fananana izy ireo .
EST 9:11     Alignment score: 0.285 → 0.299
That day the number of those killed in the fortress of Susa , was reported to the king .
Androtr'izay ihany dia notaterina tany
amin ' ny mpanjaka , ny isan'ireo izay maty tany amin ' ny fiarovana mafin'i Sosana .
EST 9:12     Alignment score: 0.426
The king said to Queen Esther , " The Jews have killed five hundred men in the fortress of Susa , including the ten sons of Haman . What then have they done in the rest of the king 's provinces ? Now what is your petition ? It will be granted you . What is your request ? It will be granted to you . "
Dia hoy ny mpanjaka tamin'i Estera mpanjaka vavy hoe : " Nahafaty olona dimanjato tao amin ' ny fiarovana mafin'i
Sosana ny Jiosy , anisan'izany ireo zanaka lahin'i Hamana folo . Dia inona izany no nataon'izy ireo tamin'ireo faritanin ' ny mpanjaka sisa ? Koa ankehitriny inona no ilainao ? Homena anao izany . Inona no fangatahanao ? Homena anao izany . "
EST 9:13     Alignment score: 0.491
Esther said , " If it pleases the king , let the Jews who are in Susa be permitted to carry out this day 's decree tomorrow also , and let the bodies of Haman 's ten sons be hanged on gallows . "
Dia hoy Estera hoe : " Raha sitraky ny mpanjaka , dia aoka ny Jiosy izay any Sosana hahazo alalana hanatanteraka ity didy androany ity koa rahampitso , ary aoka ireo fatin ' ny zanak'i
Hamana folo lahy hahantona amin ' ny hazo fanantonana . "
EST 9:14     Alignment score: 0.443 → 0.445
So the king commanded that this be done . A decree was issued in Susa , and they hanged the ten sons of Haman .
Dia nandidy mba hanatanterahana izany ny mpanjaka . Ny didy dia nivoaka avy tao Sosana , ary nahanton'izy ireo ny zanak'i
Hamana folo lahy .
EST 9:15     Alignment score: 0.37 → 0.389
The Jews who were in Susa came together on the fourteenth day of the month of Adar
, and killed three hundred more men in Susa , but laid no hands on the plunder .
Dia nivondrona ireo Jiosy rehetra tao Sosana tamin ' ny andro faha - efatra ambin ' ny folon ' ny volan'i Adara , ka nahafaty olona telonjato fanampiny tao Sosana , nefa tsy nandroba fananana .
EST 9:16     Alignment score: 0.313 → 0.314
The rest of the Jews who were in the king 's provinces came
together to defend their lives , and they got relief from their enemies and killed seventy - five thousand of those who hated them , but they did not lay their hands on the valuables of those they killed .
Ireo Jiosy sisa izay tany amin'ireo faritanin ' ny mpanjaka kosa dia niaraka mba hiaro ny ain'izy ireo , ka afaka tamin'ireo fahavalony izy ireo ary nahafaty dimy arivo sy fito alina tamin'ireo izay nankahala azy . Nefa tsy mba nikasi - tanana ny harenan'ireo izay novonoiny kosa izy ireo .
EST 9:17     Alignment score: 0.412
This happened on the thirteenth day of the month of Adar
. On the fourteenth day they rested and made that a day of feasting and gladness .
Tamin ' ny fahatelo ambin ' ny folon ' ny volana Adara no nitrangan'izany . Tamin ' ny andro fahaefatra ambin ' ny folo kosa dia nitsahatra izy ireo ka nanao izany ho andro fanasana sy firavoravoana .
EST 9:18     Alignment score: 0.376 → 0.373
But the Jews who were in Susa assembled together on the thirteenth and the fourteenth days . On the fifteenth day they rested and made it a day of feasting and gladness .
Nefa ireo Jiosy izay tany
Sosana niara - niangona tamin ' ny andro faha telo ambin ' ny folo sy ny faha - efatra ambin ' ny folo . Tamin ' ny andro fahadimy ambin ' ny folo kosa dia nitsahatra izy ireo ka nataony andro fanasana sy firavoravoana izany .
EST 9:19     Alignment score: 0.288 → 0.297
That is why the Jews of the villages , who make their homes in the rural towns , observe the fourteenth day of the month of Adar
as a day of gladness and feasting , and as a day on which they send gifts of food to one another .
Izany no mahatonga ireo Jiosy ao amin'ireo zana - bohitra , izay nanorina ny tranon'izy ireo tany ambanivohitra , mitandrina ny andro faha - efatra ambin ' ny folon ' ny volana Adara ho andro firavoravoana sy fanasana , ary andro izay hifanoloran'izy ireo fanomezana ara - tsakafo .
EST 9:20     Alignment score: 0.465 → 0.451
Mordecai recorded these
things and sent letters to all the Jews who were in all the provinces of King Xerxes , both near and far ,
Dia noraketin'i Mordekay an - tsoratra izany rehetra izany ka nandefa taratasy ho an ' ny Jiosy rehetra izay tany amin ' ny faritany rehetran'i Ahasoerosy mpanjaka izy , na lavitra na akaiky ,
EST 9:21     Alignment score: 0.348 → 0.345
obligating them to keep the fourteenth and the fifteenth day of the month Adar
every year .
handidiana azy ireo hitandrina ny andro fahaefatra ambin ' ny folo sy faha dimy ambin ' ny folon ' ny volana Adara isan - taona .
EST 9:22     Alignment score: 0.33 → 0.349
These
were the days when the Jews got relief from their enemies , and the month when their sorrow turned to joy , and mourning into a day of celebration . They were to make them days of feasting and gladness , and of sending gifts of food to one another , and gifts to the poor .
Ireo no andro nafahan ' ny Jiosy tamin'ireo fahavalony , sy volana izay nivadian ' ny alahelon'izy ireo ho fifaliana , ary fisaonana ho andro firavoravoana . Nataon'izy ireo andro fanasana sy firavoravoana izany , ary fifanomezana ara - tsakafo , sy fanomezana ho an ' ny mahantra .
EST 9:23     Alignment score: 0.274 → 0.306
So the Jews continued what they had begun
to do , what Mordecai had written to them .
Dia notohizan ' ny Jiosy ny fankalazana izay efa natombok'izy ireo , anaovana arak'izay nosoratan'i Mordekay .
EST 9:24     Alignment score: 0.413 → 0.456
At that time Haman son of Hammedatha the Agagite , the enemy of all the Jews , had plotted against the Jews to destroy them , and he threw Pur ( that is , he threw lots ) , to trouble and destroy them .
Tamin'izany fotoana izany i Hamana zanaka lahin'i Hamedoda
ilay Agagita , ilay fahavalon ' ny Jiosy rehetra , dia nanao teti - dratsy hanohitra ny Jiosy mba handringana azy ireo , dia nanipy ny pora izy ( na hoe , nanao filokana izy ) , mba handravana sy handringanana azy ireo .
EST 9:25     Alignment score: 0.323 → 0.35
But when the matter came before the king , he gave orders by letters that the wicked plan Haman developed against the Jews should come
back on his own head , and that he and his sons should be hanged on the gallows .
Saingy rehefa tonga teo anatrehan ' ny mpanjaka ny toe - draharaha , dia namoaka didy an - taratasy izy fa ny teti - dratsy izay novolavolain'i Hamana hanoherana ny Jiosy dia tokony hatsingerina ho eo an - dohany , ary tokony hahantona amin ' ny hazo izy mbamin'ireo zanany lahy .
EST 9:26     Alignment score: 0.371
Therefore they called these
days Purim , after the name of Pur . Because of everything that was written in this letter , and everything that they had seen and that had happened to them ,
Koa nantsoin'izy ireo hoe Porima ireo andro ireo , avy amin ' ny anarana hoe Pora . Noho izay rehetra voasoratra tanatin'izany taratasy izany , sy izay rehetra hitan'izy ireo ary izay nanjo azy ireo ,
EST 9:27     Alignment score: 0.29 → 0.304
the Jews accepted a new custom and duty . This custom would be for themselves , their descendants , and everyone who joined them . It would be that they would celebrate these
two days every year . They would celebrate them in a certain way and at the same time each year .
dia neken ' ny Jiosy ny fomba amam - panao vaovao iray sy andraikitra . Izany fomba izany dia ho azy ireo , ho an'ireo taranany , sy izay rehetra miaraka amin'izy ireo . Izany dia mba hankalazan'izy ireo izany andro roa izany isan - taona . Hankalaza izany amin ' ny fomba manokana amin ' ny fotoana mitovy isan - taona izy ireo .
EST 9:28     Alignment score: 0.233 → 0.253
These
days were to be remembered and celebrated in every generation , every family , every province , and every city . These days of Purim should never fail from among the Jews , and their memory should never come to an end for their descendants .
Ireo andro ireo dia ho hankalazaina sy ho tandremana isaky ny taranaka mifandimby , isam - pianakaviana , isam - paritra , ary isan - tanàna . Ireo Jiosy ireo sy ny taranany dia tsy hitsahatra ny hitandrina am - pahatokiana ireo andron ' ny Porima ireo , mba tsy hanadinoin'izy ireo izany mihitsy .
EST 9:29     Alignment score: 0.521
Queen Esther daughter of Abihail and Mordecai the Jew wrote with full authority and confirmed this second letter about Purim .
Estera mpanjaka vavy zanaka vavin'i Abihaila sy i Mordekay ilay Jiosy dia nanoratra tamim
- pahefana feno ka nanamafy ity taratasy faharoa momban'i Porima ity .
EST 9:30     Alignment score: 0.459
Letters were sent to all the Jews in the 127 provinces of the kingdom of Xerxes , wishing the Jews safety and truth .
Taratasy no nalefa tamin ' ny Jiosy rehetra tany amin'ireo faritanin ' ny fanjakan'i
Ahasoerosy 127 , nirariana fandriam - pahalemana sy fahamarinana ireo Jiosy .
EST 9:31     Alignment score: 0.314 → 0.325
These
letters confirmed the days of Purim at their appointed times , as Mordecai the Jew and Queen Esther obligated the Jews . The Jews accepted this obligation for themselves and their descendants , just as also they accepted times of fasting and lamenting .
Ireo taratasy ireo dia nanamafy ireo andron'i Porima amin'ireo fotoana izay nanendrena izany , arak'izay nandidian'i Mordekay ilay Jiosy sy i Estera mpanjaka vavy an'ireo Jiosy . Dia neken'ireo Jiosy ho an ' ny tenany izany adidy izany sy ho an'ireo taranak'izy ireo , tahak'izay efa naneken'izy ireo ny fotoanan ' ny fifadian - kanina sy ny fitomaniana koa .
EST 9:32     Alignment score: 0.391 → 0.43
The command of Esther confirmed these
regulations regarding Purim , and it was written in the book .
Nanamafy ireo fitsipika momban'i Porima ireo ny didin'i Estera , ary voasoratra tao anatin ' ny boky izany .
EST 9     Average alignment score: 0.381 for 32 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EST:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10