Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EST:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10 


EST 3:1     Alignment score: 0.428 → 0.429
After these
things , King Xerxes promoted Haman son of Hammedatha the Agagite , and placed his seat of authority above all the officials who were with him .
Taorian'ireo zavatra ireo , dia nasandratr'i Ahasoerosy mpanjaka i Hamana zanak'i Hamedota ao Agagita , ary napetrany ambonin'ireo manam - pahefana rehetra izay niaraka taminy ny toeram - pahefany .


EST 3:2     Alignment score: 0.422
All the king 's servants who were at the king 's gate knelt down and bowed down to Haman , as the king had ordered them to do . But Mordecai did not kneel or bow down .
Ireo mpanompon
' ny mpanjaka rehetra izay tao am - bavahadin ' ny mpanjaka dia nandohalika sy niankohoka tamin'i Hamana , arak'izay nibakoin ' ny mpanjaka hataon'izy ireo . Saingy tsy nandohalika na niankohoka taminy i Mordekay .
EST 3:3     Alignment score: 0.496
Then the king 's servants who were at the king 's gate said to Mordecai , " Why do you disobey the king 's command ? "
Dia hoy ireo mpanompon
' ny mpanjaka izay teo am - bavahadin ' ny mpanjaka tamin'i Mordekay hoe : " Nahoana ianao no tsy mankatoa ny didin ' ny mpanjaka ? "
EST 3:4     Alignment score: 0.364 → 0.381
They spoke with him day after day , but he refused to comply with their demands . So they spoke with Haman to see if the matter about Mordecai would remain like that , for he had told them that he was a Jew .
Niresaka taminy isan'andro izy ireo , saingy nandà ny hanatanterahana ny fangatahan'izy ireo izy . Koa dia niresaka tamin'i Hamana izy ireo mba hizaha raha nijanona toy izany ilay zavatra momban'i Mordekay , fa izy dia efa nilaza tamin'izy ireo fa Jiosy izy .
EST 3:5     Alignment score: 0.423
When Haman saw that Mordecai did not kneel and show him respect , Haman was filled with rage .
Rehefa hitan'i Hamana fa tsy nandohalika sy niankohoka taminy i Mordekay , dia feno fahatezerana izy .
EST 3:6     Alignment score: 0.414 → 0.424
He had contempt for the idea of killing only Mordecai , for the king 's servants had told him who Mordecai 's people were . Haman sought to exterminate all the Jews , the people of Mordecai , who were in the entire kingdom of Xerxes .
Nandà ny hevitra hamono an'i Mordekay irery ihany izy , fa ireo mpanompon
' ny mpanjaka nilaza taminy hoe iza moa ny vahoakan'i Mordekay . Naniry ny handringana ny Jiosy rehetra i Hamana , ny vahoakan'i Mordekay , izay tao amin ' ny fanjakan'i Ahasoerosy manontolo .
EST 3:7     Alignment score: 0.49 → 0.486
In the first month ( which is the month of Nisan ) , in the twelfth year of King Xerxes , the Pur that is the lot was thrown before Haman , to select a day and month . They cast the lot over and over until the lot fell
on the twelfth month ( which is the month of Adar ) .
Tamin ' ny volana voalohany ( izay volan'i Nisana ) , tamin ' ny faharoa ambin ' ny folo taona nanjakan'i Ahasoerosy , dia ny Pora izany no loka natsipy teo anoloan'i Hamana , mba hifidianana andro sy volana . Dia natsipin'izy ireo ombieny ombieny ny loka mandra - pilatsahan'izany teo amin ' ny volana faha roambin ' ny folo ( izay volan ' ny Adara ) .
EST 3:8     Alignment score: 0.339 → 0.358
Then Haman said to King Xerxes , " There is a certain people scattered and distributed among all the provinces of your kingdom . Their laws are different from those
of other people , and they do not keep the king 's laws , so it is not suitable for the king to let them stay .
Dia hoy Hamana tamin'i Ahasoerosy Mpanjaka hoe : " Misy vahoaka sasany miely sy miparitaka manerana ny faritanin ' ny fanjakanao rehetra . Ny lalàn'izy ireo dia hafa noho ny an ' ny vahoaka sasany , ary izy ireo dia tsy mba mitandrina ny lalàn ' ny mpanjaka , ka tsy mahasoa ny mpanjaka ny famelana azy ireo hijanona .
EST 3:9     Alignment score: 0.296
If it is pleasing to the king , give a command to kill them , and I will weigh out ten thousand talents of silver into the hands of those
who are in charge of the king 's business , for them to put it into the king 's treasury . "
Fa raha sitraky ny mpanjaka , dia manomeza baiko mba hamonoana azy ireo , ary handoa talenta volafotsy iray alina eo an - tanan ' ny mpanao raharahan ' ny mpanjaka aho , mba ho entina ao amin ' ny rakitry ny mpanjaka . "
EST 3:10     Alignment score: 0.442 → 0.52
Then the king took the signet ring from his hand and gave it to Haman son of Hammedatha the Agagite , the enemy of the Jews .
Dia nandray peratra fitombokase tamin ' ny tanany ny mpanjaka ary nomeny
an'i Hamana zanaka lahin'i Hamedata Agatita , fahavalon'ireo Jiosy .
EST 3:11     Alignment score: 0.329 → 0.361
The king said to Haman , " I will see that the money is given back to you and your people . You will do with it whatever you wish . "
Hoy ny mpanjaka tamin'i Hamana hoe : " Hitako fa naverina
taminareo sy ny vahoakareo ny vola . Ho ataonareo amin'izay rehetra hirinareo izany . "
EST 3:12     Alignment score: 0.386 → 0.395
Then the king 's scribes were summoned on the thirteenth day of the first month , and a decree containing all that Haman had commanded was written to the king 's provincial governors , those who were over all the provinces
, to the governors of all the various peoples , and to the officials of all the people , to every province in their own writing , and to every people in their own language . It was written in the name of King Xerxes and was sealed with his ring .
Dia voaantso tamin ' ny andro fahatelo ambin ' ny folo tamin ' ny volana voalohany ireo mpanora - dalàn ' ny mpanjaka , ary ny lalàna rehetra izay nandidian'i Hamana dia nosoratana ho an'ireo governoram - paritanin ' ny mpanjaka , ireo izay teo amin ' ny faritany rehetra , ho an'ireo governoran ' ny olona samihafa rehetra , ary ho an ' ny manam - pahefan ' ny vahoaka rehetra , isakin ' ny faritany ny sora - tanan'izy ireo , ary ho an ' ny vahoaka rehetra isakin ' ny fiteniny avy . Dia nosoratana tamin ' ny anaran'i Ahasoerosy mpanjaka izany ary voatombokase tamin ' ny peratrany .
EST 3:13     Alignment score: 0.357 → 0.367
Letters were delivered by the hand of couriers to all the king 's provinces , to annihilate , kill , and destroy all Jews , from young to old , children and women
, in one day on the thirteenth day of the twelfth month ( which is the month of Adar ) and to plunder their possessions .
Natolo - tanana tamin ' ny alalan'ireo iraka tany amin ' ny faritanin ' ny mpanjaka rehetra ireo antontan - taratasy , mba handringanana , hamonoana , ary hamotehana ny Jiosy rehetra , manomboka amin ' ny tanora ka hatramin ' ny antitra , ary ny ankizy sy ny vehivavy , anatin ' ny andro iray amin ' ny andro faha - telo ambin ' ny folo amin ' ny volana faharoa ambin ' ny folo ( izay volan'i Adara ) ary mba handrobana ny haren'izy ireo .
EST 3:14     Alignment score: 0.377
A copy of the letter was made law in every province . In every province it was made known to all the people that they should prepare for this day .
Natao lalàna isaky ny faritany ny dika amin'ilay taratasy . Dia nampahafantarina ny vahoaka rehetra isaky ny faritany rehetra fa tokony hiomanan'izy ireo ho amin'izany andro izany .
EST 3:15     Alignment score: 0.408 → 0.412
The couriers went out and hurried to distribute the king 's order . The decree was also distributed within the fortress of Susa . The king and Haman sat down to drink , but the city of Susa was in confusion .
Dia nivoaka ireo iraka ary nizara faingana ny didin ' ny mpanjaka . Efa voazara tao amin ' ny fiarovana mafin
' ny Sosana ihany koa ny lalàna . Nipetraka mba hisotro i Hamana sy ny mpanjaka , saingy tao anaty korontana ny tanànan ' ny Sosana .
EST 3     Average alignment score: 0.406 for 15 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EST:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10