Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EST:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10 


EST 8:1     Alignment score: 0.495
On that day King Xerxes gave Queen Esther the property of Haman , the enemy of the Jews , and Mordecai began to serve before the king , for Esther told the king how Mordecai was related to her .
Tamin'izany andro izany dia nomen'i Ahasoerosy Mpanjaka an'i Estera Mpanjaka vavy ny fananan'i Hamana , ilay fahavalon
' ny Jiosy , ary Mordekay nanomboka nanompo teo anatrehan ' ny mpanjaka , fa nolazain'i Estera tamin ' ny mpanjaka ny fomba nifandraisan'i Mordekay taminy .


EST 8:2     Alignment score: 0.364 → 0.384
The king took off his signet ring , which he had taken back from Haman , and gave it to Mordecai . Esther designated Mordecai to be in charge of Haman 's estate .
Nesorin ' ny mpanjaka ny peratra tombo - kaseny , izay nalainy
indray tamin'i Hamana , ary natolony an'i Mordekay izany . Nanendry an'i Mordekay ho mpiandraikitra ny fananan'i Hamana i Estera .
EST 8:3     Alignment score: 0.402 → 0.404
Then Esther spoke again to the king . She lay facedown on the ground and wept as she pleaded with him to put an end to the evil plan of Haman the Agagite , to the scheme that he had devised against the Jews .
Dia niresaka tamin ' ny mpanjaka indray i Estera . Niankohoka tamin ' ny tany izy ka nitomany raha niangavy taminy ny mba hanafoanana ny hevi - dratsin'i Hamana ilay Agagita , amin ' ny tetika izay noheveriny hanoherana ireo Jiosy .
EST 8:4     Alignment score: 0.309 → 0.334
Then the king held
out the golden scepter to Esther , she arose and stood before the king .
Dia nanondro an'i Estera tamin ' ny tehina volamena ny mpanjaka , dia niarina izy ary nijoro nanoloana ny mpanjaka .
EST 8:5     Alignment score: 0.367 → 0.397
She said , " If it pleases the king , and if I have found favor in his eyes , if the thing seems proper before the king , and I am pleasing in his eyes , let a decree be written to revoke the letters written by Haman son of Hammedatha the Agagite , the letters that he wrote to destroy the Jews who are in all the king 's provinces .
Hoy izy hoe : " Raha sitraky ny mpanjaka , ary raha nahita fitia teo imasonao
aho , raha marina eo anatrehan ' ny mpanjaka izany , ary mahita sitraka eo imasonao aho , dia aoka ho soratana ny didy mba hanafoanana ireo taratasy nosoratan'i Hamana zanak'i Hamedata Agagita , ireo taratasy izay nosoratany mba hamono ireo Jiosy izay any amin'ireo faritanin ' ny mpanjaka rehetra .
EST 8:6     Alignment score: 0.225
For how could I bear to see disaster fall
on my people ? How could I endure watching the destruction of my relatives ? "
Fa hataoko ahoana no fijery ny loza miantraika amin ' ny vahoakako ? Hataoko ahoana ny haharitra hijery ny fandringanana ireo havako ? "
EST 8:7     Alignment score: 0.53 → 0.533
King Xerxes said to Queen Esther and to Mordecai the Jew , " Look , I have given Esther the house of Haman , and they have hanged him on the gallows , because he was going to attack the Jews .
Niteny tamin'i Estera mpanjaka sy tamin'i Mordekay ilay Jiosy i Ahasoerosy mpanjaka hoe : " Indro , efa nomeko an'i Estera ny tranon'i Hamana , ary nahanton'izy ireo tamin ' ny hazo fanantonana izy , satria nandeha nanafika ireo Jiosy .
EST 8:8     Alignment score: 0.426 → 0.434
Write
another decree for the Jews in the name of the king and seal it with the king 's ring . For the decree that has already been written in the king 's name and sealed with the king 's ring can not be revoked . "
Manoràta didy hafa amin ' ny anaran ' ny mpanjaka ho an'ireo Jiosy ka tomboy amin ' ny peratry ny mpanjaka izany . Fa ny didy izay efa voasoratra tamin ' ny anaran ' ny mpanjaka ary voatomboka tamin ' ny peratry ny mpanjaka dia tsy afaka foanana . "
EST 8:9     Alignment score: 0.396 → 0.401
Then the king 's scribes were called at that time , in the third month , which is the month of Sivan , on the twenty - third day of the month . A decree was written containing all that Mordecai was commanding concerning the Jews . It was written to the provincial governors
, the governors and officials of the provinces that were located from India to Cush , 127 provinces , to every province written in their own writing , and to every people in their language , and to the Jews in their writing and language .
Dia voaantso ireo mpanora - dalànan ' ny mpanjaka tamin'izany fotoana izany , tamin ' ny volana fahatelo , izay volan ' ny Sivàna , tamin ' ny andro fahatelo amby roa - polon ' ny volana . Ny didy voasoratra dia mirakitra izay rehetra nandidian'i Mordekay mahakasika ireo Jiosy . Izany dia nosoratana ho an'ireo governoram - paritra , ireo governora sy manam - boninahitry ny faritra izay hatreo India ka hatrany Etiopia , faritany 127 , ho an ' ny isam - paritany nosoratana araka ny fiteniny avy , ary ho an'ireo Jiosy amin ' ny soratra sy fitenin'izy ireo .
EST 8:10     Alignment score: 0.392 → 0.395
Mordecai wrote in the name of King Xerxes and sealed it with the king 's signet ring . He sent the letters by couriers riding on horses , warhorses that were used in the king 's service , bred from the royal stud .
Nanoratra tamin ' ny anaran'i
Ahasoerosy Mpanjaka i Mordekay ary nanomboka izany tamin ' ny peratra fitomboan - kasen ' ny mpanjaka . Ny taratasy dia nalefany tamin ' ny alalan ' ny iraka mitaingin - tsoavaly haingam - pandeha izay nampiasaina ho amin ' ny fanompoana ny mpanjaka , nalaina tao amin ' ny tranon - tsoavalin ' ny mpanjaka .
EST 8:11     Alignment score: 0.259 → 0.275
The king gave to the Jews who were in every city permission to gather together and to make a stand to protect their lives : To annihiliate , to kill , and to destroy any armed force from any people or province that might attack them , children and women
included , or to plunder their possessions .
Nanome fahefana ireo Jiosy isaky ny tanàna ny mpanjaka mba hiara - hivory sy hiady mba hiarovana ny ain'izy ireo : mba handringanana , mba hamonoana , ary mba hamotehana izay herim - piadiana avy amin'ireo vahoaka na faritany izay mety hanafika azy ireo , ao anatin'izany ireo zaza amam - behivavy , na handrobana ny fananan'izy ireo .
EST 8:12     Alignment score: 0.441 → 0.441
This was to be in effect in all the provinces
of King Xerxes , on the thirteenth day of the twelfth month , which is the month of Adar .
Tokony niantraika tamin'ireo faritanin'i Ahasoerosy Mpanjaka rehetra izany , amin ' ny andro fahatelo ambin ' ny folo amin ' ny volana faha - roa ambin ' ny folo , izay volan'i Adara .
EST 8:13     Alignment score: 0.281 → 0.287
A copy of the decree was to be issued as a law in every province
and publicly displayed to all the peoples . The Jews were to be ready on that day to take vengeance on their enemies .
Ny dika mitovy tamin ' ny didy dia tokony navoaka ho lalàna sy naseho am - pahibemaso ho an'ireo vahoaka rehetra . Ireo Jiosy dia tokony ho vonona hamaly faty ireo fahavalon'izy ireo .
EST 8:14     Alignment score: 0.409 → 0.44
So the couriers rode on the royal horses that were used in the king 's service . They went without delay . The king 's decree was also issued from the palace in Susa .
Dia nitaingina ny soavalin ' ny mpanjaka izay nampiasaina ho amin ' ny fanompoana ny mpanjaka ireo iraka . Nandeha tsy nisy hatak'andro izy ireo . Navoaka avy tao amin ' ny lapa tany
Sosana ihany koa ny didin ' ny mpanjaka .
EST 8:15     Alignment score: 0.462
Then Mordecai left the king 's presence wearing royal clothes of blue and white , with a great crown of gold and a purple robe of fine linen , and the city of Susa shouted and rejoiced .
Ary Mordekay niala teo anatrehan ' ny mpanjaka nanao akanjo fiandrianana manga sy fotsy , sy satro - boninahitra volamena lehibe ary akanjo lava rongony fotsy madinika volom - parasy , ka dia nihiaka sy nifaly ny tanànan'i Sosana .
EST 8:16     Alignment score: 0.506 → 0.552
The Jews had light and gladness , and joy and honor .
Nisy hazavana sy haravoana , ary hafaliana sy voninahitra teo amin'ireo Jiosy .
EST 8:17     Alignment score: 0.346 → 0.395
In every province and in every city , wherever the king 's word and his decree reached , there was gladness and joy among the Jews , a feast and a holiday . Many from among the variety of peoples of the land became
Jews , because the fear of the Jews had fallen on them .
Tany amin ' ny faritany tsirairay sy tany amin ' ny tanàna tsirairay , na taiza na taiza nahatongavan ' ny didin ' ny mpanjaka , dia nisy hafaliana sy haravoana tamin'ireo Jiosy , fanasàna sy andro fifaliana . Maro tamin'ireo karazan'olona tamin ' ny tany no lasa Jiosy , satria nilatsaka teo amin'izy ireo ny tahotran'ireo Jiosy .
EST 8     Average alignment score: 0.4 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EST:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10