Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZR:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10 


EZR 5:1     Alignment score: 0.677
Then Haggai the prophet and Zechariah the prophet , a descendant
of Iddo , prophesied in the name of the God of Israel to the Jews in Judah and Jerusalem .
Ary Hagay mpaminany sy Zakaria zanaka lahin'Ido mpaminany dia naminany tamin ' ny anaran ' ny Andriamanitr'Israely tamin'ireo Jiosy tao Joda sy Jerosalema .


EZR 5:2     Alignment score: 0.567
Zerubbabel son of Shealtiel and Jeshua son of Jozadak rose up and began to build
the house of God in Jerusalem with the prophets who supported them .
Nitsangana Zerobabela zanaka lahin'i Sealtiela sy Jesoa zanaka lahin'i Jozadaka ary nanomboka nanamboatra ny tranon'Andriamanitra tao Jerosalema niaraka tamin'ireo mpaminany izay nampahery azy ireo .
EZR 5:3     Alignment score: 0.375 → 0.37
Then Tattenai the governor of the Province Beyond the River , Shethar - Bozenai , and his associates came and said to them , " Who gave you a decree to build this house and complete these
walls ? "
Avy eo i Tatenay governoran ' ny Faritany tany Andafin ' ny Ony , Setara Bozenay , ary ireo mpiara - dia aminy dia tonga ary niteny tamin'izy ireo hoe : " Iza no nandidy anareo hanamboatra io trano io sy hamita ireo manda ireo ? "
EZR 5:4     Alignment score: 0.299
They also said , " What are the names of the men building this building ? "
Hoy ihany koa izy ireo hoe : " Iza avy no anaran'ireo lehilahy nanamboatra io trano io ?
EZR 5:5     Alignment score: 0.306 → 0.306
But God 's eye was on the Jewish elders and their enemies did not stop them . They were waiting for a letter to be sent to Darius and for a decree to be returned to them concerning this .
Fa ny mason'Andriamanitra dia teo amin'ireo loholona Jiosy ary tsy nanakana azy ireo ny fahavalon'izy ireo . Niandry taratasy ho lasa any amin ' ny mpanjaka sy lalàna hiverina amin'izy ireo mahakasika izany izy ireo .
EZR 5:6     Alignment score: 0.484 → 0.488
This is a copy of the letter of Tattenai , governor of the Province Beyond the River , and Shethar - Bozenai and his associates in the Province Beyond the River , which they sent to Darius the king .
Ity no dika mitovin'ilay taratasin'i
Tatenay , governoran ' ny Faritany tany Andafin ' ny Ony , sy Setara Bozenay ary ireo mpiara - miasa taminy tany amin ' ny Faritany tany Andafin ' ny Ony , izay nalefan'izy ireo ho an'i Dariosy mpanjaka .
EZR 5:7     Alignment score: 0.494 → 0.498
They sent a report , writing this to King Darius , " May all peace be yours .
Nandefa tatitra izy ireo , nanoratra izao ho an'i Dariosy mpanjaka hoe : " Ho anao anie ny fiadanana rehetra .
EZR 5:8     Alignment score: 0.242 → 0.262
Let the king know that we went to the province
of Judah to the house of the great God . It is being built with large stones and timbers set in the walls . This work is being done thoroughly and is prospering in their hands .
Aoka ho fantatry ny mpanjaka fa izahay dia nankany Joda ho any amin ' ny tranon'Andriamanitra lehibe . Izany dia haorina amin'ireo vato vaventy sy hazo matevina apetraka amin'ireo manda . Efa atao tsara mihitsy ny asa ary mandroso tsara eo am - pelatanan'izy ireo .
EZR 5:9     Alignment score: 0.277 → 0.278
We asked the elders , ' Who issued you a decree to build this house and these
walls ? '
Nanontany ireo loholona izahay hoe : ' Iza no nanome anareo lalàna hanamboatra io trano io sy ireo manda ireo ? '
EZR 5:10     Alignment score: 0.258 → 0.279
We also asked them their names to make them known to you ; so the names of the men who were at their head are written down .
Nanontany ny anaran'izy ireo ihany koa izahay mba hahafantaranao ny anaran
' ny lehilahy tsirairay avy izay nitarika azy ireo .
EZR 5:11     Alignment score: 0.319 → 0.389
This is how they answered us ; they said , ' We are servants of the one who is the God of heaven and earth , and we are rebuilding this house that had been built many years ago when the great king of Israel built it and completed it .
Namaly izy ireo ary nanao hoe : ' Izahay dia mpanompon'ilay Iray izay Andriamanitry ny lanitra sy ny tany , ary izahay dia mamerina manangana ny trano izay namboarina taona maro tany
aloha rehefa nanorina izany ny mpanjaka lehiben'Israely ary nahavita izany .
EZR 5:12     Alignment score: 0.427 → 0.438
However , when our ancestors enraged the God of heaven , he gave them into the hand of Nebuchadnezzar king of Babylon , the Chaldean
, who destroyed this house and took the people into exile in Babylon .
Na izany aza , rehefa nampatezitra an'ilay Andriamanitry ny lanitra ny razambenay , dia natolony teo am - pelatanan'i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona izy ireo , izay nandrava io trano io ary naka ny olona ho sesitany tany Babylona .
EZR 5:13     Alignment score: 0.334 → 0.402
Nevertheless , in the first year when Cyrus was king of Babylon , Cyrus issued a decree to rebuild
the house of God .
Kanefa , tamin ' ny taona voalohany naha - mpanjakan'i Babylona an'i Kyrosy , dia namoaka didy hanamboarana ny tranon'Andriamanitra indray i Kyrosy .
EZR 5:14     Alignment score: 0.531 → 0.531
King Cyrus also returned the gold and silver objects belonging to the house of God that Nebuchadnezzar had brought from the temple in Jerusalem to the temple in Babylon . He restored them to someone named Sheshbazzar , whom he had appointed governor .
Naverin'i
Kyrosy mpanjaka ihany koa ireo zavatra volamena sy volafotsy tao an - tranon'Andriamanitra izay nentin'i Nebokadnezara avy tao amin ' ny tempoly tao Jerosalema ho any amin ' ny tempoly tao Babylona . Ireo dia naveriny tamin'i Sesbazara , izay nataony ho governora .
EZR 5:15     Alignment score: 0.388 → 0.387
He said to him , " Take these
objects . Go and put them in the temple in Jerusalem . Let the house of God be rebuilt there . "
Hoy izy taminy hoe : " Raiso ireo zavatra ireo . Mandehana ary hapetraho ao amin ' ny tempoly ao Jerosalema ireo . Aoka ny tranon'Andriamanitra ho hatsangana any . "
EZR 5:16     Alignment score: 0.355
Then this Sheshbazzar came and laid the foundation for the house of God in Jerusalem ; and it is being constructed , but is not yet complete . '
Ary tonga io Sesbazara io ka nametraka ny fototry
ny tranon'Andriamanitra tao Jerosalema ; ary namboarina izany , fa tsy mbola vita tanteraka . '
EZR 5:17     Alignment score: 0.429 → 0.439
Now if it pleases the king , may it be investigated in the house of archives in Babylon if a decree from King Cyrus was issued to build
this house of God in Jerusalem . Then let the king send his decision to us .
Ary raha sitraky ny mpanjaka , dia aoka ho zahana ao amin ' ny trano firaketana ao Babylona raha misy didy hanamboarana ilay tranon'Andriamanitra ao Jerosalema avy tamin'i Kyrosy mpanjaka ao . Dia aoka ny mpanjaka handefa ny fanapaha - keviny aminay .
EZR 5     Average alignment score: 0.414 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZR:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10