Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZR:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10 


EZR 10:1     Alignment score: 0.289 → 0.296
As Ezra prayed and confessed , he wept and threw himself down before the house of God . A very great assembly of Israelite
men , women , and children gathered to him , for the people were weeping very greatly .
Raha mbola nivavaka sy niaiky heloka i Ezra , dia nitomany izy ary niankohoka teo anoloan ' ny tranon'Andriamanitra . Lehilahy Israelita , zaza aman - behivavy maro be no nitangorona teo aminy , fa nitomany mafy dia mafy ireo olona .


EZR 10:2     Alignment score: 0.439 → 0.465
Shekaniah son of Jehiel of the descendants of Elam said to Ezra , " We have been unfaithful to our God and have married foreign women
from the peoples of the land . But in spite of this , there is still hope for Israel .
Hoy i Sekania zanaka lahin'i Jehiela taranak'i Elama tamin'i Ezra hoe : " Efa tsy nahatoky tamin'Andriamanintray izahay ary nanambady ireo vehivavy hafa firenena avy tamin ' ny vahoakan'ireo tany hafa . Kanefa na dia eo aza izany , dia mbola misy fanantenana ho an'Israely .
EZR 10:3     Alignment score: 0.3 → 0.319
So now let us make a covenant with our God to send out all the women
and their children according to the Lord 's instructions and the instructions of those who tremble at the commandments of our God , and let it be done according to the law .
Koa aoka izahay hanao fifanekena amin ' ny Andriamanintray mba handroaka ireo vehivavy rehetra sy ireo zanany araka ireo toromariky ny Tompo sy ny toromarik'ireo izay nihorohoro tamin'ireo didin ' ny Andriamanintsika , ary aoka izany ho tanteraka araka ny lalàna .
EZR 10:4     Alignment score: 0.282 → 0.305
Arise , for this thing is for you to carry out , and we are with you . Be strong and do this . "
Mitsangàna , fa izany zavatra izany dia ho tanterahinao , ary izahay dia miaraka aminao . Mahereza ary ataovy izany . "
EZR 10:5     Alignment score: 0.45
So Ezra rose and made the priestly officials , the Levites , and all of Israel promise to act in this way . So they all took a solemn oath .
Koa nitsangana i Ezra ary nasainy
nampanantena ireo manam - boninahitry ny fisoronana , ireo Levita , ary ny Israely rehetra mba hanao toy izany . Koa dia nanao fianianana manetriketrika izy rehetra .
EZR 10:6     Alignment score: 0.363
Then Ezra rose from before the house of God and went to the rooms of Jehohanan son of Eliashib . He did not eat any bread or drink
any water , since he was mourning concerning the faithlessness of those who had been in captivity .
Avy eo nitsangana avy teo anoloan ' ny tranon'Andriamanitra i Ezra ary nandeha tao amin ' ny efitr'i Johanana zanaka lahin'i Eliasiba . Tsy mba nihinana mofo na nisotro rano izy , satria nisaona ny hakelin ' ny finoan'ireo izay efa tao amin ' ny fahababoana izy .
EZR 10:7     Alignment score: 0.491 → 0.493
So they sent word in Judah and Jerusalem to all the people back from exile to assemble in Jerusalem .
Koa nandefa teny tany Joda sy Jerosalema ho an'ireo olona niverina avy tany
an - tsesitany izy ireo mba hivory ao Jerosalema .
EZR 10:8     Alignment score: 0.295 → 0.295
Anyone who did not come
in three days according to the instructions from the officials and elders all of his possessions would be forfeited , and he himself would be excluded from the great assembly of the people who had come back from exile .
Izay rehetra tsy tonga tao anatin ' ny telo andro araka ireo toromarika avy amin'ireo manam - pahefana sy loholona dia nesorina tamin'izy ireo ny fananan'izy ireo rehetra ary nalàna tsy ho ao amin ' ny fikambanam - ben'ireo izay niverina avy any an - tsesitany .
EZR 10:9     Alignment score: 0.441 → 0.451
So all the men of Judah and Benjamin assembled in Jerusalem in three days . It was the ninth month and the twentieth day of the month . All the people sat in the square before the house of God , trembling because of this matter and because of the rains .
Koa nivory tao Jerosalema nandritry
ny telo andro ny lehilahy avy any Joda sy Benjamina rehetra . Izany dia tamin ' ny volana fahasivy ary tamin ' ny andro faharoapolon ' ny volana . Nijoro teo amin ' ny kianja malalaka nanoloana ny tranon'Andriamanitra ny olona rehetra ary nangovitra noho ilay teny sy ny orana .
EZR 10:10     Alignment score: 0.256 → 0.268
Ezra the priest arose
and said , " You yourselves have committed treason . You lived with foreign women so as to increase Israel 's guilt .
Nitsangana i Ezra mpisorona ary niteny hoe : " Efa namadika ianareo . Nanambady ireo vehivavy hafa firenena ianareo ary nampitombo ny helok'Israely .
EZR 10:11     Alignment score: 0.305
But now give
confession to Yahweh , your ancestors ' God , and do his will . Separate from the people of the land and from the foreign women . "
Fa ankehitriny dia miderà an'i Yaveh , Andriamanitr'ireo razambenareo , ary ataovy ny sitrapony . Misaraha amin ' ny olona tompon - tany sy amin'ireo vehivavy hafa firenena . "
EZR 10:12     Alignment score: 0.364
All the assembly answered in a loud voice , " We will do as you have said .
Namaly tamin ' ny feo avo ny fivondronana rehetra hoe : " Hanao araka izay nolazainao izahay .
EZR 10:13     Alignment score: 0.3 → 0.317
However , there are many people , and it is the rainy season . We have no strength to stand outside , and this is not only one or two days of work , since we have greatly transgressed in this matter .
Na izany aza , maro ireo olona , ary vanim - potoanan ' ny orana
izao . Tsy manana hery hijoro ety ivelany izahay , ary izany dia tsy asa iray na roa andro fotsiny , satria efa nanao heloka lehibe tamin'izany raharaha izany izahay .
EZR 10:14     Alignment score: 0.29 → 0.302
So let our officials represent all the assembly . Let all in our cities who have married foreign women
come at an appointed time that will be appointed by the city elders and the city judges until the raging wrath of our God goes away from us . "
Koa aoka ny mpanapakay hisolo - tena ny fiangonana rehetra . Aoka izay namela ireo vehivavy avy amin ' ny firenena hafa hipetraka amin ' ny tanànantsika ho tonga amin ' ny fotoana izay ho tondroina miaraka amin'ireo loholon ' ny tanàna sy ireo mpitsara ao amin ' ny tanàna mandra - pialan ' ny firehetan ' ny hatezeran ' ny Andriamanitsika amintsika . "
EZR 10:15     Alignment score: 0.538 → 0.694
Jonathan son of Asahel and Jahzeiah son of Tikvah opposed this , and Meshullam and Shabbethai the Levite supported them .
Nanohitra izany i Jonatana zanaka lahin'i Asahela sy Jahaza zanaka
lahin'i Tikva , ary nanohana azy ireo i Mesolama sy Sabetahy Levita .
EZR 10:16     Alignment score: 0.412 → 0.418
So the people who returned from exile did this . Ezra the priest selected men , the leaders in their ancestors ' clans and houses all of them by name , and they investigated the matter on the first day of the tenth month .
Koa nanao izany ireo olona niverina avy tany
an - tsesitany . Ezra mpisorona dia nifidy ireo lehilahy , ireo mpitarika tao amin'ireo foko sy fianakavian'ireo razamben'izy ireo tamin ' ny anaran'izy rehetra , ary nandinika ny raharaha tamin ' ny andro voalohany tamin ' ny fahafolon ' ny volana izy ireo .
EZR 10:17     Alignment score: 0.392 → 0.393
By the first day of the first month they had finished discovering which men had lived with foreign women
.
Tamin ' ny andro voalohany tamin ' ny volana voalohany dia nahavita namantatra izay lehilahy niara - nipetraka tamin ' ny vehivavy hafa firenena izy ireo .
EZR 10:18     Alignment score: 0.564 → 0.565
Among the descendants of the priests there were those who had lived with foreign women
. Among the descendants of Jeshua son of Jozadak and his brothers there were Maaseiah , Eliezer , Jarib , and Gedaliah .
Nisy tamin'ireo taranak'ireo mpisorona no nanambady vehivavy hafa firenena . Tamin ' ny taranak'i Jesoa zanaka lahin'i Jozadaka sy ireo rahalahiny dia nisy an'i Mahaseia , Eliezera , Jariba , sy Gedalia .
EZR 10:19     Alignment score: 0.272
So they determined to send their wives away . Since they were guilty , they offered a ram from the flock for their guilt .
Koa dia tapa - kevitra ny handroaka ireo vadiny izy ireo . Satria meloka izy ireo , dia nanolotra ondry lahy tamin'ireo ondriny izy ireo nohon ' ny helok'izy ireo .
EZR 10:20     Alignment score: 0.699
Among the descendants of Immer : Hanani and Zebadiah .
Tamin'ireo taranak'Imera dia : i Hanany sy Zebadia .
EZR 10:21     Alignment score: 0.859
Among the descendants of Harim : Maaseiah , Elijah , Shemaiah , Jehiel , and Uzziah .
Tamin'ireo taranak'i Harima : i Mahaseia , Elia , Semaia , Jehiela , ary Ozia .
EZR 10:22     Alignment score: 0.793
Among the descendants of Pashhur : Elioenai , Maaseiah , Ishmael , Nethanel , Jozabad , and Elasah
.
Tamin'ireo taranak'i Pasora : i Elioenay , Mahaseia , Ismaela , Netanela , Jozabada , ary Elasa .
EZR 10:23     Alignment score: 0.802 → 0.823
Among the Levites : Jozabad , Shimei , Kelaiah that is , Kelita , Pethahiah , Judah , and Eliezer .
Tamin'ireo Levita dia : i Jozabada , Simey , Kelaia izay , Kelita , Petahia
, Joda .
EZR 10:24     Alignment score: 0.729
Among the singers : Eliashib . Among the gatekeepers : Shallum , Telem , and Uri .
Tamin'ireo mpihira : i Eliasiba . Tamin'ireo mpiandry vavahady dia : i Saloma , Talema , ary Ory .
EZR 10:25     Alignment score: 0.552 → 0.935
Among the rest of the Israelites among the descendants of Parosh : Ramiah , Izziah , Malkijah , Mijamin , Eleazar , Malkijah , and Benaiah .
Tamin'ireo Israelita sisa tamin'ireo taranak'i Parosa dia : i Ramia , Jizia , Malkia , Miamina , Eleazara , Malkia , ary Benaia .
EZR 10:26     Alignment score: 0.877
Among the descendants of Elam : Mattaniah , Zechariah , Jehiel , Abdi , Jeremoth , and Elijah .
Tamin'ireo taranak'i Elama dia : i Matania , Zakaria , Jehiela , Abdia , Jeremota , ary i Elia .
EZR 10:27     Alignment score: 0.822
Among the descendants of Zattu : Elioenai , Eliashib , Mattaniah , Jeremoth , Zabad , and Aziza .
Tamin'ireo taranak'i Zato dia : i Elioenay , Eliasiba , Matania , Jeremota , Zabada , ary Aziza .
EZR 10:28     Alignment score: 0.818
Among the descendants of Bebai : Jehohanan , Hananiah , Zabbai , and Athlai .
Tamin'ireo taranak'i Bebay dia : i Johanana , Hanania , Zabay , ary Atlay .
EZR 10:29     Alignment score: 0.835
Among the descendants of Bani : Meshullam , Malluk , Adaiah , Jashub , Sheal , and Jeremoth .
Tamin'ireo taranak'i Bany dia : i Mesolama , Maloka , Adaia , Jasoba , ary Seala Jeremota .
EZR 10:30     Alignment score: 0.785 → 0.758
Among the descendants of Pahath - Moab : Adna
, Kelal , Benaiah , Maaseiah , Mattaniah , Bezalel , Binnui , and Manasseh .
Tamin ' ny taranak'i Pahata Moaba dia : i Adna , Kelala , Benaia , Mahaseia , Matania , Bezaiela , Binoy , ary Manase .
EZR 10:31     Alignment score: 0.686
Among the descendants of Harim : Eliezer , Ishijah
, Malkijah , Shemaiah , Shimeon ,
Tamin ' ny taranak'i Harima dia : i Eliezera , Jisia , Malkia , Semaia , Simeona ,
EZR 10:32     Alignment score: 0.913
Benjamin , Malluk , and Shemariah .
Benjamina , Maloka , ary Semaria .
EZR 10:33     Alignment score: 0.844
Among the descendants of Hashum : Mattenai , Mattattah , Zabad , Eliphelet , Jeremai , Manasseh , and Shimei .
Tamin ' ny taranak'i Hasoma dia : i Matenay , Matata , Zabada , Elifeleta , Jeremay , Manase , ary Simey .
EZR 10:34     Alignment score: 0.821
Among the descendants of Bani : Maadai
, Amram , Uel ,
Tamin ' ny taranak'i Bany dia : i Maday , Amrama , Oela ,
EZR 10:35     Alignment score: 0.993
Benaiah , Bedeiah , Keluhi ,
Benaia , Bedeia , Keloho ,
EZR 10:36     Alignment score: 0.971
Vaniah , Meremoth , Eliashib ,
Vania , Meremota , Eliasiba ,
EZR 10:37     Alignment score: 0.978
Mattaniah , Mattenai , and Jaasu .
Matania , Matenay , ary Jasao .
EZR 10:38     Alignment score: 0.736
Among the descendants of Binnui : Shimei ,
Tamin ' ny taranak'i Binoy dia : i Simey ,
EZR 10:39     Alignment score: 0.978
Shelemiah , Nathan , Adaiah ,
Selemia , Natana , Adaia ,
EZR 10:40     Alignment score: 0.547
Maknadebai , Shashai , Sharai
,
Maknadebay , Sasay , Saray ,
EZR 10:41     Alignment score: 0.945
Azarel , Shelemiah , Shemariah ,
Azarela , Selemia , Semaria ,
EZR 10:42     Alignment score: 0.939
Shallum , Amariah , and Joseph .
Saloma , Amaria , ary i Josefa .
EZR 10:43     Alignment score: 0.733
Among the descendants of Nebo : Jeiel , Mattithiah , Zabad , Zebina , Jaddai , Joel , and Benaiah .
Tamin ' ny taranak'i Nebo dia : i Jeiela
, Matitia , Zabada , Zebina , Ido , Joela , ary Benaia .
EZR 10:44     Alignment score: 0.213
All of these
had taken foreign wives and had children with some of them .
Ireo rehetra ireo dia nanambady vehivavy hafa firenena ary nanan - janaka tamin ' ny sasany tamin'izy ireo .
EZR 10     Average alignment score: 0.527 for 44 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZR:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10