Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZR:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10 


EZR 6:1     Alignment score: 0.359 → 0.385
So King Darius issued a decree , and they searched in the house of archives , where the treasuries were stored , there in Babylon .
Ary nampanao fanadihadiana tao amin ' ny trano firaketana tao Babylona i Dariosy Mpanjaka .


EZR 6:2     Alignment score: 0.245 → 0.245
In the fortified city of Ecbatana in the province
of Media a scroll was found ; this was its record :
Tao amin ' ny tanàna voaaron'i Akmeta ao Mediana no nahitana horonan - taratasy iray ; izao no voarakitra tao :
EZR 6:3     Alignment score: 0.465 → 0.503
" In the first year of King Cyrus , Cyrus issued a decree about the house of God in Jerusalem : ' Let the house be rebuilt as a place for sacrifice , let its foundations
be laid , let its height be sixty cubits , and its width sixty cubits ,
" Tamin ' ny taona voalohany nanjakan'i Kyrosy Mpanjaka , dia namoaka didy momban ' ny tranon'Andriamanitra tao Jerosalema i Kyrosy hoe : ' Aoka hatsangana indray ny trano mba ho toeran ' ny sorona , aoka hapetraka ny fototra iorenany , aoka ho enimpolo hakiho ny haavony , ary enimpolo hakiho ny sakany ,
EZR 6:4     Alignment score: 0.403
with three rows of large stones and a row of new timber , and let the cost be paid by the king 's house .
miaraka amin ' ny vato lehibe telo andalana sy hazo vaovao iray andalana , ary aoka ny vidiny haloa amin ' ny tranon
' ny mpanjaka .
EZR 6:5     Alignment score: 0.462 → 0.468
Now bring back the gold and silver objects belonging to the house of God , which Nebuchadnezzar brought to Babylon from the temple in Jerusalem and send
them back to the temple in Jerusalem . You are to put them in the house of God . '
Ary ento miverina ny fitaovana volamena sy volafotsy izay an ' ny tranon'Andriamanitra , izay nentin'i Nebokadnezara avy tany amin ' ny tempoly any Jerosalema nankany Babylona ary avereno ao amin ' ny tempoly any Jerosalema . Ianao no hametraka ireo ao an - tranon'Andriamanitra . '
EZR 6:6     Alignment score: 0.444 → 0.429
Now Tattenai , governor of the Province Beyond the River , Shethar - Bozenai , and your associates who are in the Province
Beyond the River , keep away !
Ary Tatenay , governoran ' ny Faritra Andafin ' ny Ony , Setara Bozenay , ary ireo mpiara - miasa izay any amin ' ny Faritra Andafin ' ny Ony , miataha lavitra !
EZR 6:7     Alignment score: 0.348
Leave the work of this house of God alone . The governor and Jewish elders will build this house of God at that place .
Avelao ny asa amin'ity trano ity ho an'Andriamanitra irery ihany . Ny governora sy ireo loholona Jiosy no hanangana ity tranon'Andriamanitra ity amin'izany toerana izany .
EZR 6:8     Alignment score: 0.25 → 0.27
I am issuing a decree that you must do this for these
Jewish elders who build this house of God : Funds from the king 's tribute beyond the River will be used to pay these men so they do not have to stop their work .
Mandidy ny tsy maintsy hanaovanareo izao ho an'ireo loholona Jiosy izay manangana izao tranon'Andriamanitra izao aho : Ny vola avy amin ' ny hetran ' ny mpanjaka avy any andafin ' ny Ony no hampiasaina hanakaramana ireo lehilahy ireo mba tsy hanajanonan'izy ireo ny asany .
EZR 6:9     Alignment score: 0.405 → 0.429
Whatever is needed young bulls , rams , or lambs for the burnt offerings
to the God of Heaven , grain , salt , wine , or oil according to the command of the priests in Jerusalem give these things to them every day without fail .
Na inona na inona ilaina zanak'omby , ondry lahy , na zanak'ondry ho an ' ny fanatitra dorana ho an ' ny Andriamanitry ny Lanitra , vary , sira , divay , na diloilo araka ny didin'ireo mpisorona ao Jerosalema dia omeo azy ireo isan'andro tsy tapaka ireo zavatra ireo .
EZR 6:10     Alignment score: 0.238 → 0.299
Do this so they will bring in sacrifices
pleasing to the God of Heaven and pray for the life of the king and his sons .
Ataovy izany mba hitondran'izy ireo ny fanatitra ho an ' ny Andriamanitry ny Lanitra ka hivavaka ho ahy , mpanjaka , sy ireo zanako .
EZR 6:11     Alignment score: 0.142 → 0.15
I have issued a decree that if anyone violates this decree , a beam must be pulled from his house and he must be impaled on it . His house must then be turned into a rubbish heap because of this .
Ary mandidy aho fa na iza na iza mandika io lalàna io , dia tsy maintsy hanesorana andry iray eo amin ' ny tranony
ary tsy maintsy hahantona amin'izany izy . Ary tsy maintsy ho lasa fako mivangongo noho izany ny tranony .
EZR 6:12     Alignment score: 0.283 → 0.284
May the God who has caused his name to dwell there overthrow any king or people who lifts a hand to violate this decree , or to destroy this house of God in Jerusalem . I , Darius , hereby issue this decree . Let it be done with diligence ! "
Ary Andriamanitra izay nahatonga ny anarany hitoetra teo anie handringana izay mpanjaka na olona izay manandra - tanana
hanova izany lalàna izany , na hanimba izany tranon'Andriamanitra ao Jerosalema izany . Izaho , Dariosy , no mandidy izany . Aoka hatao am - pahazotoana izany ! "
EZR 6:13     Alignment score: 0.513 → 0.5
Then because of the decree sent by Darius the king , Tattenai , the governor of the Province Beyond the River , Shethar - Bozenai , and their associates , did everything that King Darius had ordered .
Ary nohon ' ny lalàna nalefan'i
Dariosy mpanjaka , i Tatenay , ilay governoran ' ny Faritra Andafin ' ny Ony , sy Setara Bozenay sy ireo mpiara - miasa aminy , dia nanao izay rehetra nandidian'i Dariosy Mpanjaka .
EZR 6:14     Alignment score: 0.415 → 0.441
So the Jewish elders built and prospered under the prophesying of Haggai the prophet and Zechariah , the descendant
of Iddo . They completed their buildings according to the decree of the God of Israel and by the decree of Cyrus , Darius , and Artaxerxes the king of Persia .
Ka dia nanangana araka izay natoron'i Hagay sy Zakaria tamin ' ny faminaniana ireo loholona Jiosy . Natsangan'izy ireo araka ny didin ' ny Andriamanitr'Israely sy Kyrosy , Dariosy , ary Artaksersesy , mpanjakan'i Persia izany .
EZR 6:15     Alignment score: 0.498 → 0.504
The house was completed on the third day of the month of Adar
, in the sixth year of King Darius ' reign .
Dia vita ny trano tamin ' ny andro fahatelon ' ny volana Adara , tamin ' ny taona fahenina nanjakan'i Dariosy Mpanjaka .
EZR 6:16     Alignment score: 0.435 → 0.472
The Israelite
people , priests , Levites , and the rest of the captives celebrated the dedication of this house of God with joy .
Nankalaza ny fanokanana izany tranon'Andriamanitra izany tamin ' ny fifaliana ny vahoaka Israelita , ireo mpisorona , ireo Levita , ary ireo sisa tamin'ireo babo .
EZR 6:17     Alignment score: 0.388 → 0.413
They offered one hundred bulls , one hundred rams , and four hundred lambs for the dedication of the house of God . Twelve male goats were also offered as a sin offering for all Israel , one for each tribe in Israel .
Nanolotra omby zato , ondry lahy zato , ary zanak'ondry efajato ho an ' ny fanokanana ny tranon'Andriamanitra izy ireo . Osy lahy roa ambin ' ny folo ihany koa no natolotra ho fanatitra nohon ' ny ota ho an'Israely rehetra , iray isaky ny foko tany Israely .
EZR 6:18     Alignment score: 0.477 → 0.489
They also assigned the priests and Levites to work divisions for the service of God in Jerusalem , as it was written in the book of Moses .
Nanendry ireo mpisorona sy Levita tamin ' ny fizaràn'asa ho an ' ny fanompoana an'Andriamanitra ao Jerosalema ihany koa izy ireo , araka ny voasoratra tao amin ' ny Bokin'i
Mosesy .
EZR 6:19     Alignment score: 0.545 → 0.547
So those
who had been in exile celebrated the Passover on the fourteenth day of the first month .
Ary ireo izay avy tany an - tsesitany dia nankalaza ny Paska tamin ' ny andro fahefatra ambin ' ny folon ' ny volana voalohany .
EZR 6:20     Alignment score: 0.41 → 0.412
The priests and Levites all purified themselves ; all of them were clean . Then they slaughtered the Passover sacrifices
for all those who had been in exile , including themselves .
Ireo mpisorona sy ny Levita rehetra dia nanadio ny tenany ary namono ny soron ' ny Paska ho an'ireo izay avy tany an - tsesitany rehetra , anisan'izany izy ireo .
EZR 6:21     Alignment score: 0.43
The people of Israel who ate some of the Passover meat were those
who had returned from exile and had separated themselves from the uncleanness of the nations of the land and sought Yahweh , the God of Israel .
Ny vahoaka Israelita izay nihinana tamin ' ny henan ' ny Paska dia ireo izay niverina avy tany an - tsesitany sy nanasaraka ny tenany tamin ' ny fahalotoan ' ny vahoakan ' ny tany ary nitady an'i Yaveh , Andriamanitr'Israely .
EZR 6:22     Alignment score: 0.378 → 0.414
They joyfully
celebrated the Festival of Unleavened Bread for seven days , for Yahweh had brought them joy and turned the heart of Assyria 's king to strengthen their hands in the work of his house , the house of the God of Israel .
Nankalaza tamin ' ny fifaliana ny Firavoravoan ' ny Mofo tsy misy masirasira nandritry ny fito andro izy ireo , satria i Yaveh dia efa nitondra fifaliana tamin'izy ireo ary nanova ny fon ' ny mpanjakan'i Asyria mba hampatanjaka ny tanan'izy ireo tamin ' ny asan ' ny tranony , dia ilay tranon ' ny Andriamanitr'Israely .
EZR 6     Average alignment score: 0.403 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZR:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10