Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZR:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10 


EZR 9:1     Alignment score: 0.566
When these
things were done , the officials approached me and said , " The people of Israel , the priests , and the Levites have not separated themselves from the peoples of the lands and their abominations : Canaanites , Hittites , Perizzites , Jebusites , Ammonites , Moabites , Egyptians , and Amorites .
Rehefa vita ireo zavatra ireo , dia nanatona ahy ireo manam - pahefana ary nanao hoe : " Ny vahoakan'Israely , ireo mpisorona , ary ireo Levita dia tsy nanasaraka ny tenan'izy ireo tamin'ireo olona avy any an - tany hafa sy ny fahavetavetany : dia ireo Kananita , Hitita , Perizita , Jebosita , Amonita , Moabita , Egyptiana ary Amorita .


EZR 9:2     Alignment score: 0.339 → 0.345
For they have taken some of their daughters
and sons , and have mixed the holy people with the peoples of the lands , and the leaders and officials have been first in this faithlessness . "
Fa nalain'izy ireo ny sasany tamin'ireo zanany vavy sy zanany lahy , ary nafangaron'izy ireo tamin ' ny vahiny ny vahoaka masina , ary ireo manam - pahefana sy ireo mpitarika no voalohany tamin'izany tsy fahatokiana izany . "
EZR 9:3     Alignment score: 0.362 → 0.365
When I heard this , I tore apart my clothing and robe and pulled out hair from my head and beard , and I sat down , devastated .
Rehefa nandre izany aho , dia nandrovitra ny fitafiako sy ny akanjo lavako ka nanongotra ny volon - dohako sy ny volom - bavako
, ary nipetraka , torotoro .
EZR 9:4     Alignment score: 0.283 → 0.282
All those who trembled at the words of the God of Israel about the faithlessness of the exiles gathered to me while I was sitting devastated until the evening offering .
Ireo rehetra izay nangorohoro tamin ' ny tenin ' ny Andriamanitr'Israely mahakasika izany tsy fahatokiana izany dia niangona teo amiko raha iny nipetraka am - pahamenarana hatramin ' ny fanatitra hariva iny aho .
EZR 9:5     Alignment score: 0.377 → 0.377
But at the evening offering I arose from my position of humiliation in my torn clothes and robe , and knelt down and spread my hands to Yahweh my God .
Fa tamin ' ny fanatitra hariva dia niarina avy tamin ' ny toeran
' ny fahafaham - barakako tamin ' ny fitafiako sy ny akanjo lavako rovitra aho , ka nandohalika ary namelatra ny tanako ho amin'i Yaveh Andriamanitro .
EZR 9:6     Alignment score: 0.239 → 0.257
I said , " My God , I am ashamed and disgraced to raise my face to you , for our iniquities increase over our head , and our guilt grows to the heavens .
Hoy aho hoe : " Andriamanitro o , menatra sy mangahiahy ny hanandratra ny tavako eo aminao aho , fa miakatra mihoatry ny lohanay
ny helokay , ary ny fahamelohanay mihombo hatrany an - danitra .
EZR 9:7     Alignment score: 0.334 → 0.358
From the days of our ancestors until now we have been in great guilt . In our iniquities we , our kings , and our priests were given into the hand of kings of this world , to the sword , to captivity , and to plunder and ashamed faces , as we are today .
Nanomboka tamin ' ny andron ' ny razambenay mandrak'ankehitriny dia tao anaty fahamelohana
lehibe izahay . Tao anatin ' ny helokay izahay , ireo mpanjakanay , sy ireo mpisoronay no natolotra ho eo an - tanan'ireo mpanjakan'ity izao tontolo izao ity , ho eo amin ' ny sabatra , ho eo amin ' ny fahababoana , ho eo amin ' ny babo sy ny tarehy mangahiahy , tahaka anay anio .
EZR 9:8     Alignment score: 0.286 → 0.287
Yet now for a short time , mercy from Yahweh our God has come
to leave us an escaped remnant and to give us a foothold in his holy place . This was for our God to enlighten our eyes and to give us a little relief in our slavery .
Ankehitriny anefa tao anaty fotoana fohy , dia tonga taminay ny indrafo avy amin'i Yaveh Andriamanitray mba hamela sisa velona eo aminay ka hanome anay fifikirana eo amin ' ny fitoerany masina . An ' ny Andriamanitray ny manazava ny masonay sy manome fiatoana kely amin ' ny fanandevozana anay .
EZR 9:9     Alignment score: 0.331 → 0.342
For we are slaves , but our God has not forgotten us in our slavery . Rather , he has extended covenant faithfulness to us before the king of Persia . He has given us new strength to rebuild
the house of our God and raise its ruins , and he has given us a wall of safety in Judah and Jerusalem .
Fa andevo izahay , nefa tsy nanadino anay ny Andriamanitray fa nanitatra ny fanekena mahatoky taminay . Nanao izany teo imason ' ny mpanjakan'i Persia Izy mba hanome hery vao ho anay , mba hafahanay manorina ny tranon ' ny Andriamanitray indray ka hanangana ny faharavany . Nanao izany Izy mba hanomezany manda fiarovana ho anay ao Joda sy Jerosalema .
EZR 9:10     Alignment score: 0.325
But now , our God , what can we say after this ? We have forgotten your commands ,
Fa ankehitriny kosa , ry Andriamanitray , inona no azonay ambara aorian'izao ? Nanadino ireo didinao
izahay ,
EZR 9:11     Alignment score: 0.265 → 0.269
the commands that you gave to your servants the prophets , when you said , " This land that you are entering to possess is an unclean land . It is contaminated by the people of the lands with their abominations . They have filled it from one end to the other with their uncleanness .
dia ny didy izay nomenao
ireo mpaminany mpanomponao , rehefa niteny Ianao hoe : " Ity tany izay hidiranareo ho fanananareo ity dia tany maloto . Voaloton ' ny olon'ity tany ity tamin ' ny fahavetavetan'izy ireo izany . Nofenoin'izy ireo ny fahalotoan'izy ireo hatrany amin ' ny ilany iray ka hatrany amin ' ny hafa izany .
EZR 9:12     Alignment score: 0.331 → 0.332
So now , do not give your daughters
to their sons ; do not take their daughters for your sons , and do not seek their ongoing peace and welfare , so that you will be strong and eat the good of the land , so you will cause your children to possess it for all time . "
Ankehitriny ary , aza omena ny zanak'izy ireo lahy ny zanakareo vavy ; aza maka ny zanak'izy ireo vavy ho an ' ny zanakareo lahy , ary aza mitady fihavanana sy fanampiana amin'izy ireo , mba hatanjaka ianareo ary hihinana ny tsara avy amin ' ny tany , ka hahatonga ny zanakareo ho tompon'izany amin ' ny fotoana rehetra . "
EZR 9:13     Alignment score: 0.253 → 0.263
Yet after everything that came
on us for our evil practices and our great guilt since you , our God , have held back what our iniquities deserve and left us an escaped remnant
Kanefa taorian ' ny zavatra rehetra izay nanjo anay nohon ' ny asa ratsinay sy ny fahamelohanay lehibe satria Ianao , Andriamanitray , dia nihazona izay mendrika ny helokay ka namela anay ho velona
EZR 9:14     Alignment score: 0.31
should we again break your commandments and make mixed marriages with these
abominable people ? Will you not be angry and annihilate us so there will be no remnant , no one to escape ?
tokony handika ireo didinao indray ve izahay ka hifanambady amin'ireo vahoaka vetaveta ireo ? Tsy ho tezitra ve Ianao ka handringana anay mba tsy hisy ho tavela , tsy hisy anankiray ho tafandositra ?
EZR 9:15     Alignment score: 0.292 → 0.292
Yahweh , God of Israel , you are righteous , for we have remained as an escaped remnant to this day . Look ! We are here before you in our guilt , for there is no one who can stand before you because of this .
Ry Yaveh , Andriamanitr'Israely , marina Ianao , fa vitsy izahay no sisa velona amin'izao anio izao . Indro ! Indreto izahay eto anatrehanao
amin ' ny fahamelohanay , fa tsy misy afaka hijoro eo anatrehanao nohon ' ny amin'izany .
EZR 9     Average alignment score: 0.336 for 15 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZR:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10