Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZR:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10 


EZR 7:1     Alignment score: 0.551 → 0.573
Now after this , during the reign of Artaxerxes king of Persia , Ezra came up from Babylon . Ezra 's ancestors were Seraiah , Azariah , Hilkiah ,
Ary taorian'izany , nandritry
ny nanjakan'i Artaksersesy mpanjakan'i Persia , dia niakatra avy tany Babylona i Ezra . Ireo razamben'i Ezra dia i Seraia , Azaria , Hilklay ,


EZR 7:2     Alignment score: 0.978
Shallum , Zadok , Ahitub ,
Saloma , Zadoka , Ahitoba
EZR 7:3     Alignment score: 0.963
Amariah , Azariah , Meraioth ,
Amaria , Azaria , Meraiota ,
EZR 7:4     Alignment score: 0.858
Zerahiah , Uzzi , Bukki
,
Zerahia , Ozy , Boky ,
EZR 7:5     Alignment score: 0.781
Abishua , Phinehas , Eleazar , who was son of Aaron the high priest .
Abisoa , Finehasa , Eleazara , izay zanaka lahin'i Arona mpisoronabe .
EZR 7:6     Alignment score: 0.523
Ezra came
up from Babylon and he was a skilled scribe in the law of Moses that Yahweh , the God of Israel , had given . The king gave him anything he asked since the hand of Yahweh was with him .
Niakatra avy tany Babylona i Ezra ary izy dia mpanora - dalàna mahay tsara ny lalàn'i Mosesy , izay efa nomen'i Yaveh , Andriamanitr'Israely . Nomen ' ny mpanjaka azy izay rehetra nangatahany satria nomban ' ny tanan'i Yaveh izy .
EZR 7:7     Alignment score: 0.579 → 0.581
Some of the descendants of Israel and the priests , Levites , temple singers , gatekeepers , and those assigned to serve in the temple also went up to Jerusalem in the seventh year of King Artaxerxes .
Ny sasany tamin'ireo taranak'Israely sy ireo mpisorona , Levita , mpihiran ' ny tempoly , mpiambina vavahady , ary ireo izay notendrena hanompo tao an - tempoly dia niakatra tany Jerosalema ihany koa tamin ' ny taona fahafito ambin
' ny folo nanjakan'i Artaksersesy Mpanjaka .
EZR 7:8     Alignment score: 0.357 → 0.388
He arrived in Jerusalem in the fifth month , which was the seventh year of the king .
Dia tonga tany Jerosalema tamin ' ny volana fahadimy tamin'io taona io ihany izy .
EZR 7:9     Alignment score: 0.492 → 0.505
He left Babylon on the first day of the first month . It was on the first day of the fifth month that he arrived in Jerusalem , since the good hand of God was with him .
Niala tao Babylona tamin ' ny andro voalohan
' ny volana voalohany izy . Tamin ' ny andro voalohan ' ny volana fahadimy no nahatongavany tany Jerosalema , satria nomban ' ny tanana tsaran'Andriamanitra izy .
EZR 7:10     Alignment score: 0.375 → 0.381
Ezra had established his heart to study the law of Yahweh and to carry out and teach its statutes and decrees in Israel .
I Ezra dia nametraka ny fony mba hianatra , hanatanteraka , ary hampianatra ireo fitsipika sy ireo didin
' ny lalàn'i Yaveh .
EZR 7:11     Alignment score: 0.364 → 0.364
This was the copy of the letter that King Artaxerxes gave to Ezra the priest , the scribe , an expert in the words of the commandments
of Yahweh , and in his statutes for Israel .
Izao no didy izay nomen'i Artaksersesy mpanjaka an'i Ezra mpisorona sy mpanora - dalàn ' ny didy aman - dalàn'i Yaveh ho an'Israely :
EZR 7:12     Alignment score: 0.472 → 0.473
" The King of kings Artaxerxes , to the priest Ezra , a scribe of the law of the God of heaven :
" Artaksersesy Mpanjakan
' ny mpanjaka , ho an'i Ezra mpisorona , mpanora - dalàn ' ny lalàn'Andriamanitry ny lanitra .
EZR 7:13     Alignment score: 0.256 → 0.305
I hereby issue a decree that anyone from the people of Israel in my kingdom along with their priests and Levites who desires to go to Jerusalem may go with you .
Izaho dia mandidy fa ny olona rehetra avy any Israely ao amin ' ny fanjakako miaraka amin'ireo mpisorona sy ireo Levitan'izy ireo izay maniry ny andeha ho any Jerosalema , dia afaka miaraka aminao .
EZR 7:14     Alignment score: 0.521 → 0.519
I , the king , and my seven counselors , send
you all out to inquire concerning Judah and Jerusalem according to the law of your God , which is in your hand .
Izaho , mpanjaka , sy ireo mpanolotsaiko fito , dia maniraka anareo rehetra mba hanontany mahakasika an'i Joda sy Jerosalema araka ny lalàn'Andriamanitra , izay eo an - tananao .
EZR 7:15     Alignment score: 0.323 → 0.335
You are to bring the silver and gold that the king and his counselors have freely offered to the God of Israel , whose dwelling is in Jerusalem .
Tsy maintsy entinareo ny volafotsy sy ny volamena izay efa natolotr'izy ireo an - kalalahana tamin ' ny Andriamanitr'Israely , izay any Jerosalema ny fonenany
.
EZR 7:16     Alignment score: 0.351 → 0.357
Freely give all the silver and gold that you find
in the province of Babylon , along with the freewill offerings that the people and the priests have willingly offered for the house of God in Jerusalem .
Omeo an - kalalahana ny volafotsy sy ny volamena rehetra izay nomen ' ny Babylona rehetra niaraka tamin'izay efa natolotry ny vahoaka sy ireo mpisorona an - kalalahana ho an ' ny tranon'Andriamanitra any Jerosalema .
EZR 7:17     Alignment score: 0.433
So use this money to buy in full
the oxen , rams and lambs , and grain offerings and drink offerings . Offer them on the altar that is in the house of your God in Jerusalem .
Koa mividiana omby , ondry lahy sy zanak'ondry , ary fanatitra hohanina sy fanatitra sotroina maro be . Atolory eo amin ' ny alitara izay ao amin ' ny tranon ' ny Andriamanitrao any Jerosalema ireo .
EZR 7:18     Alignment score: 0.368 → 0.372
Do with the rest of the silver and gold whatever seems good to you and your brothers , to please your God .
Ireo ambina
volafotsy sy volamena dia anaovy izay hitanao fa tsara ho anao sy ireo rahalahinao , mba hampifaly ny Andriamanitrao .
EZR 7:19     Alignment score: 0.231 → 0.266
Place the objects that were freely given to you before him for the service of the house of your God in Jerusalem .
Apetraho eo anatrehany
ho an ' ny asa fanompoana ao amin ' ny tranon'Andriamanitrao any Jerosalema ireo zavatra izay nomena anao an - kalalahana .
EZR 7:20     Alignment score: 0.126 → 0.131
Anything else that is needed for the house of your God that you require , take its cost from the royal treasury .
Izay zavatra hafa rehetra ilaina ho an ' ny tranon
' ny Andriamanitrao takianao , dia alaivo ao amin ' ny fitehirizan - drakitro ny vidin'izany .
EZR 7:21     Alignment score: 0.232 → 0.253
I , King Artaxerxes , hereby issue a decree to all the treasurers in the Province Beyond the River , that anything that Ezra the priest , the scribe of the law of the God of heaven , asks from you should be given in full
,
Izaho , Artaksersesy Mpanjaka , dia manao didy ho an'ireo mpitahiry vola any amin ' ny Faritany Andafin ' ny Ony , fa ny zavatra rehetra izay angatahin'i Ezra aminao dia tokony homena manontolo , hatramin ' ny talenta volafotsy zato , vary zato kora , divay zato bata , ary diloilo zato bata ,
EZR 7:23     Alignment score: 0.264 → 0.264
Anything that comes from the decree of the God of Heaven , do it with devotion for his house . For why should his wrath come
upon the kingdom of the king and his sons ?
Izay zavatra rehetra avy amin ' ny didin ' ny Andriamanitry ny Lanitra , dia ataovy miaraka amin ' ny fanoloran - tena ho an ' ny tranony izany . Fa nahoana ny fahatezerany no ho tonga eo amin ' ny fanjakako sy ireo zanako lahy ?
EZR 7:24     Alignment score: 0.311 → 0.314
We are informing them that there is no authority to impose any tribute or taxes or tolls on any of the priests , Levites , musicians , gatekeepers , or on the people assigned to the service of the temple and servants of the house of this God .
Ampahafantarinay azy ireo ny mahakasika anao izay tsy hitaky haba na hetra amin'ireo mpisorona rehetra , ireo Levita , ireo mpitendry zava - maneno , ireo mpiambina vavahady , na eo amin ' ny vahoaka notendrena ho amin ' ny asan
' ny tempoly ary ireo mpanompon ' ny tranon'izany Andriamanitra izany .
EZR 7:25     Alignment score: 0.385 → 0.412
Ezra , with the wisdom that God has given you , you must appoint judges and magistrates to judge all the people in the Province Beyond the River , and to serve all who know the laws of your God . You must also teach those
who do not know the law .
Ry Ezra , amin ' ny fahendrena izay efa nomen'Andriamanitra anao , dia manendre mpitsara sy olona lalin - tsaina hanompo ireo vahoaka rehetra any amin ' ny Faritany Andafin ' ny Ony , ary hanompo ny olona izay mahafantatra ny lalàn'Andriamanitrao . Mampianara ireo izay tsy mahalala ny lalàna ihany koa .
EZR 7:26     Alignment score: 0.195 → 0.204
As for whoever will not obey the law of your God and the law of the king let judgment be executed speedily upon him , whether death or banishment or confiscation of his goods or imprisonment .
Sazio ny olona
izay tsy mankatoa tanteraka ny lalàn ' Andriamanitra na ny lalàn ' ny mpanjaka , na amin ' ny alalan ' ny fahafatesana , na fandroahana , fanagiazana ny fananan'izy ireo , na fanagadrana .
EZR 7:27     Alignment score: 0.4 → 0.414
Blessed be Yahweh , our ancestors ' God , who placed all this into the king 's heart to glorify the house of Yahweh in Jerusalem ,
Miderà an'i Yaveh , Andriamanitry ny razantsika , izay nametraka izany rehetra izany tao am - pon ' ny mpanjaka mba hanomezam - boninahitra
ny tranon'i Yaveh any Jerosalema ,
EZR 7:28     Alignment score: 0.333 → 0.333
and who extended covenant faithfulness to me before the king , his counselors , and all his powerful officials . I have been strengthened by the hand of Yahweh my God , and I gathered prominent men from Israel to go with me .
ary izay namone ny fanekena mahatoky tamiko teo anatrehan
' ny mpanjaka , ireo mpanolo - tsainy , ary ireo manam - pahefany mahery rehetra . Efa nampatanjahana tamin ' ny alalan ' ny tanan'i Yaveh Adriamanitro aho , ary nanangona mpitarika avy amin'Israely mba hiaraka amiko .
EZR 7     Average alignment score: 0.403 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZR:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10