Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZR:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10 


EZR 8:1     Alignment score: 0.337 → 0.362
These are the leaders of their ancestors ' families , and this is the genealogy of those
who left Babylon with me during the reign of King Artaxerxes .
Ireto avy ireo mpitarika ny fianakavian ' ny razamben'izy ireo izay nandao an'i Babylona niaraka tamiko nandritry ny fanjakan'i Artaksersesy .


EZR 8:2     Alignment score: 0.703 → 0.705
Of the descendants of Phinehas , Gershom
. Of the descendants of Ithamar , Daniel . Of the descendants of David , Hattush .
Amin ' ny taranak'i Finehasa , dia i Gersona . Amin ' ny taranak'i Itamara , dia i Daniela . Amin ' ny taranak'i Davida , dia i Hatosy ,
EZR 8:3     Alignment score: 0.509
Of the descendants of Shekaniah , who was from the descendants of Parosh , Zechariah , and with him there were 150 males listed in his genealogy .
izay avy amin ' ny taranak'i Sekania , izay avy amin ' ny taranak'i Parosy ; ary Zakaria , ary nisy lehilahy 150 voatanisa tao amin ' ny rakitry ny tetiarany
niaraka taminy .
EZR 8:4     Alignment score: 0.634 → 0.601
Of the descendants of Pahath - Moab , Eliehoenai son of Zerahiah and with him were two hundred males .
Amin ' ny taranak'i Pahata - moaba , dia Elihoenay zanaka lahin'i Zerahia ary niaraka taminy dia nisy roanjato lahy .
EZR 8:5     Alignment score: 0.5 → 0.504
Of the descendants of Zattu , Ben Jahaziel and with him were three hundred males .
Amin ' ny taranak'i Sekania , dia Beni - Jahaziela ary niaraka taminy nisy telonjato lahy .
EZR 8:6     Alignment score: 0.578
Of the descendants of Adin
, Ebed son of Jonathan and with him were listed fifty males .
Amin ' ny taranak'i Adina , dia Ebeda zanaka lahin'i Jonatana ary niaraka taminy nisy dimampolo lahy voatanisa .
EZR 8:7     Alignment score: 0.586
Of the descendants of Elam , Jeshaiah son of Athaliah and with him were listed seventy males .
Amin ' ny taranak'i Elama , dia Jesaia zanaka lahin'i Atalia ary niaraka taminy nisy fitopolo lahy voatanisa .
EZR 8:8     Alignment score: 0.619
Of the descendants of Shephatiah , Zebadiah son of Michael and with him were listed eighty males .
Amin ' ny taranak'i Sefatia , dia Zebadia zanaka lahin'i Mikaela ary niaraka taminy nisy valopolo lahy voatanisa .
EZR 8:9     Alignment score: 0.617
Of the descendants of Joab , Obadiah son of Jehiel and with him were listed 218 males .
Amin ' ny taranak'i Joaba , dia Obadia zanaka lahin'i Jehiela ary niaraka taminy nisy 218 lahy voatanisa .
EZR 8:10     Alignment score: 0.35 → 0.476
Of the descendants of Bani , Shelomith son of Josiphiah and with him were listed 160 males .
Amin ' ny taranak'i Selomita
zanak'i Josifia dia nisy 160 lahy voatanisa niaraka taminy .
EZR 8:11     Alignment score: 0.574
Of the descendants of Bebai , Zechariah son of Bebai and with him were listed twenty - eight males .
Amin ' ny taranak'i Bebay , dia Zakaria zanaka lahin'i Bebay ary nisy valo amby roapolo lahy voatanisa niaraka taminy .
EZR 8:13     Alignment score: 0.47 → 0.474
Those
of the descendants of Adonikam came later . These were their names : Eliphelet , Jeuel , and Shemaiah and with them came sixty males .
Ireto avy ny anaran'izy ireo : Elifeleta , Jeiela , Semaia , ary niaraka tamin'izy ireo nisy enimpolo lahy .
EZR 8:14     Alignment score: 0.495 → 0.494
Of the descendants of Bigvai , Uthai and Zakkur and with him were listed seventy males .
Amin ' ny taranak'i Bigvay , dia Otahy sy Zaboda ary nisy fitopolo lahy voatanisa niaraka taminy .
EZR 8:15     Alignment score: 0.427
I gathered the travelers
at the canal that goes to Ahava , and we camped there three days . I examined the people and priests , but could not find any descendants of Levi there .
Nangoniko ireo mpandeha tao amin ' ny lakan - drano izay mankany Ahava , ary nitoby hateloana teo izahay . Nanadihady ny vahoaka sy ireo mpisorona aho , nefa tsy nahita taranak'i Levy tao mihitsy .
EZR 8:16     Alignment score: 0.764
So I sent for Eliezer , Ariel , Shemaiah , Elnathan , Jarib , and Elnathan and Nathan , Zechariah , and Meshullam who were leaders and for Joiarib and Elnathan who were teachers .
Dia nampiantso an'i Eliezera , Ariela , Semaia , Elnatana , Jariba , sy Elnatana sy Natana , Zakaria , ary Mesolama izay mpitarika ary an'i Joariba
sy Elnatana izay mpampianatra aho .
EZR 8:17     Alignment score: 0.429 → 0.415
Next I sent them to Iddo , the leader in Kasiphia . I told them what to say to Iddo and his relatives , the temple servants living in Kasiphia , that is , to send
to us servants for the house of God .
Manaraka izany dia nirahiko ho any amin'Ido , mpitarika any Kasifia izy ireo . Nambarako azy ireo izay ho lazaina amin'Ido sy ireo havany , ireo mpanompon ' ny tempoly mipetraka any Kasifia , dia ny , mba handefasana mpanompo ho an ' ny tranon'Andriamanitra ho aty aminay .
EZR 8:18     Alignment score: 0.398 → 0.43
So they sent us by our God 's good hand a man named Sherebiah , a prudent man . He was a descendant
of Mahli son of Levi son of Israel . He came with eighteen sons and brothers .
Dia nandefa lehilahy iray antsoina hoe Serebia , lehilahy malina taminay tamin ' ny tanana tsaran'Andriamanitray izy ireo . Izy dia taranak'i Maly zanaka lahin'i Levy zanak'Israely .
EZR 8:20     Alignment score: 0.528
Of those assigned to serve in the temple , whom David and his officials gave to serve the Levites : 220 , each of them assigned by name .
Amin'ireo izay notendrena hanompo ao an - tempoly , izay nomen'i Davida sy ireo manam - boninahiny mba hanompo an'ireo Levita dia : 220 , samy notendrena tamin ' ny anarany avy .
EZR 8:21     Alignment score: 0.339 → 0.355
Then I proclaimed a fast at the Ahava Canal to humble ourselves before God , to seek a straight path from him for us , our little ones , and all our possessions
.
Dia nanambara fifadian - kanina tao amin ' ny Lakan - drano Ahava aho mba hanetry ny tenanay eo anatrehan'Andriamanitra , mba hitady lala - mahitsy avy Aminy ho anay , ny zaza madinikay , ary ireo fanananay rehetra .
EZR 8:22     Alignment score: 0.4 → 0.4
I was ashamed to ask the king for an army or horsemen to protect us against enemies along the way , since we had said to the king , ' The hand of our God is on all who seek him for good , but his might and wrath are on all who forget him . '
Menatra ny hangataka tafika na mpitaingin - tsoavaly tamin ' ny mpanjaka mba hiaro anay amin'ireo fahavalo teny
an - dalàna aho , satria efa niteny tamin ' ny mpanjaka izahay hoe : ' Ny tanan'Andriamanitray dia eo amin ' ny rehetra izay mitady Azy amin ' ny tsara , fa ny heriny sy ny hatezerany dia eo amin ' ny rehetra izay manadino Azy . '
EZR 8:23     Alignment score: 0.329
So we fasted and sought God about this , and he heard our prayer .
Koa nifady hanina sy nitady an'Andriamanitra momba izany izahay , ary niangavy taminy .
EZR 8:24     Alignment score: 0.478
Next I selected twelve men from the priestly officials : Sherebiah , Hashabiah , and ten of their brothers .
Manaraka izany dia nifantina lehilahy roa ambin ' ny folo tamin'ireo manam - boninahitry ny fisoronana aho : Serebia , Hasabia , ary folo tamin ' ny rahalahin'izy ireo .
EZR 8:25     Alignment score: 0.392 → 0.392
I weighed out for them silver , gold , and the objects and offerings
for the house of God that the king , his counselors and officials , and all Israel had freely offered .
Nandanja volafotsy , volamena , ary zavatra sy fanatitra ho an ' ny tranon'Andriamanitra izay natolotry ny mpanjaka , ireo mpanolo - tsainy sy manam - boninahiny , sy ireo izay natolotry ny Israely rehetra maimaim - poana ho azy ireo aho .
EZR 8:26     Alignment score: 0.676 → 0.674
So I weighed into their hand 650 talents of silver , one hundred talents of silver objects , one hundred talents of gold ,
Dia nandanja talenta volafotsy 650 , talenta zavatra volafotsy zato , talenta volamena zato ,
EZR 8:27     Alignment score: 0.501 → 0.525
twenty gold bowls that were together valued at one thousand darics , and two well - polished bronze vessels as precious as gold .
lovia volamena roapolo izay nisanda darika arivo , ary fanaka varahina roa nangirana tsara izay sarobidy toy ny volamena teo am - pelantanan'izy ireo aho .
EZR 8:28     Alignment score: 0.491 → 0.491
Then I said to them , " You are consecrated to Yahweh , and these objects also , and the silver and gold are a freewill offering
to Yahweh , the God of your ancestors .
Dia hoy aho tamin'izy ireo hoe : " Natokana ho an'i Yaveh ianareo , ary ireto zavatra ireto ihany koa , sy ny volafotsy ary ny volamena dia fanati - tsitrapo ho an'i Yaveh , Andriamanitry ny razambenareo .
EZR 8:29     Alignment score: 0.364 → 0.375
Watch over them and keep them until you weigh them out before the priestly officials , Levites , and leaders of the ancestors ' clans of Israel in Jerusalem in the rooms of the house of God . "
Ambeno ireo ary tandremo mandra - pandanjanareo izany eo anatrehan
' ny manam - boninahitry ny fisoronana , Levita , ary ireo mpitarika ny fokon - drazan'Israely any Jerosalema ao amin'ireo efitry ny tranon ' Andriamanitra . "
EZR 8:30     Alignment score: 0.494 → 0.534
The priests and the Levites accepted the weighed silver , gold , and the objects in order to take them to Jerusalem , to the house of our God .
Nanaiky ny volafotsy , volamena , sy ireo zavatra voalanja ireo mpisorona sy ireo Levita mba hitondrana izany any Jerosalema , ao an - tranon
' ny Andriamanitray .
EZR 8:31     Alignment score: 0.391 → 0.392
We went out from the Ahava Canal on the twelfth day of the first month to go to Jerusalem . The hand of our God was on us ; he protected us from the hand of the enemy and the ones who wished to ambush us along the road .
Nivoaka avy tao amin ' ny Lakan - dranon'i Ahava izahay tamin ' ny andro faharoa ambin ' ny folon ' ny volana voalohany mba handeha ho any Jerosalema . Teo aminay ny tanan
' ny Andriamanitray ; niaro anay tamin ' ny tanan ' ny fahavalo sy ireo olona izay naniry ny hanafika anay tampoka teny an - dalana Izy .
EZR 8:32     Alignment score: 0.515
So we entered Jerusalem and stayed there for three days .
Dia niditra tany
Jerosalema izahay ary nitoetra tao nandritry ny hateloana .
EZR 8:33     Alignment score: 0.581 → 0.593
Then on the fourth day the silver , gold , and objects were weighed out in the house of our God , into the hand of Meremoth son of Uriah the priest . With him were Eleazar son of Phinehas , Jozabad son of Jeshua , and Noadiah son of Binnui the Levite .
Ary tamin ' ny andro fahefatra dia nolanjaina tao an - tranon
' ny Andriamanitray teo an - tanan'i Meremota zanaka lahin'i Oria mpisorona ny volafotsy , volamena , sy ireo zavatra , ary niaraka taminy Eleazara zanaka lahin'i Finehasa , Jozabada zanaka lahin'i Jesoa , ary Noadia zanaka lahin'i Binoy ilay Levita .
EZR 8:34     Alignment score: 0.338 → 0.335
The number and weight of everything was determined . All the weight was written down at that time .
Voafaritra ny isa sy ny lanjan ' ny zavatra rehetra . Nosoratana avokoa ny lanja rehetra tamin'izany fotoana izany .
EZR 8:35     Alignment score: 0.493 → 0.459
The ones who came back from the captivity , the people of exile , offered burnt offerings
to the God of Israel : twelve bulls for all of Israel , ninety - six rams , seventy - seven lambs , and twelve male goats as a sin offering . All were a burnt offering for Yahweh .
Ireo olona izay niverina avy amin ' ny fahababoana , ny olona voasesy tany , dia nanolotra fanatitra dorana ho an'ilay Andriamanitr'Israely : omby roa ambin ' ny folo ho an'Israely rehetra , ondry lahy enina amby sivifolo , zanak'ondry fito amby fitopolo , ary osy lahy roa ambin ' ny folo ho fanatitra nohon ' ny fahotana . Fanatitra dorana ho an'i Yaveh ireo rehetra ireo .
EZR 8:36     Alignment score: 0.305 → 0.325
Then they gave the king 's decrees to the king 's high officials and the governors
in the Province Beyond the River , and they helped the people and the house of God .
Dia nomen'izy ireo ho an'ireo manam - boninahitry ny mpanjaka ambony sy ireo governora tany amin ' ny Faritra Andafin ' ny Ony ny lalàn ' ny mpanjaka , ary nanampy ny vahoaka sy ny tranon'Andriamanitra izy ireo .
EZR 8     Average alignment score: 0.486 for 34 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZR:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10